La Rive

La Rive La Rive, un lieu où la simplicité rime avec ambiance chaleureuse. Venez déguster nos plats, et laissez-vous bercer par le son des guitares et tam tam.

Car oui, si la nourriture nourrit le corps, la musique est essentielle pour l'âme.

Eny tompoko, misy an'izany La Rive izany eto Ampitatafika 🤗Restaurant ny ato raha mitady sakafo tena tsara nefa mirary 🧆...
27/02/2026

Eny tompoko, misy an'izany La Rive izany eto Ampitatafika 🤗

Restaurant ny ato raha mitady sakafo tena tsara nefa mirary 🧆

Ankoatr'izay mosy scène musicale ato. Ao ny open mic isan'andro ary koa ny cabaret isaky ny weekend 🎶🎶

Rahampitso izao dia hisy an'i Jia Appli hanao mini concert harivariva. Avant-goût amin'ny zavatra miandry anao amin'ny 7 mars 😉

Entrée libre, conso obligatoire 🧆🍻

Raikitra, ny navette 3000ar,Ambohijatovo aller 14h miandry 15h, miverina 21h na 5000 ar aterina eny ambavahady eee, samb...
23/02/2026

Raikitra, ny navette 3000ar,Ambohijatovo aller 14h miandry 15h, miverina 21h na 5000 ar aterina eny ambavahady eee, sambatra nareo, zay mijanona, feu de camp zissska pas d'heure(am 3 maraina eo)
08 mars maraimbe: vary @ anana mafana, café, dité, m**o gasy, koba... Contact et info sy reservations
0347123471: Jia kely Jia Appli
O344591116 : Tsinjo Andriamady ... rive... On arrrrrivarriivaaahhh... Mbo zarai foloouérss aaa 🙏🎶☮️🔥😋 vehivavy 20 tonga voalohany mahazo cadeau en vrai cuir kely mafatifaty , hisy expo vente XII TABLEAUX free/three Bobs by Jia&M (Bob Dylan,Marley ary l'éponge). Alefa mirary... Sns.

Akon'ny asabotsy teo tato amin'ny La Rive  Ampitatafika 🤗 Mankasitraka antsika rehetra fa nahafinaritra e 🙏🙏🙏
22/02/2026

Akon'ny asabotsy teo tato amin'ny La Rive Ampitatafika 🤗 Mankasitraka antsika rehetra fa nahafinaritra e 🙏🙏🙏

Raha misy La Rive ao Ampitatafika ao dia inona ny loko tinao 🤗Tena izy io fa tsy IA an 😆
20/02/2026

Raha misy La Rive ao Ampitatafika ao dia inona ny loko tinao 🤗
Tena izy io fa tsy IA an 😆

Nahafinaritra ny weekend tato amin'ny La Rive. Tongava indray aloha hihinana soupe na ramen hanalana makafoka e 😆
16/02/2026

Nahafinaritra ny weekend tato amin'ny La Rive. Tongava indray aloha hihinana soupe na ramen hanalana makafoka e 😆

Tsapa fa tena tintsika ny pâtes 🥰
14/02/2026

Tsapa fa tena tintsika ny pâtes 🥰

Tratry ny Saint-Valentin ry zareo a. Ary raha mba mampiaraka kely ao amin'ny La Rive e. 🤗🥰Ny toerana calme sady madio ri...
14/02/2026

Tratry ny Saint-Valentin ry zareo a. Ary raha mba mampiaraka kely ao amin'ny La Rive e. 🤗🥰

Ny toerana calme sady madio rivotra 😌
Ny sakafo sady mafilotra no mirary 🤤
Misy izay ilaina raha te hampiara-peo nareo roa 💏🎤

Ampitatafika, ampitan'ny tsena, eo ambanin'ny tetezana eo no misy anay. Tongava tompoko🤗

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Rive posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category