Poulet Maxiro

Poulet Maxiro Une gamme de maXiro pour vous plus de choix, plus de flexibilité, et une expérience complète

"Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa zay tia an'Andriamanitra..."Asa fanorenana ny fiangonana F...
12/10/2024

"Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa zay tia an'Andriamanitra..."

Asa fanorenana ny fiangonana FLM Antangirika.



𝕞𝕒𝕏𝕚𝕣𝕠 𝕤𝕪 𝕄𝕒𝕚𝕤𝕠𝕟 𝕕𝕦 ℙ𝕠𝕦𝕝𝕖𝕥 Rehefa mila charcuterie tsara sy matsiro tsara hoan'ny mpanjifa dia mitady akoho tsara fiompi...
23/09/2024

𝕞𝕒𝕏𝕚𝕣𝕠 𝕤𝕪 𝕄𝕒𝕚𝕤𝕠𝕟 𝕕𝕦 ℙ𝕠𝕦𝕝𝕖𝕥

Rehefa mila charcuterie tsara sy matsiro tsara hoan'ny mpanjifa dia mitady akoho tsara fiompiana ary atokisana ny fahasalamana sy madio ary tsy voky hormone de croissance.

Izany no atony ny fiaramiasa ny Poulet Maxiro sy Maison du Poulet eny Amboanjobe.

Raha mila akoho isika dia afaka miantso na mandefasa message ao amin'ny Messenger.

📷 Vonona ny moto hanao livraison gratuite ny talata sy zoma

☎️ 0384032221

🏖️ 𝙢𝙖𝙓𝙞𝙧𝙤 𝙚𝙨𝙩 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡𝙖 𝙥𝙡𝙖𝙘𝙚 🏝️Rehefa ianao miteny amin'ilay client sambany hanandrana tsiron'izany charcuterie izany tam...
22/09/2024

🏖️ 𝙢𝙖𝙓𝙞𝙧𝙤 𝙚𝙨𝙩 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡𝙖 𝙥𝙡𝙖𝙘𝙚 🏝️

Rehefa ianao miteny amin'ilay client sambany hanandrana tsiron'izany charcuterie izany tamin'ny fiainany ka teneninao hoe alaivo sary aloha ny hinana azy. Dia izao no sary alefany aty.

👉🏽 Mortadelle spécial blanc de poulet avec vue de la plage Andilana depuis le Cap Doré, Nosy Be 🩵🩵🩵

🅒'🅔🅢🅣 🅛🅐 🅥🅘🅔Indraidray izaho mamaky ireny zavatra zarain'ireo mitonon-tena coach ireny. Misy coach iray izay aza hoe mor...
21/09/2024

🅒'🅔🅢🅣 🅛🅐 🅥🅘🅔

Indraidray izaho mamaky ireny zavatra zarain'ireo mitonon-tena coach ireny. Misy coach iray izay aza hoe mora mihintsy aza mahasahy miteny fatratra fa tsy ilaina ny mianatra ary tsy ilaina miasa mafy izany.

Sûre 100% izaho fa mbola tsy nandraraha izy. Mbola tsy niaina hoe aiza no hahitako karama ireto mpiaramiasa amiko ireto rehefa tonga ny faran'ny volana. Ahoana no fomba tsy hikitiako ny fond d'investissement na mila mividy fanafody aho. Ahoana izany mitotototo mitady moyen rehetra mba ampiakatra ny chiffre d'affaires izany... Angaha io vita ny vava miteny amin'ny micro eny anaty conférence sy mitady contenues eto amin'ny Google ?

Ny ahy tsotra, mianatra ny zavatra mifanaraka amin'ny business ataonao, miasa tsara, miasa mafy ary d'une manière intelligente. Na ririnina ny andro, na reraka sy valaka tahaka ny inona, na tsy en forme, MIASA.

Ary io tsy maintsy ianao tompony mihintsy no manao azy voalohany fa tsy afaka ankinina sy ianteherana amin'ny hafa.

👉🏽 Fahiny, rehefa tia handraraha dia mianara aloha, dia atomboy ny vinanao amin'ny fametrana tanjona afaka tratrarinao ary miasà.

🤩 Misaotra an'ilay commercial naka ilay sary omaly teny Ambohitsoa eo ampiandrasana ilay client nanao commande jambon maigre de volaille sy mortadelle spécial blanc de poulet. Nanana 10mn dia nahavita sieste kely 🥰🙏🏼

Masaka izy ato ary efa natao amin'ny maha maXiro azy. Zoma anio, livraison gratuite en centre ville. Antsoy ☎️ 038403222...
20/09/2024

Masaka izy ato ary efa natao amin'ny maha maXiro azy. Zoma anio, livraison gratuite en centre ville.

Antsoy ☎️ 0384032221
Na mandefa MP ao amin'ny Poulet Maxiro

"Maxiro, des saveurs qui touchent l'âme et nourrissent chaque cellule."Poulet Maxiro Mach déjà rempli 🥰🙏🏼🙏🏼🙏🏼
18/09/2024

"Maxiro, des saveurs qui touchent l'âme et nourrissent chaque cellule."

Poulet Maxiro

Mach déjà rempli 🥰🙏🏼🙏🏼🙏🏼

"Maxiro, des saveurs qui touchent l'âme et nourrissent chaque cellule."Poulet Maxiro
18/09/2024

"Maxiro, des saveurs qui touchent l'âme et nourrissent chaque cellule."

Poulet Maxiro

ℙ𝕒𝕣𝕥𝕒𝕘𝕖𝕠𝕟𝕤 𝕟𝕠𝕤 𝕣𝕖𝕦𝕤𝕤𝕚𝕥𝕖𝕤Chez Poulet Maxiro du branche agroalimentaire, avec cette pleine lune, les astres nous ont porté...
17/09/2024

ℙ𝕒𝕣𝕥𝕒𝕘𝕖𝕠𝕟𝕤 𝕟𝕠𝕤 𝕣𝕖𝕦𝕤𝕤𝕚𝕥𝕖𝕤

Chez Poulet Maxiro du branche agroalimentaire, avec cette pleine lune, les astres nous ont porté chance car un de nos clients a insisté que les membres de sa famille sise à Nosy Be puissent goûter nos charcuterie de volaille.

Une grande première pour cette famille d'en consommer enfin.

Faîtes confiance à nous, nos charcuteries ainsi que nos services de livraison sont impeccables.

- vokatra tsy misy kisoa -

☎️ 0342832221

🅁🄴🅂🄿🄴🄲🅃 🄼🅄🅃🅄🄴🄻Quand deux personnes s'apprécient et communiquent sincèrement afin de favoriser la confiance. Un lien magi...
09/09/2024

🅁🄴🅂🄿🄴🄲🅃 🄼🅄🅃🅄🄴🄻

Quand deux personnes s'apprécient et communiquent sincèrement afin de favoriser la confiance. Un lien magique s'installe automatiquement 👌🏽

Merci à notre client. C'est cette satisfaction qui nous motive à avancer et à donner le meilleur chaque jour.

À bientôt 🥰🙏🏼

Rehefa miasa ao anaty ny sehatry ny tontolo ny sakafo, ilaina ny mahazo retour avy any amin'ny mpanjifa, indrindra ka mp...
02/09/2024

Rehefa miasa ao anaty ny sehatry ny tontolo ny sakafo, ilaina ny mahazo retour avy any amin'ny mpanjifa, indrindra ka mpanjifa mbola hivarotra.

Raisina foana ireo remarques mba hanatsara ny tolotra.

Mbola mitady olona hiaramiasa any amin'ny faritra ny Poulet Maxiro

☎️ 0384032221

Vaovao mahafinaritra ho antsika mpankafy charcuterie nefa fady kisoa. Tsy ho ela intsony dia hitanao any Moramanga sy Mo...
28/08/2024

Vaovao mahafinaritra ho antsika mpankafy charcuterie nefa fady kisoa.

Tsy ho ela intsony dia hitanao any Moramanga sy Morondava ny charcuterie de volaille vokarinay.

Raha mbola misy mazoto hiaraka hiasa aminay ianareo any amin'ny faritra dia aza misalasala miresaka.

☎️ 0384032221

Address

IR 05 A Amboanjobe
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poulet Maxiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Poulet Maxiro:

Share