Manonga

Manonga Snack | Salon de thé | Salon de coiffure | Art Malagasy

Manonga
Mandroso amin'ny ho avy tsara koko

24/01/2022

Mampahafantatra antsika izahay fa mifindra eny amin'ny Akany Avoko ny "restauration-service traiteur" tato Manonga, misy fampanofana fitaovana hisakafoana ihany koa toa ny lovia, sotro sns, fanazavana fanampiny 0341168659 /0331268659 /0347397373
Misaotra antsika izay nanohana sy manjifa ny vokatra "Manonga"
Ambara eto fa foana hatreo ny Manonga fa efa lasa "Fanamby" eny Faravohitra

Nous vous informons que le restaurant- service traiteur Manonga est déplacé au centre Akany Avoko Faravohitra sous le nom "Fanamby", il y a aussi location des vaiselles ect, contact 0341168659 /0331268659 /0347397373
Nous somme si reconnaissant de votre appuie, d'êtres clients fidèles

The activities at Manonga are moved at Fanamby snack at Faravohitra, we rented out kitchen ustencil ect, please contact 0341168659 /0331268659 /0347397373
we thank you so much for your amazing supports and for being loyal customers




🙏🙏🙏🌼🌼🌼🌺🌺🌺💐💐💐🌹🌹🌹

"Fisaorana noho ny fahafoizana fotoana sy harena ary hafaliana"Ny talen'ny Akany Mandrosoa zazalahy sy ny talen'ny  Akan...
02/10/2021

"Fisaorana noho ny fahafoizana fotoana sy harena ary hafaliana"

Ny talen'ny Akany Mandrosoa zazalahy sy ny talen'ny Akany Avoko Faravohitra dia maneho fisaorana erampo antsika tsirairay tonga maro be, na ny tsy afaka, tamin'ny "afterwork" Manonga izay tontosa omaly hariva"
Ny tanjotsika dia fanohanana ny asa fanabeazana ho an'ireo ankizy beazina amin'ireo Akany mpianadahy ireo. Santatra ambavarano iny fa maniry ny mbola hitohizany ary koa mba hitombo isa isika Akany hiaraka haneho hetsika toa izao.
Misaotra manokana an'i zoky Mana sy ny ekipany fa tena nanao sorona ny ainy tamin'ny fikarakarana sy fanatontosana. Efa ao aminareo ny sosialy, "Miorena tsara, asa miova". 🙏🙏🙏🎖️🎖️🎖️🥇🥇🥇❤️❤️❤️
Misaotra ireo nanohana azy ireo 🏆🏆🏆
"Ny kibo voky, ny asa soa vita"



💕💕💕Kibo voky, hafaliana ampoka, fanamby fanasoavana tanteraka, beazina mistraka ny zony no fetra 🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️💐💐💐"Soa  vi...
28/09/2021

💕💕💕Kibo voky, hafaliana ampoka, fanamby fanasoavana tanteraka, beazina mistraka ny zony no fetra 🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️💐💐💐

"Soa vita tsy mba nenina"🏆🏆🏆



💐💐💐" Manonga  miraikitra am-po""Vers l'autonomisation du centre" ( PDD triennale Axe 5) : en plein renovation🕌🌃Tetikasa ...
16/09/2021

💐💐💐" Manonga miraikitra am-po"
"Vers l'autonomisation du centre" ( PDD triennale Axe 5) :
en plein renovation🕌🌃

Tetikasa fanamboarana an'i Manonga mba ho toerana fidiram-bola ho an'ny Akany, isan'ny olana govana tsy nampandroso sy nampikatona ny Akany tamin'izany fotoana izany ny tsy fisian'ny fidirambola maharitra. Koa natsangana ny "Tetikasa maharitra lovainjafy" eto amin'ity toerana nomen'ny FFPM ofaina @ vidiny mirary mba hanaovana asa hampidi-bola @ farahakeliny 30%.
Trano efa mila fanatsarana, efa nanao f mbola mila hatsaraina hatrany mba hahafampo ny tolotra :
1. toeram-pisakafoanana ( restaurant)
2. Toerana azo ivoriana misy ny fitaovana rehetra
3. Service traiteur
4. Toerana azo hanaovana événements, fiançailles, ect
5. Toerana fiofanana " tao-volo sy endrika amambika"
6. Vue panoramique
7. couché du soleil inoubliable

Afaka fotoana fohy dia ho vita ny fanamboarana fa dia manomana antsika sahady an 🥂🍨💥

Mbola misokatra ihany na anaty fanamboarana aza ny alatsinainy - sabotsy, aza adino mamandrika raha olona maromaro
🍟🍓🥯🍨🥧🥂🥤

"Manonga" :Rénovation of memorable and peacfull place🌷🌳🌴🌲🌱🍁🍂, you will never forget, unique sun set in Antananarivo ☀️🌞😎I promise ❤️❤️❤️🥇🥇🥇🎊🎊🎊

👉N'hésitez pas à nous contacter!!!        ➡ Madame SAHOLY 034 45 603 98      ➡ Monsieur MANOU 034 04 666 35
02/07/2021

👉N'hésitez pas à nous contacter!!!

➡ Madame SAHOLY 034 45 603 98
➡ Monsieur MANOU 034 04 666 35

Profitez d'une belle vue sur le lac Anosy et de l'euphorie liée à la fête de l'indépendance, en toute sécurité chez nous...
17/06/2021

Profitez d'une belle vue sur le lac Anosy et de l'euphorie liée à la fête de l'indépendance, en toute sécurité chez nous !
Pour les gourmands, le restaurant sera ouvert à partir de 15h

- N'hésitez pas à déguster nos spécialités à partir de 3000ar
👉Assiettes de tapas,
👉Masikita, grillade,
👉Soupe (aux légumes/chinoise/tongotr’omby),
👉Steak frites,…
- Animations diverses (karaoké, arendrina, ….)
- Consommation obligatoire
- Places limitées
- Réservation obligatoire auprès de Mr Henjy 0348931213

💢Andao Indray oo💢👉Amboary ny fandaharam-potoana
08/06/2021

💢Andao Indray oo💢

👉Amboary ny fandaharam-potoana

01/06/2021

🎊Manasa anareo namana sy tapaka tia mikarakara vatana,
efa miandry an-tsika ao i
===> Alatsinainy - Sabotsy 7ora maraina - 5 ora hariva
===> Reservation 0347543347/ 0344560398

Andao tohanana ny asa.

💗"Ny vatana voakarakara, ny asa soa vita "💗

Afterwork Manongaedition 1, 19, 03.21. fin Mai  indray ny manaraka f miomama daholo an!!!"Hafaliana foana tsiky lava mia...
14/04/2021

Afterwork Manongaedition 1, 19, 03.21. fin Mai indray ny manaraka f miomama daholo an!!!
"Hafaliana foana tsiky lava miaraka am ekipa Manonga"




Allo allo ! toeran "meva masoandro " @ Manonga, tena toerana lafatra ahitana an'Antananarivo sy ny hakatony tsy misy man...
27/03/2021

Allo allo ! toeran "meva masoandro " @ Manonga, tena toerana lafatra ahitana an'Antananarivo sy ny hakatony tsy misy manakona mihintsy. Mila bozaka sy fanatsarana ny toerana mba ho tena lafatra ny rivotra madio sy anti-stresse, koa miantso antsika olontsotra/fikambanana tia hametraka asa-tanana tsy ho adino mandrakizay:
- bozaka milamina tsara
- vatokely na pavet kely
-latabatra sy seza ary elo,
- voninkazo maro loko
ireo no hitadiavana tolo-tanana avy amintsika dia ho lafatra ny toerana.
Aza misalasala fa izay vitanao dia raisina antanandroa.
Misaotra mialoha an 🙏🙏🙏🌸🌸0341168659
azo tsidihana tsara ny toerana
Raha misy pysagiste moa dia aoka fotsiny re
p. s: maniry indrindra ho vita alohan'ny volana May mba ankafizana ny afomamga 25 juin

Jour J o ! rahariva ny fotoana 🎊🎊🎊
19/03/2021

Jour J o ! rahariva ny fotoana 🎊🎊🎊

J-3 "Kalo & Kaly" 1er édition,vonona ny sakafovonona ny mpanentanavononan ny fitaovanatous simplement "vonona"tongava da...
17/03/2021

J-3 "Kalo & Kaly" 1er édition,
vonona ny sakafo
vonona ny mpanentana
vononan ny fitaovana
tous simplement "vonona"
tongava daholo!!!
zoma 19 martsa 2012 am 6 ora!!!

Address

Lot VH 6 Ambatovinaky
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 16:00
Wednesday 10:00 - 16:00
Thursday 10:00 - 16:00
Friday 10:00 - 16:00
Saturday 10:00 - 16:00

Telephone

+261341476192

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manonga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manonga:

Share

Category