Soanala

Soanala RESTAURANT ouvert dès 14h. Salle de réception pour 50 personnes avec piste de danse. Animation Karaoké tous les jours! Équipe accueillant à votre service!

Proposons délicieux plats à la carte! Divers grillades bien marinés pour vous: Crevette, poisson, Poulet, Viande de zébu... Large choix de salade et autres accompagnement! Superbe décoration de salle spécialement pour vous, toujours en quête de nouveautés pour satisfaire nos clients!

👉Handao indray hanal'azy e!Grillade party arahana vazovazo kely eny e!🎶🎶🎶Ny ambiance mahafinaritra be foana aty an!🍗🍴🍻🍜
25/05/2022

👉Handao indray hanal'azy e!
Grillade party arahana vazovazo kely eny e!🎶🎶🎶
Ny ambiance mahafinaritra be foana aty an!🍗🍴🍻🍜

23/12/2020
27/10/2020

🙏Noho ny antony izay tsy miankina aminay dia voatery hahemotra ny hetsika saika hotontosaina ny 01nov2020! Koa ialana tsiny indrindra amin-tsika rehetra mpankafy!🙏

🔔Zava-baovao indray ato amin'i ~SOANALA Ambodirano~VIENNOISERIE sy PÂTISSERIE matsiro be! Mitongava amizay ange manandra...
28/09/2020

🔔Zava-baovao indray ato amin'i ~SOANALA Ambodirano~
VIENNOISERIE sy PÂTISSERIE matsiro be!
Mitongava amizay ange manandrana e!🔔

16/05/2020

Misokatra maraina ny Resto SOANALA Ambodirano Ivato! Matsiro ny lasopy ara-pahasalamana sady mora mba hifampitsinjovana amin'izao fotoan-tsarotra izao!
Mirary fahasalamana hoan'ny malagasy rehetra!

23/01/2020

♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️

Address

73
Ambodirano

Telephone

0346315078

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soanala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share