Chez VAL'S Three

Chez VAL'S Three Service traiteur

Afaka mandray commande na firy na firyMandefa amn prix de gros plus de 20 PCS raha Mbola hivarotra
23/12/2022

Afaka mandray commande na firy na firy

Mandefa amn prix de gros plus de 20 PCS raha Mbola hivarotra

10/12/2022

Efa manomboka NY opération cake sy NY bûche de Noël ..aza adino ary NY miatso NY 0349015844

10/12/2022

Miarahaba e..Manimanitra fety isika izao aza adino ary fa izahay dia mandray NY commande sakafo rehetra toy NY Gâteau s'y ireo sakafo zay tianao karakaraina amzao fety izao.raha mahaliana anao dia afaka miatso avy hatrany NY 0349015844

11/08/2022

Miarahaba antsika rehetra indray.Mbola mitohy hatrany lay tolotra miavaka dia Pack Pique nique izay amin ny vidiny mora satria Dia manomboka 10 000 ar monja dia mahzo fahafampo ianareo..raha toa ka mahaliana anareo izany dia aaza msalasala ny miditr mp na afak miantso mivantana mankasitrak indrindra Tompoko

Miam miam😇😇
27/07/2022

Miam miam😇😇

Dia mbola faly miarahaba nareo rehtra indray ..amzao vacances izao Dia aza misalasala miresaka mivantana aminay raha Toa...
17/07/2022

Dia mbola faly miarahaba nareo rehtra indray ..amzao vacances izao Dia aza misalasala miresaka mivantana aminay raha Toa ka manana hetaheta MBA te hisakafo tsara nefa mora ianao..afaka manao livraison Izahay..Koa alefaso ary 'ny commande_ nareo e..raisinay aminkafaliana foana .. Mankasitraka e

Mankasitraka indrindra ny Université ACEEM ❤️❤️❤️
16/07/2022

Mankasitraka indrindra ny Université ACEEM ❤️❤️❤️

08/07/2022

Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra indray e ☺️..efa fotoanan ny vacances izao an..aza misalasala ny miresaka aminay raha Toa ka MBA te anao vacances ampilaminana ianareo,ts te hiasa saina bé hoe inona ndray no sakafo anio..Izahay Dia afaka manampy anareo hatrany.. Mikarakara ny sakafo rehetra,na koa io tsakitsaky..Zay tianareo rehtra..Prix abordable.. Manja mialoha e.. manaova vakansy finaritra daholo ô..034 90 158 44 io ny laharan ahazoana anay

Ianao koa aza misalasala☺️☺️
20/06/2022

Ianao koa aza misalasala☺️☺️

20/06/2022

Miarahaba antsika rehetra indray..Eto Dia faly Izahay mampahafantatra anareo fa Izahay Dia afaka mikarakara ny sakafo Izay ilainareo ..raha tsy afaka mikarakara ianareo fa MBA te anao vacances mahafinaritra Dia aza misalasala miresaka aminay .Afaka mikarakara ny Petit déjeuner, déjeuner ary ny dîner nareo Izahay. Antsoy ary ny 034 90 15844 . mankasitraka indrindra e

Mihinana trondro amn n'y nahandro hafa indray e.. Blanquette de poisson accompagné par un crudité maivana ..asiana coca ...
18/06/2022

Mihinana trondro amn n'y nahandro hafa indray e.. Blanquette de poisson accompagné par un crudité maivana ..asiana coca Tonga Dia ao tsara

Address

Mahavoky Avaratra
Antanimasajy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez VAL'S Three posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category