Chez BOTA

Chez BOTA Service traiteur, Pâtisserie, cocktail.. A votre service

🏠 Ankadifotsy en face d'ISCAM
📞0345454013

Zao ny Chez BOTA aminy anie e😁🤗🤩Izahay 3 mianaka dia faly mandray anareo ato amin'ny  iza no efa mahafantatra anay ato ?...
22/01/2026

Zao ny Chez BOTA aminy anie e😁🤗🤩

Izahay 3 mianaka dia faly mandray anareo ato amin'ny

iza no efa mahafantatra anay ato ?😁

Hello Hello🤗🤗🤩Ndao isakafo ato aminay e,sady aterinay vao mafana any aminareo mihintsy ny sakafo 😋✨Alefaso ny commande a...
22/01/2026

Hello Hello🤗🤗🤩

Ndao isakafo ato aminay e,sady aterinay vao mafana any aminareo mihintsy ny sakafo 😋✨
Alefaso ny commande ary fa eto ndray izahay anome mafilotra be ho anareo e🎉🎉

Contactez-nous : 0345454013
Lieux Ankadifotsy en face d'ISCAM
Ouvert du lundi au vendredi
9h à19h

Mankasitraka o🤍🤎

Des saveurs uniques à prix doux 🤍🤎

Arahabaina nahatratra ny taona vaovao 2026 e🎉🎉❤️Hitombo fahasoavana,Fahasalamana ✨Ho ambinina ny soa rehetra anie isika🎁...
01/01/2026

Arahabaina nahatratra ny taona vaovao 2026 e🎉🎉❤️
Hitombo fahasoavana,Fahasalamana ✨
Ho ambinina ny soa rehetra anie isika🎁
Enga anie ho taom-mpahombiazana ho antsika rehetra ny 2026

Manaova fety sambatra daholo ary o🎉🌟


#2026

Réveillon , réveillon 🎉🎉😁💃🕺Ndao ho tsenaina amin'ny fety mahafinaritra ny taona vaovao ee🥳Sopapa tsakitsaky kely no nde ...
31/12/2025

Réveillon , réveillon 🎉🎉😁💃🕺

Ndao ho tsenaina amin'ny fety mahafinaritra ny taona vaovao ee🥳

Sopapa tsakitsaky kely no nde ho zaraina aminareo 😋😋

Ao amin'ny commentaires daholo ary eee🕺💃

Ary ny anareo?? inona ny tsakitsaky tena ankafizinareo rehefa réveillon tahak'izao ?inona no efa voahomana aooo??

Mazotoa mamaky aryy😁

Joyeuses fêtes de fin d'année mes chers abonnés 🎉🎁Ny taona no tapitra fa izahay dia ho eo fona anolotra zavatra tsara ho...
31/12/2025

Joyeuses fêtes de fin d'année mes chers abonnés 🎉🎁

Ny taona no tapitra fa izahay dia ho eo fona anolotra zavatra tsara ho anareo hatrany 🌟🤎
Mankasitraka iany koa amin'ny fisianareo fa raha tsy teo ianareo dia zava-paona ny fisianay 😘🥰 Mankasitraka indrindra 🎊🤍❤️

Manaova fety sambatra daholo ary e⭐🎀🎉🎉

Mirary krismasy sambatra ho anao! 🎄🎊Enga anie hanazava ny fonao ny majikan'ny krismasy,hitondra fiadanam-po ,fifaliana h...
25/12/2025

Mirary krismasy sambatra ho anao! 🎄🎊
Enga anie hanazava ny fonao ny majikan'ny krismasy,hitondra fiadanam-po ,fifaliana ho anao iany koa🥳🥰

Samy ho tahin'Andriamanitra ⭐🌟🤎

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Raozy Manga Manga, Annie Faramihanta, Nanad Rahaingo, Ariary Mutual Aid, Ha...
10/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Raozy Manga Manga, Annie Faramihanta, Nanad Rahaingo, Ariary Mutual Aid, Hanitriniala Fity Diamondra, Ntsanta Niaina Marcel, Tsanta Raharimalala, Linasoa Ny Aiko, Räv Mãh, ʢʬʡ Faneva ʢʬʡ, Malala Tiana, Ei Lish, Fi Noana, Rakotosalama Maeva Nathalie, Achat En Linge, Diamondra Christellah, Edelweiss Edelweiss, Randryam Florent

09/12/2025

Helloo ✨🥰
Miato kely indray ny livraison zareo manomboka rahampitso a
Vente sur place fona indray na afaka recuperena ety Ankadifotsy ampitan'ny Iscam 😉
Manomboka amin'ny 10 ora maraina ary amin'ny 7ora ariva kosa no mihidy🥰✨

Ety indray ny fotoana ary eee🥰
Mankasitraka indrindra 🥰

JEUX D'INTERACTION ✨Ndao indray ilalao de aka crédit e😁🥰,izay be point no mahazo azy ary amin'ny latsinainy no mivoka ny...
09/12/2025

JEUX D'INTERACTION ✨

Ndao indray ilalao de aka crédit e😁🥰,izay be point no mahazo azy ary amin'ny latsinainy no mivoka ny valiny✨

Aza adino ary ny :
- mi-abonné ny page
- mi-coms
-mi-partage
-manasa namana maro

Ka aona vonona sa tsy vonona a ? 🥳🥳🥳

Salama e🥰✨Ndao iaraka anomboka herinandro mahafinaritra miaraka amin'i   ✨🤎Ireto ary ny laoka atolotray ho anareo mandri...
08/12/2025

Salama e🥰✨
Ndao iaraka anomboka herinandro mahafinaritra miaraka amin'i ✨🤎

Ireto ary ny laoka atolotray ho anareo mandritra ity herinandro ity 😋🍚
Mazotoa indray ary e🥰✨

Bon Dimanche Daholo🥰🥀"Fa manompoa an'i Jehovah Andriamanitrareo, dia hitahy ny haninao sy ny ranonao Izy; ary hesoriko a...
07/12/2025

Bon Dimanche Daholo🥰

🥀"Fa manompoa an'i Jehovah Andriamanitrareo,
dia hitahy ny haninao sy ny ranonao Izy;
ary hesoriko aminao ny aretina. "
Eks 23:25

📌Chez BOTA ANKADIFOTSY

Address

Ankadifotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez BOTA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share