AINA RSTD

AINA RSTD 🍔🍟Restaurand🍟🍔
Bienvenue chez , votre destination incontournable pour un expérience culinaire exceptionnelle en linge
📞+261 54 173 13

Mirary soa fôna hoanao 🎊🙏🍫❄️  RSTD
03/01/2026

Mirary soa fôna hoanao 🎊🙏🍫❄️ RSTD

🐒❌❌   du singe 🐒🐒❌❌🐒      Samia mitandrina🛡️ FISOROHANA NY NENDRANGIDRO (MONKEYPOX)✅ Misasa tanana matetika❌ Aza mikasik...
30/12/2025

🐒❌❌ du singe 🐒🐒❌❌🐒
Samia mitandrina

🛡️ FISOROHANA NY NENDRANGIDRO (MONKEYPOX)

✅ Misasa tanana matetika
❌ Aza mikasika tasy na ratra amin’ny olona marary
❌ Aza mifampikasoka akaiky amin’ny olona ahiana
👕 Aza mampiasa miaraka akanjo sy lamba
🍖 Andrahoina tsara ny hena
😷 Manatona tobim-pahasalamana raha misy tazo sy tasy
Miaro tena = miaro ny hafa

AINA RSTD

Ireto misy torohevitra fohy ho an’ity farany taona ity ✨:Misaora ny tenanao sy izay rehetra nandalo teo, na tsara na sar...
26/12/2025

Ireto misy torohevitra fohy ho an’ity farany taona ity ✨
:
Misaora ny tenanao sy izay rehetra nandalo teo, na tsara na sarotra 🙏

Avelao ao ambadika izay nandratra, raiso lesona fa aza entina ho enta-mavesatra 🎒

Atolory fotoana bebe kokoa ny fianakaviana sy izay tena manan-danja ❤️

Tandremo ny fahasalamana, vatana sy saina, fa fototry ny zava-drehetra 💆‍♀️

Manàna fanantenana, na dia miadana aza ny lalana, mbola mandroso ihany 🌱

Ataovy tsotra ny fifaliana, ny fo tony no harena lehibe indrindra ✨
AINA RSTD
Mirary farany taona milamina sy feno fiadanam-po ho anao 🌟

  Papa Noël ❄️🍬🎄🎄 mirary fety Sambatra hoanao AINA RSTD 🎊🎄
24/12/2025

Papa Noël ❄️🍬🎄🎄 mirary fety Sambatra hoanao AINA RSTD 🎊🎄

20/12/2025
20/12/2025

Tinareo ve raha mba manao karazana kilalao isika ?
Manomeza ohatra ao amn coms

  au lait sa tsotra👇
18/12/2025

au lait sa tsotra👇

Iza daoly no teraka volana   ato mentioneo hahita ny mombamomba azy 😁👇---♐ Sagittaire(22 Novembre – 21 Décembre)✨ Toetra...
17/12/2025

Iza daoly no teraka volana ato mentioneo hahita ny mombamomba azy 😁👇

---

♐ Sagittaire

(22 Novembre – 21 Décembre)

✨ Toetranao:
Olona feno hafanam-po, tia fahafahana, mahitsy fo ary tia mikaroka zava-baovao ianao. Tsy tia voafehy be.

🔮 Fitiavana:
Hisokatra kokoa ny fonao amin’ity vanim-potoana ity ❤️. Raha efa manana olon-tiana ianao dia mila fifampiresahana mazava. Raha mbola irery, misy olona mahaliana mety hiseho tampoka.

💼 Asa & vola:
Fotoana tsara handraisana fanapahan-kevitra lehibe 💡. Mety hisy vintana ara-bola, fa tandremo ny fandaniana tampoka.

🌿 Torohevitra:
Aza maika loatra. Miezaha mandanjalanja ny fo sy ny saina.

---

Mirary soa fôna hoanao manaraka ny pejy AINA RSTD
14/12/2025

Mirary soa fôna hoanao manaraka ny pejy AINA RSTD

ka le orana ko avy foana ee😁🤣
12/12/2025

ka le orana ko avy foana ee😁🤣

11/12/2025

Mes publications ont obtenu plus de 1 550 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Address

Antsakaviro
Antananarivo
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AINA RSTD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category