Mania Lounge

Mania Lounge Espace de loisirs, piscine, cuisine du monde, bar, karaoké. Idéal pour vos événements en famille, entre amis ou collègues.

Ambiance publique ou privatisation avec salles adaptées.

😌Ho anao ihany koa izay efa nanao programme ny hitsena an'i reny malala nefa diso fanatenana dia afaka avilinao ati amin...
20/04/2025

😌Ho anao ihany koa izay efa nanao programme ny hitsena an'i reny malala nefa diso fanatenana dia afaka avilinao ati aminay ny programma 😁🤪

📣Espace kely afaka privatisena hoanareo irery. 😊Toerana lazaina avaradrano sur rn3Fivoriam-pianakaviana, mpiara miasa, t...
28/03/2025

📣Espace kely afaka privatisena hoanareo irery. 😊

Toerana lazaina avaradrano sur rn3

Fivoriam-pianakaviana, mpiara miasa, team building, mpinanamana...

- Tarif week end
PRIVATISATION à partir de 300 000ar jusqu a 50 personnes, plus de 50 tarif à discuter.

Privatisé anareo irery ny toerana:
Misy coin cuisine, fanaovana grillade, frigidaire salle misy karaoke, misy espace semi couvert salle de dance, chaise et tables.
Ny activite antsika piscine, billards, baby foot divers jeux de societe...

Pour vos soirées d'anniversaires sy soirées entre amis ihany koa possible tsara. Dortoirs a discuter.

- Tarif journalier
* 5 000ar par personnes raha mitondra sakafo.
* Acces gratuit pour consommation superieur à 20 000 ar par personnes.
* Menu complet à partir de 30 000 ar ( si plus de 30 personnes dia anareo irery ny toerana.)
* Buffet tour du monde à partir de 50 000ar (Si plus de 20 personnes dia anareo irery ny toerana)

Misy restaurant eny antoerana, afaka manao sakafo ihany koa.
Afaka manao visite avant confirmation.

Misy Starex 12 places et 9 places afaka hofaina.

Infoline: 034 97 338 22

17/03/2025

Salama daholo o! 😊

Mankasitraka antsika niandry. 🙏

Rehefa nandinika izahay mpikarakara ny lalao dia ho hankasitrahana izy telo ireto. Ho zaraina mitovy ny 150 000ar izany hoe samy hahazo 50 000ar avy.

Arabaina i
Hanjatiana Ranaivo
Farah Niaina
Tsilavina Noumena Fy

Afaka miditra mp ianareo ny amin'ny fandraisana ny loka.

Mankasitraka antsika rehetra nilalao ihany koa sy manohana tsy tapaka ny page.🥰

Amin ny manaraka indray o, araho hatrany ny pagentsika fa mbola ho maro ny kilalao sy ny loka ho zaraina. Ataotsika tirage au sort indray ny manaraka 😉

16/03/2025

Miarahaba antsika mpilalao rehetra,

Efa nifarana ny lalaontsika fa manao verification kely izahay ny amin'ny auto like.
Misaotra anareo rehetra nilalao sy manohana hatrany ny pagentsika.

Mankasitraka tompoko.

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏Rakoto Jonhs...
15/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏

Rakoto Jonhs bonne chance

🍔🍲Izaho dia olona tena tia misakafo😊
Fa asa ianao raha mba toa ahy😏
Efa maro ihany ireo toerana nihinanako,fa lafo🙈.
Fa tena hafa kosa aloha ny ao amin'i Mania ❤🙏.

Ny sakafo ao dia tena matsiro sady tsara👍
Tena afa-po sy voky ianao vao miala ao💯
Koa tongava re mba mandray anjara😉
Fa mivoha foana ao na ho any ary ianao zao de izao🎊

Mania Lounge foana foana❤
Makao aho rehefa noana🙈😏

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊Bonjour 👋👋M...
13/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

Bonjour 👋👋

Mba te hampahery antsika namako mpanaraka ny pejy Lounge aho anio hoe👉👉

Na inona toe javatra iainanao androany😌
Na inona ady lalovanao💪💪
Mety efa kivy tanteraka mihitsy ary😢mety hoe miady rery ianao...
Matio 21:42 dia milaza fa

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊Angel's Mï ...
11/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

Angel's Mï Randriamihaja bonne chance 😉

Mania lounge ve ?

Toerana miavaka kely 😘 mangina2 kely nefa azahoana rivotra madio afa afak mial lavtr ny tabataban'antananarivo ❤️

Ny olona mandray ao dia olona sarika kely sady mahay mikar2 ery 😋
Ny sakafo amlay matsiro be daholo 😛
Tongava mitsidika ny toerana fa afapo tsara mintsy 🥰

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊Kiady Nyh R...
08/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

Kiady Nyh Rindra Bonne chance 😉

Mania Lounge Espace Lazaina😍😍

Isaky ny tsaroako ity fotoana mamy kely nandehananay tany dia te-hoany foana😥🙌🙌🙌

Toerana mangingina kely,😌 tena nahatsiaro tony eriii🙌😌
Ny sakafo anefa tena natsiro😜 be sady be dia be😁nitondra nody mihitsy😂😂😂

Ilay fandraisana tena dokafako manokana👏👏hafapo aho❤
Nisy an'ilay tovovavy manjakely nandray anay😁 tena feno tsikitsiky kely
amin'ny fandalovana manaraka hametraka kely ho andry fa tamin'iny akih maimaika a😁🙌

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊Lacia Lunah...
08/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

Lacia Lunah Bonne chance 😉

🌺 Raha hendry ianao, dia hendry ho an’ny tenanao, ary ny fotoana sy ny fiainanao no hahitan’ny olona sy ny manodidina anao

🌺 Aza tia ady, ary aza mamorona trangan-javatra na manitatra, izay mitondra alahelo ho an’ny hafa, fa tsy ho ela dia ianao ihany no ho simba

🌺 Aoka ho fitaratra foana ianao amin’izay ataonao na aiza na aiza misy anao, ary aza avela hisy hanova ny toetra tsara hanananao fa manàna fo sy saina handeha amin’ny fahatsarana

OHABOLANA 21:9 & 19
“Aleo mitoetra eo an-joron’ny tampon-trano toy izay hiray trano amin’ny vehivavy tia ady”

“Aleo mitoetra any an’efitra toy izay amin’ny vehivavy tia ady sady foizina”

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊Mes jumelle...
08/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

Mes jumelles, mes amours, vous êtes mon soleil et ma lune. ♥️
Votre lien unique remplit ma vie de bonheur. Chaque rire partagé, chaque secret chuchoté est un trésor. ✨Je suis si fier de vous, de vos cœurs remplis de gentillesse.

Hanjatiana Ranaivo Bonne chance 😉

Je vous aime infiniment, vous êtes les plus belles choses de ma vie.🥺❤️

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊Farah Niain...
08/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

Farah Niaina Bonne chance 😉

Reny aho ary hery manosika ahy hivoatra foana ny zanako

🙃Ndao ilalao. Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊❤❤❤O ry zar...
08/03/2025

🙃Ndao ilalao.
Manasa antsika rehetra anisy j'aime ny publication. 🥰 Andao tohanantsika ny mpilalao antsika 🙏👊

❤❤❤O ry zareo an.Indroa aho zay no tao amin'i Mania Lounge fa tena afa-po tanteraka aho,nisakafo moa no nataonay tao dia tena afa-po tanteraka satria tena matsiro,sady mahay mikarakara sakafo maro zareo.Na tamin'ny fandraisana koa ary dia tena nahafapo koa. ❤❤❤
Raha manodidina an'Ambohimangakely no misy anareo dia tongava ao amin'i Mania Lounge Ambohimangakely akaikin'i Holcim.Na eo amin'ny sampanana Behintsy no miala raha mande bus avy any By pass ianareo.❤❤❤
TONGAVASOA DAHOLO ARY EH.❤🙏

Address

Bypass Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mania Lounge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share