29/06/2026
Aiza tsika? 😍 afaka mihinana ve? Tsy mangatsiaka ve?
Afaka miaraka amin'ny café, thé sy ny chocolat chaud mihitsy ny tiramisoa 🥰
Ity Koa mbola misy fanampiny fa aza misalasala manao commande 🤤