Relais du Rova

Relais du Rova 🌺 À quelques minutes du Rova d’Ambohimanga, notre établissement propose un restaurant, un bar et un hôtel dans un cadre paisible et verdoyant.

Dégustez nos plats traditionnels, profitez du jardin et laissez les enfants s’amuser dans l’aire de jeux. 🌺

11/01/2026

😱😱😱Tsy nampoiziko hoe kay ny karbonetra tena tsy tokony hisaraka amin ny andavanandrotsika.

🔵Mba mahareta kely ne mamaky e!

☑Manafotsy nify sy manala fofom- bava: asio vovoka karibonetra fotsiny ny borosy nify na hafangaro amin ny dentifrice Dia efa mety(aza atao isanandro fotsiny fa indray mande isan- kerinandro)

☑Ataovy gararaka ihany koa fa manala ny mikroba ao amin ny aty vava.

☑Raha sanatria misy aphtes na marary ny hihy dia ataovy feta ny karibonetra dia raiso amin ny ratsan tanana madio ka hosorana amin ny faritra marary

☑Raha ny vody hihy no marary dia maka karibonetra 1cas atao anaty rano mangatsiaka tapa- kaopy dia aontsana amin iny ny nify.

☑Azo atao shampoing tsara mintsy koa indrindra ho an ny volo be menaka: iny vovony iny no ahosotra amin ny volo sasana dia kosikosehina ary dia kobanina avy eo.

☑Eny azo handroana mintsy koa aza fa ho hitanao fa hampahazoazo aina anao izany no hanatsara ny hoditrao: karibonetra antsasaky ny vera no araraka anaty rano handroana ( raha afaka milona vaomaika tsara)

☑Deodorant natoraly; rehefa avy manasa helika dia ahosotra avy hatrany ny vovoka karibonetra

☑Manala fofo tongotra koa an: atao toy ny teo ambony ka azo hosorana tsara mialoha ny hanatsofohana ba kiraro. alonay 15mn anaty rano misy karibonetra ny tongotra herinandro monja fa ho hitanao fa tsy ahazo anao intsony izany ka karibonetra 4cas atao anaty rano maty2 1l fotsiny.Mitroka hamandoana ko mantsy ny karibonetra.

☑Mampitony2 aretim bavony ihany koa kay ny karibonetra: 1cac atao anaty rano iray vera de sotroina miadana, ratsy tsiro fa asio tantely sy citron kely

☑Manala fofona amin ny fitaovana samihafa,: tapis, refrigerateur, lafaoro sns...

☑rehefa diso voky de maka rano tapaky ny vera de asina karbonetra 1 sotro kely de sotroina fa mandevon-kanina vetivety

☑Rehefa mamoly gana ianao na gisa le sarotra volosany ireny de asio karibonetra le rano mangatroka iny fa tsy anano sarotra ny famolosana azy

☑Raha manasa lamba fotsy dia asiana karibonetra fa lasa fotsy tsara ilay lamba

🔴🔴Tsy misy effet secondaire ny karibonetra fa ampiasao araka izay ilanao azy ary mirary anao ahita vokatra tsara

zarazarao sy araho ny pejy Réflexo𝐕𝐢𝐞

31/10/2025
31/10/2025

BYE BYE DIABÈTE 🇲🇬❤️

Secret indray ity zaraiko aminareo ity. 🤫

Fantatrareo ve ny asan'ny haricot vert ho an'ny olona Diabetika???

Tena efficace anefa tsotra kely ny manao azy

Maka Haricot Vert manta iray
Sasana tsara ary tsakoina fotsiny
Ilay ranony iny no atelina ary harora ny faikany

Izay dia vita ny chocolat 👌🏻

Raha toa ka tsy mahazaka ilay tsakoina dia afaka atao jus (tsy asiana siramamy )

Atao in-3 isankerinandro izy io mandritra ny 1volana.

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉Lydia Tsiafera Gasy🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

27/09/2025
21/08/2025

🟨 FIAROVANA AMIN'NY ARETIN'ATY SY FANASITRANANA AZY :

Efa nozarainay teto ity fa haverina indray satria maro ny Manotany ao amin' ny mp

ZAVATRA ILAINAO DIA KARAOTY MIISA DIMY (5)

Betsaka ny soa azo avy amin'ny karaoty izay mila fantarina tsara... tsy hiresaka ny maso aho anio fa ny Aty( Foie)

Ny ATY ( FOIE ) no resahiko satria amin'izao fotoana dia betsaka ny sakafo hohanina ka mety hamparary azy na koa ireo menaka andrahoina ireo.

TOY IZAO NY FIKARAKARANA AZY TOMPOKO :
Kikisana amin'ny Rapy ny karaoty 5 isa dia arotsaka ao anaty vilany izay efa misy rano 1 zinga .... dia ampangotrahina 5 minitra eo ho eo dia apetraka tsy sokafana ny takotra .. rehefa vita izay ....
Dia misotro iray vera ny maraina sy ny atoandro ihany... ny ambiny ariana.... atao mandritry ny herinandro izy io.

NY ASANY :
🟢 Mampihena ny tahan'ny mamy sy ny menaka sarotra levonin'ny aty ,,,,,,,
🟢 Manampy ny tsinay eo amin'ny fanesorana ny poizina mpanimba ko izy io..
🟢 Mitaiza ny aty mba tsy harary.....
Betsaka ny soa azo avy amin'ny karaoty fa ito aloha no azo natolotra. Mety ihany koa ho an'izay efa marary aty.

NOZARAINA MAMAIMPOANA IANAO KA MAZOTOA MIZARA MAIMAIMPOANA

Vokatra Avy Any Alaotra

07/08/2025

🟨 Asio sakamalao amin’ny tongotrao – fitsaboana tsotra, mahomby, ary voajanahary 👣

Ny sakamalao dia manampy amin’ny fanamafisana ny hery fiarovana, mampihena ny fivontosana, manatsara ny fivezivezen’ny rà, ary manamaivana soritr’aretin’ny sery sy gripa. Ny fametrahana azy amin’ny tongotra dia mampiasa ny teboka reflexology izay mifandray amin’ny taova anatiny ka manadio ny vatana sy mampiroborobo ny fahasalamana.

FOMBA FAMPIASANA :

🟢 1. Kikiso na teteho sakamalao vaovao.

🟢 2. Apetraho ao anaty lamba madio na gaze nalona tamin’ny rano mafana.

🟢 3. Afatory eo amin’ny faladian-tongotra, avelao 30 minitra–1 ora, tsara kokoa alohan’ny hatory.

TOMBONTSOA :

Manamaivana fanaintainana sy havizanana.

Manatsara ny fivezivezen’ny rà sy mitazona tongotra ho mafana.

Manamafy ny hery fiarovana ary manadio ny vatana.

Andramo ity fomba nentim-paharazana ity ary tsapao ny herin’ny sakamalao manomboka eo amin’ny tongotrao!

Partageo hatrany ooo

Vokatra Avy Any Alaotra

Vos avis comptent 🌸Voici un retour de clients satisfaits. Et vous, quand est-ce que vous essayez ?
22/04/2025

Vos avis comptent 🌸
Voici un retour de clients satisfaits.
Et vous, quand est-ce que vous essayez ?

🐣 Chasse aux œufs au Relais du Rova 🐇Dimanche 20 avril à 13hVenez fêter Pâques en famille à Ambohimanga !Chasse aux œufs...
10/04/2025

🐣 Chasse aux œufs au Relais du Rova 🐇
Dimanche 20 avril à 13h

Venez fêter Pâques en famille à Ambohimanga !
Chasse aux œufs pour les enfants, espace vert, cadre reposant et bons repas au menu.

10.000 Ar par enfant
On vous attend !

08/04/2025

Découvrez le Relais du Rova 🌸

Address

2P 17 Soavinimerina Ambohijanaka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 10:00 - 17:30
Tuesday 10:00 - 17:30
Wednesday 10:00 - 17:30
Thursday 10:00 - 17:30
Friday 10:00 - 17:30
Saturday 10:00 - 17:30
Sunday 10:00 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Relais du Rova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category