Kᴀsᴀɪɴᴀ Sᴘᴏᴛ ᴍᴀᴅᴀ

Kᴀsᴀɪɴᴀ Sᴘᴏᴛ ᴍᴀᴅᴀ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kᴀsᴀɪɴᴀ Sᴘᴏᴛ ᴍᴀᴅᴀ, Antananarivo.

😉 Fivarotana en ligne mora vidy eto Madagasikara
👕 Lamaody • 👟 Kiraro • 🧸 Kilalao • 🏠 Décoration • 🍲 Sakafo 🛒
💥 Zavatra rehetra ilainao, mora sy tsara
📲 Araho izahay ho an’ny tolotra maro✨
🛍️ Pejy Offisialy

😉Araka ny fotoana nomena dia anio livraison ny commande taminy zoma sy sabotsy 💸Cahier magique éducatif ✨📦✨ Fakasitrahan...
18/05/2026

😉Araka ny fotoana nomena dia anio livraison ny commande taminy zoma sy sabotsy 💸

Cahier magique éducatif ✨

📦✨ Fakasitrahana lehibe ho anareo rehetra amin’ny fahatokisana sy fanohanana hatrany.

Fonosana 10 vonona halefa any aminy faritra anio hariva 🚚💨
☺️Tsy adino ny eto Antananarivo vita taminy 3 ora hariva teo ,maro ianareo 🙏

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏💙

🥰 𝗦𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝗱𝗮𝗼𝗹𝘆 𝗩𝗲 𝗼?Mangatsiaka be ny andro 🥶😌 Fa zà rehefa otr’izao dia faly be satria efa akaiky ny grande vacances 😍🙈...
15/05/2026

🥰 𝗦𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝗱𝗮𝗼𝗹𝘆 𝗩𝗲 𝗼?

Mangatsiaka be ny andro 🥶😌 Fa zà rehefa otr’izao dia faly be satria efa akaiky ny grande vacances 😍🙈🏝️

Ho anareo izay mbola mitady 𝐂𝐚𝐡𝐢𝐞𝐫𝐬 𝐦𝐚𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐟 ✨ dia mbola disponible hatrany izy ity 📚💖

🥰 Efa tonga manerana ny nosy mihitsy izy ity ka lasa “vacances” 😅 mialoha ny saiko 🥰

📍 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒅𝒊𝒅𝒊𝒏𝒂
📍 𝑫𝒊𝒆𝒈𝒐
📍 𝑴𝒂𝒋𝒖𝒏𝒈𝒂
📍 𝑻𝒂𝒎𝒂𝒕𝒂𝒗𝒆
📍 𝑭𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂
...𝒔𝒚 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒉𝒂𝒇𝒂 ✨
🙏 𝑬𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝒏𝒂𝒏𝒋𝒊𝒇𝒂 𝒔𝒚 𝒂𝒇𝒂-𝒑𝒐

Afaka mandefa commande avy hatrany ianareo ??️
✅ Livraison : Lundi avokoa ireo commande voaray satria lany vetivety ato 🙏

💸 Vidiny : 10 000Ar Monja ✨

Aza tara ary fa tena manampy ny ankizy hianatra sady milalao

🥰 Coucou... mbola ao ve ianareo ?Izahay sy ireo clients mahafinaritra aty ambadika aty mbola tena ao foana euh ☺️hihi ,h...
07/05/2026

🥰 Coucou... mbola ao ve ianareo ?

Izahay sy ireo clients mahafinaritra aty ambadika aty mbola tena ao foana euh ☺️hihi ,hiverina tsy ho ela eto aminy pejy 😉

Afaka miditra MP na WhatsApp avy hatrany amin’ireo articles mbola hitanareo eto amin’ny pejy raha mbola disponible 🛍️✨

📚 Cahier Magique izao ireto
Mankasitraka indrindra hatrany 🙏💖

Ankasitrahana tsika indray iRakotoniriana Koloina  🎊👉 Crédit 🎁Mankasitraka Foana 💙
28/04/2026

Ankasitrahana tsika indray i
Rakotoniriana Koloina 🎊

👉 Crédit 🎁

Mankasitraka Foana 💙

🥹 Magigina ny Pejy, atooo heiiinn…Sahirana mitady arrivages e? 😅😍 Ity esembles ity no hita… jereo amin’izao ny hatsarany...
28/04/2026

🥹 Magigina ny Pejy,
atooo heiiinn…

Sahirana mitady arrivages e? 😅

😍 Ity esembles ity no hita… jereo amin’izao ny hatsarany
😂 Fa ilay kiraro kosa tsy amidy an😂

😆 Efa ety ambony baffle izahay mianaka miandry anareo🤩miaraka aminy La mode vaovao malaza,
🫣Saody misy bam pa bam pa ..any o😁

😌 Izay fa 💙 kasaina aza tsy kivy e…miandry miaraka amiko 🤧

🙈 Tsy dispo de suite 🤌 fa admin ihany aloha

💙Alefa mora jereo izay mety 👇Vidiny mora ho anao ✨
28/04/2026

💙Alefa mora jereo izay mety 👇

Vidiny mora ho anao ✨

Coucou 🥹👉 Ity 😁 no antony mahatonga antsika tsy kivy… tsikin’ny ankizy ✨🫣 Rendrika ve ianao ? 😍👉 Avelao ny « ❤️ » 😌 Kas ...
24/04/2026

Coucou 🥹

👉 Ity 😁 no antony mahatonga antsika tsy kivy… tsikin’ny ankizy ✨
🫣 Rendrika ve ianao ? 😍

👉 Avelao ny « ❤️ » 😌 Kas 😉

✨📦 Aza adino fa rahampitso daholo ny livraison kapa  arrivages 🚚💨⏰ Miomàna dieny izao fa tonga any kapa  vaovao 😍📩 Ataov...
22/04/2026

✨📦 Aza adino fa rahampitso daholo ny livraison kapa arrivages 🚚💨

⏰ Miomàna dieny izao fa tonga any kapa vaovao 😍

📩 Ataovy haingana ny commande-nao fa mety ho lany😉
Vidiny mora ho anao✨



❌Tadremo JP manandala ❌

😉 Iza avy no mbola mitady kapa fa tsy nahazo tamin’ilay teo aloha? 😍👉 Tonga indray ary ny arrivages vaovao ✨💰 Vidiny: 15...
21/04/2026

😉 Iza avy no mbola mitady kapa fa tsy nahazo tamin’ilay teo aloha? 😍

👉 Tonga indray ary ny arrivages vaovao ✨
💰 Vidiny: 15 000Ar

📏 Pointures: 36 hatramin’ny 40
🎨 Efa ireo couleurs disponibles

🚚 Livraison: Alakamisy daholy
⚠️ Stock voafetra be!

👉 Tongava maka dieny mbola misy 😌

❌ Tadremo ny JP Wera......❌

🌟 Isaorana manokana ianareo 🙏💖 Larissa Hardy & Younnee TsouTop interactions de la semaine 🎉Mankasitraka Tompoko 😍🎁 Crédi...
21/04/2026

🌟 Isaorana manokana ianareo 🙏

💖 Larissa Hardy & Younnee Tsou

Top interactions de la semaine 🎉
Mankasitraka Tompoko 😍
🎁 Crédit 💌

😌 Tsisy nahazo ilay gloss ? 🫣💋👉 Aza manahy fa mbola misy surprise hizarantsika azy 🤭😉🎁✨ OFFRE SPÉCIALE – 10 000Ar monja🖍...
18/04/2026

😌 Tsisy nahazo ilay gloss ? 🫣💋
👉 Aza manahy fa mbola misy surprise hizarantsika azy 🤭😉🎁

✨ OFFRE SPÉCIALE – 10 000Ar monja

🖍️ Crayons de couleur Stitch
✔️ Tsy fonony fotsiny no misy sary 😍
✔️ Fa hatramin’ny vatany mihitsy dia misy déco Stitch
✔️ Tsara kalitao, mandaitra tsara ho an’ny ankizy 🎨

🎁 BONUS:
👉 Omena gloss manitra Kely mampite-hihinana no tsara Kelly 💋 MAIMAIM-POANA ny Maman rehetra manjifa azy 💖

⚡ Stock voafetra – aza tara
📩 Commande en message privé
Vidiny mora ho anao ✨
🐾 Livraison Lundi 🐾

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kᴀsᴀɪɴᴀ Sᴘᴏᴛ ᴍᴀᴅᴀ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share