TRACE BIRA

TRACE BIRA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TRACE BIRA, Tea room, Tsarasaotra, Antsirabe.

26/01/2026

Izahay dia mitady aide cuisinier
Mahay momba ny lakozia
Madio sy tsara fiasa
Mahay miasa miaraka amin'olona
Afaka miasa weekend,andro fety sy
Manantina mivantana ny box 50 fihavanana center raha mahaliana anao

02/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taona vaovao 2026
Ho taom-pahombiazana sy ho taona Zina ho an'ny rehetra, feno fahasoavana sy ho lavitry ny aretina.
Misaotra anareo niaraka taminay t@ iny taona 2025 ary manantena fa mbola hiaraka foana isika @ ity taona ity

Jour J e,tratry ny farany daholo e👏👏Efa vonona ko zahaybato amin la Trace hiaraka aminareo hanao byebye ny taona 2025 di...
31/12/2025

Jour J e,tratry ny farany daholo e👏👏
Efa vonona ko zahaybato amin la Trace hiaraka aminareo hanao byebye ny taona 2025 dia hiaraka hifaly hitsenanny taona vaovao 2026 e.
Tsy misy paf fa conso obli fa mirary anefa ny prix e.ny toerana mety be ho an ny mpianakavy,mpinamana e.mpiara-miasa e.
Rehefa avy eo ary e 💃🕺💃🕺
Voafetra ihany ny toerana an.

Rakotobira Rija Rakoto Princia Rabe Ramananarivo Andriamaromanana Andrykely Rova Ratsimbazafy Kiady Rajaonera Photoreporter Rojo Razafimanantsoa Parfait Rémi Randrianirinarisoa La Cabane chez Cla Dina Faniry Rameriarisoa Bakoly Razafimamonjy

Etoana izahay ato @ la trace bira box 50 ato amin ny FIHAVANANA CENTER Tsarasaotra Antsirabe dia maneho fisaorana be dia...
30/12/2025

Etoana izahay ato @ la trace bira box 50 ato amin ny FIHAVANANA CENTER Tsarasaotra Antsirabe dia maneho fisaorana be dia be ireo namalu ny antso nandray anjara tamin ny lalao Grand concours karaoke by la Trace Bira ny 27 sy 28 Dec lasa teo.mankasitraka indrindra.misaotra anareo Jury ihany koa. Parfait Rémi Randrianirinarisoa Haja Psr Mami Bastah Erica Rakotonoely Rael Rakotomamonjy ny mpanentana Princia Rabe Ramananarivo ny dj Smart Djey ,ny sono M-PASSION ,ireo mpanohana maro be: SALIM KARMALY, GASTRONOMIE PIZZA ANTSIRABE # La Cabane chez Cla , Batipro, Chantilly, Tranombarotra sahala Saha Ni Soa , père Arsène, ISFPS LEADER, Hotel Vatola, Deputé Désiré Razafinimaro, Top Lavage, Chez Marie Box 48 chez Marie AR Boutik , Gascar VIP, Adassa santé tonga maro be nanotrona ihany koa.
Arahabaina ny Mpandresy!!!!

Ireto ny santionan'ny sary nanditry ny famaranana ny Alahady 28 Décembre 2025

Ankasitrahana feno isika tonga nandray anjara sy nanotrona t@ karaoke by la trace bira Mbola ho avy ny sary sy ny akony ...
29/12/2025

Ankasitrahana feno isika tonga nandray anjara sy nanotrona t@ karaoke by la trace bira
Mbola ho avy ny sary sy ny akony eto @ pejy fa ity indray aloha ny programa manaraka e
31 dec 2025
Manomboka @ 8 ora alina
Miaraka @ DJ HARRIM
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
CONSOMMATION OBLIGATOIRE

Nafana tanteraka ny omaly tato amin ny la Trace Bira nandritra ny fifanintsanana tamin ny Grand concours Karaoke by La T...
28/12/2025

Nafana tanteraka ny omaly tato amin ny la Trace Bira nandritra ny fifanintsanana tamin ny Grand concours Karaoke by La Trace Bira;nalaina nisaraka ny rehetra e
mbola mitohy andro ny fety a;GRAND FINALE androany hifandona ireo 8 mianadahy tafiakatra;
Manasa anareo rehetra ho avy hanotrona sy hiraka hifaly aminay e sy izy 8 mianadahy e;efa afaka tonga amin izao an
ireto ny sombin ny sary

TRACE BIRA AR Boutik La Cabane chez Cla

24/12/2025
22/12/2025

Tongava mandray anjara e

22/12/2025

🎤🔥 GRAND CONCOURS KARAOKÉ 🔥🎤
by LA TRACE BIRA

Asehoy ny talentanao 🎶
🏆 Loka voalohany : 500.000 Ariary 💰

📅 27 Décembre – Fifanintsanana
📅 28 Décembre – Famaranana lehibe

📍 Toerana : La Trace Bira
👉 Box 50 – Fihavanana Center

🎵 Karaoke • Mozika • Fety
👥 Tongava maro, aza adino!
tsy misy vidim-pidirana ho an'ny mpijery fa consommation obligatoire

Fandraisan'anjara @ concours 5000ar isan'olona
Fanazavana fanampiny : 0341325563

Send a message to learn more

Misy hatrany ny tsakitsaky sy ny sakafo isan-karazany isan'andro ato @ la TRACE BIRAPlat du jour, menu à la carte.Tsy ad...
21/11/2025

Misy hatrany ny tsakitsaky sy ny sakafo isan-karazany isan'andro ato @ la TRACE BIRA
Plat du jour, menu à la carte.
Tsy adino ny zava-pisotro mangatsika sy mafana.
Misy karaoké ihany koa isan'andro
Tongava daholo e

16/10/2025

Ndao e
Tongava daholo

Address

Tsarasaotra
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRACE BIRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share