Amin'Ankitiny

Amin'Ankitiny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amin'Ankitiny, Fast food restaurant, Tôlanaro, Fort-Dauphin.

Mirary taona zina sy feno fahombiazana ho antsika rehetra 🥳🥳Amin'Ankitiny mankasitraka anao hatrany 🙏
01/01/2026

Mirary taona zina sy feno fahombiazana ho antsika rehetra 🥳🥳
Amin'Ankitiny mankasitraka anao hatrany 🙏

Amin'Ankitiny mirary farantaona mahafinaritra hoantsika rehetra 🥳🎉🍾🥂Mbola mandray commande hatrany hoan fety ny     fa a...
30/12/2025

Amin'Ankitiny mirary farantaona mahafinaritra hoantsika rehetra 🥳🎉🍾🥂
Mbola mandray commande hatrany hoan fety ny fa aza t**d an 🤤🤤

Commande & Livraison au 0329194757 0344255028 0336384776

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra 🌲🥳😊
25/12/2025

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra 🌲🥳😊

Asaramanitra eh 🎉🎉Na masira na mamy no tianao dia hitanao aminay ato jiab zan 😍 sad @ lay tsiro tena miavaka amin'Ankiti...
23/12/2025

Asaramanitra eh 🎉🎉
Na masira na mamy no tianao dia hitanao aminay ato jiab zan 😍 sad @ lay tsiro tena miavaka amin'Ankitiny 🤤🤤
au coco
zébu

thon fumée
poisson
viande
manga 🔥
Prise de commande au 0329194757 0344255028 0336384776
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ☺️☺️

Karibo antsika jiab fa vaovao be no efa hita aty antsena sad afaka atao commande mialoha ian koa ny Jamaique na Palicend...
11/11/2025

Karibo antsika jiab fa vaovao be no efa hita aty antsena sad afaka atao commande mialoha ian koa ny Jamaique na Palicendre 🤤🤤
M**o mamy miaraka @ akondro 😍
Spécialiténay Avaratra any ary misy ihany koa ny mangahazo au coco🔥🔥
au

Karakory jiaby eh 🥰Nangina ela2 ny page ntsika fa saingy mitohy foana ny fizarana sakafo @ tsiro miavaka zay nankafizina...
06/11/2025

Karakory jiaby eh 🥰
Nangina ela2 ny page ntsika fa saingy mitohy foana ny fizarana sakafo @ tsiro miavaka zay nankafizinareo tao anatiny zay eritaona izay 🤤
Tsy hay ny tsy hankasitraka anareo niaraka taminay teto foana 🙏 Ary vonona hatrany izahay hanome ny tsara kokoa 🔥🥳

Alefa Barea 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Minitra vitsy sisa no iandrasana de iara-hanotrona ny ekipa-pirenena Malagasy isika ❤️ Alefaso dieny ...
26/08/2025

Alefa Barea 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Minitra vitsy sisa no iandrasana de iara-hanotrona ny ekipa-pirenena Malagasy isika ❤️ Alefaso dieny zao ny commande fa tsy mbola t**d izahay ian ko efa vonona miaraka @ ireo tsakitsaky ankafizinareo hatr@zay 🤤🤤

Contact rapide: 0344255028 0329194757 0336384776

Karakory jiaby ☺️☺️Na dia mangatsiaka aza ny andro de afaka mandalo manafana kibo kely miaraka   sy   mafana isika an 🤤🤤...
08/07/2025

Karakory jiaby ☺️☺️
Na dia mangatsiaka aza ny andro de afaka mandalo manafana kibo kely miaraka sy mafana isika an 🤤🤤 Misy ian koa
Efa ao anatiny fialantsasatra isika izao koa aza adino manao goûter aty aminay sad matsiro kely no @ vidiny tena mirary 👉 Amin'Ankitiny
Manasa antsika rehetra ary mankasitraka indrindra anareo nahatoky foana hatramizay 😍

Tratry ny Asaramanitra daholo eh 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
25/06/2025

Tratry ny Asaramanitra daholo eh 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

J-3Aiza daholo isika fa efa kely sisa dia tonga ny   ohhh 🥳🥳Aty Itaosy-unis no misy anay fa afaka manao livraison sur co...
23/06/2025

J-3
Aiza daholo isika fa efa kely sisa dia tonga ny ohhh 🥳🥳
Aty Itaosy-unis no misy anay fa afaka manao livraison sur commande 🥰
Misokatra ny Alatsinainy hatr@ Sabotsy fa tsy misokatra kosa izahay ny andro ny 26 Jona an 🇲🇬🇲🇬 na izany aza dia raisinay hatrany ny zay iarahanareo mikorana sy namana 😋😋
Mirary soa eh 🫶
Contact rapide: 034 42 552 28 / 033 63 847 76

Address

Tôlanaro
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amin'Ankitiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share