16/05/2026
🌸 Aza adino fa mbola tsy tapitra ny fandraisanay commande ho an’ny Fête des Mères an 🥰❤️
❌ Misy karazany 2 azo isafidianana :
💐 Gâteau Fleur Bouquet
🎂 Bento Cake
🎁 Misy ihany koa lalao ahazoana loka, koa manasa antsika rehetra handray anjara satria mety ianao mihitsy no hahazo ilay gâteau maimaim-poana ❤️🤪
Coucou daholo oh! Ho avy indray ny Fête des Mères ❤️🎉
Faly izahay manolotra ireto gâteaux manokana ireto ho anareo, amin’ny vidiny mirary nefa tsara tarehy sy matsiro, miaraka amin’ny endrika vaovao indray 🤩
Alefaso ary ny commande fa efa vonona izahay handray!
📞 Tél : 034 87 652 40
💰 Prix : 40.000 Ar
🎁 Misy jeu kely mahafinaritra!
Te hahazo gâteau maimaim-poana ve ianao? 😜
Andramo ange e!
Fitsipika :
❤️ Abonneo ny page (asio capture eo amin’ny commentaire)
❤️ Partageo eo anao😊
❤️ Mentionne-o ao amin’ny commentaire ny namanao (maximum izay vitanao🥰)
🎉 Izay manana réaction be indrindra amin’ny commentaire-ny no mandresy! 💥
📌 NB : Ny 27 Mai amin’ny 18h no hifaranan’ny lalao ❤️
🏆 Fandresena (2 gagnants) :
🥇 1er gagnant :
Ilay manana réaction be indrindra amin’ny commentaire-ny
🎂 Mahazo iray amin’ireo gâteaux hita amin’ny sary 😜
🥈 2ème gagnant :
Ilay manaraka akaiky indrindra (réaction faharoa betsaka indrindra)
🍰 Mahazo Bento Cake 😍
😅 Lasa ary tsika eh!