Instant Pizza

Instant Pizza Livraison et service à emporter

12/08/2025
Offre spéciale fête Pizza à partir de 10 000 Ar .  Livraison gratuite
21/06/2025

Offre spéciale fête
Pizza à partir de 10 000 Ar .
Livraison gratuite

Efa azonao jifaina amin'ny Instant Pizza manomboka izao ny Pizza de l'indépendance   Livraison gratuite hatrany   038 08...
16/06/2025

Efa azonao jifaina amin'ny Instant Pizza manomboka izao ny Pizza de l'indépendance
Livraison gratuite hatrany
038 08 140 25

BONNE FÊTE MAMAN  Manomboka anio dia efa azo jifaina amin'ny INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana ny PIZZA SPÉCIAL F...
20/05/2025

BONNE FÊTE MAMAN
Manomboka anio dia efa azo jifaina amin'ny INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana ny PIZZA SPÉCIAL Fêtes des Mères
" PIZZA REINE "
Livraison gratuite raha Manodidina ny sabotsy Namehana .
Cadeau surprise hoan'ireo izay manjifa ny alahady 25 Mai izao
038 08 140 25
" Tiako Maman dia hividianako PIZZA"

Efa azonao jifaina manomboka izao amin'ny INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana ny  # Assiette Kébab Poulet    ( à  c...
02/05/2025

Efa azonao jifaina manomboka izao amin'ny INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana ny
# Assiette Kébab Poulet
( à consommer sur place ou à emporter )
Mbola eo daholo ihany koa ireo sakafo efa fahitanao tao. Toy ny :
# PIZZA
# Soupe
# Mine Sao
# Tacos
# Burger
# crêpes
.......
Livraison : 038 08 140 25

MITADY pâtissierMipetraka eto sabotsy Namehana sy Manodidina . ( AFAKA miasa amin'ny alina ) . MP 038 08 140 25038 38 85...
29/04/2025

MITADY pâtissier
Mipetraka eto sabotsy Namehana sy Manodidina . ( AFAKA miasa amin'ny alina ) .
MP
038 08 140 25
038 38 859 79

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Najaina LM, Josiane Aimée, Na Doh KĐ, Henintsö Rah
20/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Najaina LM, Josiane Aimée, Na Doh KĐ, Henintsö Rah

Efa azonao jifaina manomboka izao ny PIZZA SPECIAL PÂQUES eto amin'ny INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana.Mbola ao ...
14/04/2025

Efa azonao jifaina manomboka izao ny PIZZA SPECIAL PÂQUES eto amin'ny INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana.
Mbola ao daholo ihany koa ireo sakafo maro efa nankafizintsika . afaka jifaina eto antoerana sy azo atao Livraison daholo
038 08 14025

Vaovao be Rendez vous chez INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy NamehanaAfaka atao Livraison 038 08 140 25
01/04/2025

Vaovao be
Rendez vous chez INSTANT PIZZA Tsarafara sabotsy Namehana
Afaka atao Livraison
038 08 140 25

Ankoatra ny Mine Sao sy Pizza dia anisan'ny maro mpankafia eto amin'ny INSTANT PIZZA ihany koa ny crêpes   Ity izao sati...
26/02/2025

Ankoatra ny Mine Sao sy Pizza dia anisan'ny maro mpankafia eto amin'ny INSTANT PIZZA ihany koa ny crêpes
Ity izao sationany tamin'ny crêpes Jambon Poulet et fromage nandeha anio ( Tsy natao nitsonika loatra ny fromage teto mba ho hita maso )
Mbola livraison gratuit hatrany.

038 08 140 25

19/02/2025

Ankasitrahana isika tonga nanjifa teto amin'ny Instant Pizza anio , ( na sur place io na livraison ) .
Hiezaka izahay hanatsara hatrany ny kalitao ny tolotra .
Mitohy hatrany ny tolotra Livraison gratuite mandritra ity volana febroary ity .
038 08 140 25
# Pizzas
# Mine Sao
# Burger
# Vary sy Laoka
# Soupe
# Tacos
# crêpes
......

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:30
Tuesday 09:00 - 21:30
Wednesday 09:00 - 21:30
Thursday 09:00 - 21:30
Friday 09:00 - 21:30
Saturday 09:00 - 21:30
Sunday 09:00 - 21:30

Telephone

+261348333484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Instant Pizza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Instant Pizza:

Share

Category