Chez Eva

Chez Eva Recette sans triche et goût du fait maison a prix raisonnable

Salama daolo nahatratra taona 2024 !Ity ary menu de la semaine 08 au 12 janvier 2024 anay raha mahaliana anao .Abonnemen...
08/01/2024

Salama daolo nahatratra taona 2024 !

Ity ary menu de la semaine 08 au 12 janvier 2024 anay raha mahaliana anao .

Abonnement par semaine ou par mois
Mandefa menu ny lakamisy na zoma izahay isankerinandro.
25.000 ar / semaine :
Plat à 5.000 ar ( vary sy laoka +Achard ou crudités avec accompagnement)

Ny rééquilibrage alimentaire kosa dia :
30.000ar -36.000ar-40.000ar-50.000ar

Fruits variés:
15.000ar - 20.000 ar-30.000ar

Tarif 5/7 daolo ireo :

Livraison entre 12h à 13h :

Lundi 08 :
henomby sy kabaro
henakisoa+anana
crudités +charcuterie

Mardi 09:
trondro
choux fleurs+steack
crudités poisson

Mercredi 10:
porc panne
atin akoho sauce
crudites+ poulet grille

Jeudi 11:
poulet panne+legumes
boulette de poisson +anana
crudite+ porc

Vendredi 12:
riz cantonais garnie
pate seches + croquette de poulet
crudite+saucisse fumee

Aza misalasala manontany :
0347185095

Chez Eva tanimalalaka ambodimita

Ensemble jogging pour enfants 15.000ar a 25.000ar
07/06/2023

Ensemble jogging pour enfants
15.000ar a 25.000ar

Bonne et heureuse année daolo ♥️
09/01/2023

Bonne et heureuse année daolo ♥️

Ianareo koa angah indraindray mba tendakanina maraina 😁😁😁😁
18/10/2022

Ianareo koa angah indraindray mba tendakanina maraina 😁😁😁😁

13/10/2022
Mafinaritra foana mifapizara sy mifandray aminareo 😍😍😍Mankasitraka tompokoAmbodimita tanimalalaka en face arret bus ambo...
22/09/2022

Mafinaritra foana mifapizara sy mifandray aminareo 😍😍😍
Mankasitraka tompoko
Ambodimita tanimalalaka en face arret bus ambony no misy anay.
Ao Amin ny Google map ao alefa eo Amin ny commentaire ny sariny trano chez Eva 😊😊😊
Tongava manandrana Raha mbola tsy taty efa miezaka foana izahay 😊
0347185095
Mandray commande van tan /demi lune/boullette /bouchon/ char SIU /poulet laqué /
Tsy ho ela hanao mamimamy ihany koa izahay
Ny tena ankafizinareo moa nem chez eva 😋😋😍😍😍
Ao anaty commentaire ao ny sary ary eee

Address

Ambohibao
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 21:00
Tuesday 06:30 - 21:00
Wednesday 06:30 - 21:00
Thursday 06:30 - 21:00
Friday 06:30 - 21:00
Saturday 06:30 - 21:00

Telephone

+261347185095

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Eva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chez Eva:

Share