Tix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tix, Restaurant, Alakamisy anosiala, Antananarivo.

CAKE malefaka sy matsiroAzo atao goûter,sakafo maraina na te hitsakotsako fotsiny.misy karazany maro:citron,raisin ,coco...
21/04/2026

CAKE malefaka sy matsiroAzo atao goûter,sakafo maraina na te hitsakotsako fotsiny.misy karazany maro:citron,raisin ,coco dia n'y marbré

21/04/2026

Mirary tontolo Andro feno fahombiazana ho anao tsirairay AVY anie izahay ato Tix

Mitohy Foana n'y fandraisana commande ato  an!!misaotra indrindra tompoko nahatoky anay@Rodlish Tahirisoa
19/04/2026

Mitohy Foana n'y fandraisana commande ato an!!misaotra indrindra tompoko nahatoky anay@Rodlish Tahirisoa

Mandray commande hatrany izahay 😊😊 koa aza misalasala manantona anay @ mp oo! Mirary alahady feno fitahiana ho atsika re...
19/04/2026

Mandray commande hatrany izahay 😊😊 koa aza misalasala manantona anay @ mp oo! Mirary alahady feno fitahiana ho atsika rehetra o

Merci de nous avoir fait confiance🤗🤗 et tous nos meilleurs vœux à la petite @ Arica Warenn

Merci de nous avoir fait confiance🤗🤗 et tous nos meilleurs vœux à la petite @ Arica Warenn
19/04/2026

Merci de nous avoir fait confiance🤗🤗 et tous nos meilleurs vœux à la petite @ Arica Warenn

Miarahaba o!!!am-pifaliana indray no izarana anao n'y asa vita anio!!
13/04/2026

Miarahaba o!!!am-pifaliana indray no izarana anao n'y asa vita anio!!

11/04/2026

😂 Nampiomehy antsika nandritry ny Fotoana maro izy... fa ankehitriny izy indray no mila antsika

Izay mpianatra tao amin'ny CEGA mahalala azy tsara: 𝐌𝐨𝐧𝐬𝐢𝐞𝐮𝐫 𝐇𝐨𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭, 𝐩𝐫𝐨𝐟 𝐝’𝐄𝐏𝐒 𝐒𝐚𝐝𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐚𝐢𝐧𝐞𝐮𝐫 𝐛𝐚𝐬𝐤𝐞𝐭 ❣️
Entitra… masiaka… fa bé ronono ❤️
Tena tadidiko bé Ilay izy matotra bé Dia nefa vao miteny izy Dia miomehy daholo ny ankizy...eny fa na dia efa bediny aza hoe tokony ho matotra🤣
👉 Fa tao ambadik'ilay izy entitra sy matotra bé iny an… tena nampianatra Zavatra bé Dia bé izy..."Mila mafy miatrika fiainana, manàna discipline, matokisa tena..."

Ankehitriny…mandalo tsy fahasalamana izy...anjarantsika izay nampitsikitsikiany...anjarantsiaka izay nampianariny no manampy azy❣️

📱 038 60 878 64 / 034 03 814 14 (amin'ny anarana Honorat)
📍 Misy urne ao amin'ny RDJ 96.6 FM
🙏 Na 1 000 Ar aza Dia manova zavatra
💬 Raha tsy afaka manome vola ianao Dia afaka mi-partager ity post ity MBA ho hitan'ny hafa, efa fanampiana bé ihany koa izany.

❤️ Anjarantsika ny mamaly babena azy izao
👉 Tsy fizarana fahatsiarovana fotsiny fa fanavotana aina

😊
06/04/2026

😊

28/03/2026
28/03/2026

Address

Alakamisy Anosiala
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category