25/07/2026
✨ Mitohy foana ny fifampizaràna miaraka amin'ny Dite Sahambavy, entinay hanomezana hafanàna sy fitoniana amin'izao andro mamirifiry izao💛
Satria ny fotoana rehetra iarahana dia lasa mamy foana miaraka amin'ny Dite Sahambavy.😊🍵