Kenway Grill

Kenway Grill ☎️:0320477994

12/04/2026

Arivariva aty amin’ny Kenway Grill 🥶

Mbola tsy tara raha izao anao hoavy aty fa mbola mahampy anao izy ato 🫵🏽

☎️:0320477994


10/04/2026

Salade de pâtes 🤤🤤
Kenway Grill

📍Antalaha :Misy fotoana ny tanàna mangina, ny saina mitady fialofana, ary ny vatana mila hery. Tsy mila kabary lava fa a...
10/04/2026

📍Antalaha :

Misy fotoana ny tanàna mangina, ny saina mitady fialofana, ary ny vatana mila hery. Tsy mila kabary lava fa aty amin'ny Kenway Grill no mety aminao .

⏰ 16h00 – 21h30
📞 0320477994

Tongava maro …🫵🏽🕰️


📍Efa paré raha jiaby ato ay.Efa fahatongavanandré feky andrasagna ☺️Misy jus de coco koa ato 🥤☎️:0320477994
08/04/2026

📍Efa paré raha jiaby ato ay.Efa fahatongavanandré feky andrasagna ☺️

Misy jus de coco koa ato 🥤

☎️:0320477994

Mardi 🤩📍Tongava maro☎️🫵🏽
07/04/2026

Mardi 🤩

📍Tongava maro
☎️🫵🏽

07/04/2026

After Pâques.
Still serving the best.

Kenway Grill
☎️:0320477994
Tonight.

Misaotra betsaka an'ireto client ireto nisafidy ny Kenway Grill ho toerana hifampizarana fotoana mamy. Ny fahafaham-pona...
24/03/2026

Misaotra betsaka an'ireto client ireto nisafidy ny Kenway Grill ho toerana hifampizarana fotoana mamy. Ny fahafaham-ponareo amin'ny kalitaon'ny sakafo sy ny fandraisana no tanjonay voalohany.

🕒 Manomboka amin'ny 16h00 hatramin'ny 21h30
Aza tara fa efa vonona ny ekipanay handray anao am-pitiavana sy am-panajana! 🍽️🔥
📍 Kenway Grill
📞 :032 04 779 94

🎉 Arahabaina ho an’ny mpandresy!Ianao no nandrombaka ny loka tamin’ny jeu nataonay 🎁Diadème Aurore.Mankasitraka ny rehet...
21/03/2026

🎉 Arahabaina ho an’ny mpandresy!
Ianao no nandrombaka ny loka tamin’ny jeu nataonay 🎁Diadème Aurore.
Mankasitraka ny rehetra nandray anjara 🙏

👉 Afaka mandalo maka ny fanomezanao ianao androany hariva eto amin’ny Kenway Grill.

👉 Mbola maro ny surprise ho avy…

🌙 Aid Moubarak!Feno hafaliana izahay miarahaba manokana ireo musulmans rehetra izay manome fitokisana anay isan’andro ❤️...
20/03/2026

🌙 Aid Moubarak!
Feno hafaliana izahay miarahaba manokana ireo musulmans rehetra izay manome fitokisana anay isan’andro ❤️

Andro fety, andro fihaonana!
👉 Kenway Grill misokatra androany — tongava hankafy sakafo tsara miaraka amin’ny namana sy fianakaviana.
☎️:0320477994

Tsy mila mitady lavitra 👀Ny sakafo ilainao androany efa eto👉 Kenway GrillTongava na mandefa commande📞 032 04 779 94
19/03/2026

Tsy mila mitady lavitra 👀
Ny sakafo ilainao androany efa eto
👉 Kenway Grill

Tongava na mandefa commande
📞 032 04 779 94

18/03/2026

Efa miambigny andré zahay ato ☺️
Tohina hely namanao fa l’heure ay 🫵🏽🕰️
☎️:0320477994
Kenway Grill🙏🏾❤️

Address

Ambatoratsy
Antalaha
206

Opening Hours

Tuesday 03:00 - 21:30
Wednesday 15:00 - 21:30
Thursday 15:00 - 21:30
Friday 15:00 - 21:30
Saturday 15:00 - 21:30
Sunday 15:00 - 21:30

Telephone

+261320477994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kenway Grill posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category