Iary Hanitra

Iary Hanitra 🌱Romarin et Céleri en poudre
Vokatra:
✅ Natoraly
✅ Vita malagasy
✅ Madio
✅ Manala fasahiranana

Finaritra eeee! 🥰Faly izahay manolotra ho anareo indray        " Romarin et céleri en poudre"⚡Vokatra vaovao be, 100% na...
22/02/2026

Finaritra eeee! 🥰
Faly izahay manolotra ho anareo indray
" Romarin et céleri en poudre"

⚡Vokatra vaovao be, 100% natoraly, vita malagasy , madio tsara, tsara kalitao sy malemy tsara ary manala fasahiranana rehefa mahandro.

500 ariary fotsiny dia efa afaka manandrana.

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny indrindra fa ny aram-pahasalamana.👩‍⚕️

Toerana: Paositra Ambany Fianarantsoa
Contact: 034 96 014 05 na mp Iary Hanitra

✅Manome prix de gros ho an'ireo mbola hivarotra.

Mirary alahady finaritra eee.

Address

Paositra Ambany
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iary Hanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category