Mi Panda Store

Mi Panda Store 🔥Mi Panda Store 🔥

👗 Friperie chic & éco-friendly
✨ Dépôt de pépites secondes mains
🌍 Mode durable • Petits prix • Style garanti

30/05/2025

Misaotra nandalo Tsiaro H 😊
Manao karaks aty aminay zao no mety amin'izao andro mangatsiaka zao. 🎤
Mafana ny ambiance. ❤️
Tandremo fotsiny "mission failed" 😉🫣

🔥Anniversaire anao ve atsy ho atsy ? Mbola tsy nahita toerana ? 🎉💰 Andao ao amin'ny O’ TRACE  e🫣✍️Afaka manao réservatio...
30/04/2025

🔥Anniversaire anao ve atsy ho atsy ? Mbola tsy nahita toerana ? 🎉

💰 Andao ao amin'ny O’ TRACE e🫣

✍️Afaka manao réservation. Afaka hoe trano fotsiny afaka koa hoe trano sy sakafo. Izay mety aminao dia ataonay. 😜

❤️Tonga dia raiketo fa sao tsy mahazo toerana 👌

😍Mandray koa izahay ho an'ny "événement" hafa 👏

🔥Androany sisa an 😁 Promotion = Mitondra namana 5 na mihoatra dia mahazo THB GM 1 OFFERT 😉

😆 Misokatra zahay rapitso an sao dia tara 😊

🎤Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7 🥰

🔥BAR - SNACK ET RESTAURANT
🔥KARAOKE OPEN MIC
🔥LOCATION SALLE ANNIVERSAIRE, FÊTE DE FAMILLE, TEAM BUILDING, EVJF, EVJG OU AUTRE (AVEC PACK MENU INTÉRESSANT)
🔥SALLE DE RÉPÉTITION POUR LES GROUPES MUSICIENS/ARTISTES/COVERS ETC
🔥SALLE DE SHOOTING POUR ENTREPRISES
🔥SOIRÉE PRIVÉE OU SOIRÉE FILM ENTRE CAMARADE

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 40 m miala ny Chic by Fabiola (Vavambiby)

🔥Efa misy pro sa mbola amin'ny lundi de pâques ? 🌼O’ TRACE  tsy mamela anareo rery. Ireto ary ny programa. ♥️✅Lundi de p...
20/04/2025

🔥Efa misy pro sa mbola amin'ny lundi de pâques ? 🌼

O’ TRACE tsy mamela anareo rery. Ireto ary ny programa. ♥️

✅Lundi de pâques : 21 aprily 2025
🫰Misokatra izahay
✅Mardi de pâques : 22 aprily 2025
🫰Mikatona maka aina kely izahay
✅Mercredi macron 😂: 23 aprily 2025
🫰Misokatra soamatsara izahay

❤️Tonga dia raiketo fa sao tsy mahazo toerana 👌

🔥Promotion mitohy iany = Mitondra namana 5 na mihoatra dia mahazo THB GM 1 OFFERT 😉

🎤Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7 🥰

🔥BAR - SNACK ET RESTAURANT
🔥KARAOKE OPEN MIC
🔥LOCATION SALLE ANNIVERSAIRE, FÊTE DE FAMILLE, TEAM BUILDING, EVJF, EVJG OU AUTRE (AVEC PACK MENU INTÉRESSANT)
🔥SALLE DE RÉPÉTITION POUR LES GROUPES MUSICIENS/ARTISTES/COVERS ETC
🔥SALLE DE SHOOTING POUR ENTREPRISES
🔥SOIRÉE PRIVÉE OU SOIRÉE FILM ENTRE CAMARADE

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 40 m miala ny Chic by Fabiola (Vavambiby)

🎤Andao hirevirevy sy ivazovazo fa fety ny andro🍻💰Promotion miavaka indray no atolotr'i O’ TRACE . 🫣❤️Manomboka izao hatr...
17/04/2025

🎤Andao hirevirevy sy ivazovazo fa fety ny andro🍻

💰Promotion miavaka indray no atolotr'i O’ TRACE . 🫣

❤️Manomboka izao hatramin'ny faran'ny volana 👌

🔥Mitondra namana 5 na mihoatra dia mahazo THB GM 1 OFFERT 😉

🎤Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7 🥰

🔥BAR - SNACK ET RESTAURANT

🔥KARAOKE OPEN MIC

🔥LOCATION SALLE ANNIVERSAIRE, FÊTE DE FAMILLE, TEAM BUILDING, EVJF, EVJG OU AUTRE (AVEC PACK MENU INTÉRESSANT)

🔥SALLE DE RÉPÉTITION POUR LES GROUPES MUSICIENS/ARTISTES/COVERS ETC

🔥SALLE DE SHOOTING POUR ENTREPRISES

🔥SOIRÉE PRIVÉE OU SOIRÉE FILM ENTRE CAMARADE

📞 038 61 920 63

📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 40 m miala ny Chic by Fabiola (Vavambiby)

🥰Ndraindray tena misy hoe mahatsiarotsiaro an'ilay mine-sao O’ TRACE iny 🫣Miaraka amin'ny "jus bien glacé" na "cocktails...
08/04/2025

🥰Ndraindray tena misy hoe mahatsiarotsiaro an'ilay mine-sao O’ TRACE iny 🫣

Miaraka amin'ny "jus bien glacé" na "cocktails".

❤️Tonga dia ao tsara 👌

🎤Sady afaka mihira tsara amin'ny karaoke amin'ny toerana "cozy" mamy kely 🥰

Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola (Vavambiby)

🍟 Andao ndray anao "plan Frite" 😉💰 Sady mora be nefa matsiro kely. 🤤🌶️ Mbola ampiarahana amin'ny poulet pané 🍗Tsy misy o...
25/03/2025

🍟 Andao ndray anao "plan Frite" 😉

💰 Sady mora be nefa matsiro kely. 🤤
🌶️ Mbola ampiarahana amin'ny poulet pané 🍗

Tsy misy ohatr'azy ♥️

🔥Adresse tokana : O’ TRACE 🔥

👉Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7 - 10h à 21h ♥️

📞 WhatsApp / Téléphone : 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

🌨️Ity andro ity ohatran'ny tsy tapa-kevitra mihitsy. 😂❄️Tsy hita mafana🌞Tsy hita mangatsiaka 🍗Ilay pistolet crémeux ato ...
16/03/2025

🌨️Ity andro ity ohatran'ny tsy tapa-kevitra mihitsy. 😂

❄️Tsy hita mafana
🌞Tsy hita mangatsiaka

🍗Ilay pistolet crémeux ato amin'ny O’ TRACE nefa tena tapa-kevitra be mihitsy hoe matsiro kely 🫣

🔥Nareo sisa no andrasana🥰

👉Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7 - 10h à 21h ♥️

📞 WhatsApp / Téléphone : 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

🌹Mavokely ny thème 🤭💋Mirary fety Sambatra ho an'ny vehivavy rehetra 🌸💪Ho vehivavy vanona sy tafita ary irin'olona fa tsy...
08/03/2025

🌹Mavokely ny thème 🤭

💋Mirary fety Sambatra ho an'ny vehivavy rehetra 🌸

💪Ho vehivavy vanona sy tafita ary irin'olona fa tsy haniry olona 🔥

PS : Tongava manao selfie manja kely eo amin'ilay fitaratra be anay ao amin'ny O’ TRACE fa tonga dia manja kely 👇😉

Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

📣Eh oh mafanaaaaa📣🎵Ndao hanala hetaheta ao amin'ny O'traceManome hafaliana ny fiainanaaaaaa🎵🍹O'TRACE Mojito, Tequila Sun...
27/02/2025

📣Eh oh mafanaaaaa📣

🎵Ndao hanala hetaheta ao amin'ny O'trace
Manome hafaliana ny fiainanaaaaaa🎵

🍹O'TRACE Mojito, Tequila Sunrise 🥥
❤️O’ TRACE mamin'ny foko sady tsy foiko 🥰

Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

🍟Zany ka tena "Burger". 🍔🤤Jereo ny hatsarany fa sady be sauce miraradraraka tsara no mbola misy frite koa miaraka aminy....
22/02/2025

🍟Zany ka tena "Burger". 🍔

🤤Jereo ny hatsarany fa sady be sauce miraradraraka tsara no mbola misy frite koa miaraka aminy. 🥰

🥰Mahavoky tsara. Mampite ihinana foana. 🥃

O’ TRACE no adresse vaovao raha te ihinana "Burger".

🎤Sady afaka mihira tsara amin'ny karaoke amin'ny toerana "cozy" mamy kely 🥰

Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

😍 Tsy aiko Ianareo fa izahay ohatran'ny hoe feno fitiavana izany 🤭🥰 Dia misy promotion hafa kely ato aminay😜 Inona ary o...
15/02/2025

😍 Tsy aiko Ianareo fa izahay ohatran'ny hoe feno fitiavana izany 🤭

🥰 Dia misy promotion hafa kely ato aminay😜 Inona ary o ? 🤞

🎉2 canettes de bière THB achetées = 1 bière THB PM en verre offerte. 🎉

🥃Bien glacé azafady ❄️ Ny andro mafana 🤭

O’ TRACE iany ☺️

👉Offre valable jusqu'à épuisement des stocks 👈

Restaurant - Lounge-bar - Karaoke 6j/7

📞 038 61 920 63
📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

🎯Mitady toerana ampiarahana amin'ny saint-Valentin ve ianareo roa kely ? 🎉😉O’ TRACE dia nanomana surprise kely ho an'ny ...
10/02/2025

🎯Mitady toerana ampiarahana amin'ny saint-Valentin ve ianareo roa kely ? 🎉

😉O’ TRACE dia nanomana surprise kely ho an'ny mpifankatia. 😍 Menu mamy kely namboarina manokana ho anareo. 🤤

🔥Le tout à seulement 60 000 ar pour deux personnes. 🤩

📞 Réservez vite votre place en privé. Merci de préciser l'heure. Le menu est disponible tout au long de la journée jusqu'au soir pour mieux vous satisfaire. 😎

📍Soarano amin’ilay Pavé sens unique miakatra ho any Ambondrona raha avy eo amin’ny rond point behoririka, 250 m miala ny Chic by Fabiola.

Address

Lot II E10 Soarano Tsiazotafo
Antananarivo
101

Telephone

+261387810165

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Panda Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category