Dragon Rouge

Dragon Rouge behoririka ranomaimbo sodiat policlinique akaiky BNI 1er etage 0381259415 tarif par personne 7j/7j
hanimpitoloha🍠🍲
sakafo tsy manampetra🍡🍗
❌❌agogo❌❌

iza no efa tany am Dragon Rouge 2.0  lay eny akasina io 67h rocade andotapenaka NB izahay eto behoririka kosa dia mivoha...
27/02/2026

iza no efa tany am Dragon Rouge 2.0 lay eny akasina io 67h rocade andotapenaka

NB izahay eto behoririka kosa dia mivoha hatraminy 6ora ariva

11/02/2026

tsy mivoha izahay ho any anio .
afaka tonga eny 67h kosa zay ef niomana isakafo Dragon Rouge 2.0

reservation table 0344441640
08/02/2026

reservation table 0344441640

Cette Saint-Valentin, laissez-vous porter par l’amour… et la musique 🎶❤️
Buffet Agogo vous invite à une soirée gourmande et romantique,
✨ animée par Oro Evento ✨
📅 14 février a 17h
0344441640 reservation table
67h akasina rocade vers Maki

08/02/2026

7j/7j
@10 k@ 6 ora ariva
0381259415
behoririka sodiat

02/02/2026

reserver pour aujourd'hui
🧲tsy afaka mandray izahay anio🧲

apiny lay afo tsy mety mirehatra tampoka rehefa sendrany client efa maika avy any🤦
29/01/2026

apiny lay afo tsy mety mirehatra tampoka rehefa sendrany client efa maika avy any🤦

29/01/2026
lay akasina no misy anty tompoko miaraka am Oro Evento
28/01/2026

lay akasina no misy anty tompoko miaraka am Oro Evento

🎉 soirées au Resto Dragon Rouge 2.0 67h Akasina ! 🎶

fenontsika mozika indrany ny famaranana sy fiandohany volana 😍

🎸 Live Acoustic & Open Mic
👉 isaky week end dia tongava hiara-hihira, hizara mozika ary hankafy ny fotoana tsara indrindra miaraka amin’ny namana !

🍹 Boissons fraîches, 🍢 Grillade AGoGo et fondue AGoGo savoureux disponibles sur place.

🕕 Manomboka amin’ny 7ora hariva
📍 Dragon rouge 2.0 Akasina madinox 67h
80m miala ront poind rocade vers MAKI
🎟️ Entrée libre – Consommation obligatoire

bouf AgoGo
parking AGoGo
… la musique Go Go! 😁💁

rahampitso ary oh🥰
22/01/2026

rahampitso ary oh🥰

zoma 23 ariva zao indray isika iaraka isakafo anaty ambiance mandrotsirotsy Oro Evento 🎤🎸

afaka miantso dieny zao ra ireserver table isakafo agogo🥰
na koa tsy mila attente ela be aminy preparation🌹
0344441640

🇨🇳🔥 Barbecue chinoise (烧烤 – shāokǎo)45k par personne izy ato aminay ary agogo mandritry ny 2ora Ny barbecue chinoise dia...
22/01/2026

🇨🇳🔥 Barbecue chinoise (烧烤 – shāokǎo)
45k par personne izy ato aminay ary agogo mandritry ny 2ora

Ny barbecue chinoise dia antsoina hoe 烧烤 (shāokǎo), ary sakafo nentin-drazana malaza be any Sina, indrindra eny an-dalambe amin’ny alina.

---

🥩 Inona no tena mampiavaka azy?
⌛️eo ampanendasana enao no sady mihinana⏳

🔥 Fomba fahandro
~Endasina Atsatsika sy ahodina matetika eo ambonin’ny afo vetivety dia vita

🌶️
~Sakay
~menaka kely
---

🍢 Karazan-tsakafo atao barbecue anisany fotsiny

♨️Hen’ondry (tena nentin-drazana indrindra, avy any Xinjiang)
~Hen’omby, ~akoho
~Tofu
~Legioma
---

🌙 Kolontsaina sy fomba fihinana

Atao alina no tsara kokoa
🫶misy sauce manokana BBQ inanana asy miaraka am salade
🥰Hanina miaraka amin’ny namana sy labiera na toaka😅
tongava raha mbola tsy nanandrana fa ato amnay iany no agogo io 45k par personne🌶

火锅 (huǒguō) na hot pot dia sakafo nentim-paharazana chinois, fomba fihinanana ihany koa, ary tsy recette tokana toy ny m...
22/01/2026

火锅 (huǒguō) na hot pot dia sakafo nentim-paharazana chinois, fomba fihinanana ihany koa,
ary tsy recette tokana toy ny menu a la cart akory fa sakafo marobe miara aroso
🔥 Inona marina ny 火锅 (huǒguō)?

👉 “火” = afo, “锅” = vilany
= vilany mafana amin’ny afo

👉Vilany misy bouillon mafana be eo afovoan’ny latabatra na isan'olona

Samy mahandro ny sakafony ao anatiny ny olona

🪭Hanina mandritra ny fandrahoana (tsy toy ny lasopy efa vita)

🥩 Inona no andrahoina ao?

Saika zavatra rehetra mora masaka:
~hena manify
~fruit de mer
~tofu sy vokatra soja
~legioma maro
~paty,
---
🌶️ Bouillon (fototry ny tsiro)

Misy karazany
🫶Masiaka 🌶
🫶Tsy masiaka

♨️Indraindray vilany mizara roa (masiaka / tsy masiaka)

🥣 Sauce (zava-dehibe be!)

⏳Tsy efa vonona fa vao atao:aroso manokana avieo
samy manamboatra ny sauce-ny:
~soja
~tongolo gasy
~vinaigre
~piment
~tongolo maintso
~kotomila
Ity no maha-izy azy ny tsiron’ny tsirairay
---
👥 Culture & fomba

Sakafo iarahana (fianakaviana, namana)

Mety amin’ny ririnina, fa atao mandritra ny taona

raha Any Chine: fety, fihaonana, na tsotra fotsiny

---

🧠 Fehiny tsotra

🔥 Hot pot = fomba fihinanana + culture
🇨🇳 Tena chinois, tsy anarana fotsiny
🍲 Tsiro, akora, sauce → miovaova arakaraka faritra

iza no mbola tsy nanandrana ?
~⏳🏮ato aminay iany izy io no AGoGo mandritry ny 2h de temps⌛️🧲
prix isanolona

21/01/2026

zoma 23 ariva zao indray isika iaraka isakafo anaty ambiance mandrotsirotsy Oro Evento 🎤🎸

afaka miantso dieny zao ra ireserver table isakafo agogo🥰
na koa tsy mila attente ela be aminy preparation🌹
0344441640

Address

Behoririka
Antananarivo

Telephone

+261381259415

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dragon Rouge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share