La table du Rova

La table du Rova Restaurant bistronomique Malagasy Français

Weekend lava beeeee🥰🎉🥳Ataovy aty La table du Rova nenareo ny weekend fa miandry anareo ato izahay 🎉🥰Miaraka  promotion b...
20/03/2026

Weekend lava beeeee🥰🎉🥳

Ataovy aty La table du Rova nenareo ny weekend fa miandry anareo ato izahay 🎉🥰

Miaraka promotion betsaka beee 🥰

☎️ 0386295820

Soupe ❣️🥳7000 ariary seulement 🥰Aia  koa no hahita ☺️🤭☎️ 0386295820
18/03/2026

Soupe ❣️🥳
7000 ariary seulement 🥰

Aia koa no hahita ☺️🤭

☎️ 0386295820

Soupe du Rovaaaaa 🎊🥳Mety tsara amin'izao Andro mangatsika izao annn 🥰❣️☎️0386295820
14/03/2026

Soupe du Rovaaaaa 🎊🥳

Mety tsara amin'izao Andro mangatsika izao annn 🥰❣️

☎️0386295820

Goûté après midi saody taraiky annnn 🥳😘Ataotsika 10000 ariary ny misao androany 🥳😘Disponible en livraison koa annn😘🥳☎️03...
12/03/2026

Goûté après midi saody taraiky annnn 🥳😘

Ataotsika 10000 ariary ny misao androany 🥳😘

Disponible en livraison koa annn😘🥳

☎️0386295820

Aza taraiky arany ôooooo

Samediiiii🥳🎉Fotoana fiarahana amin'ny fianakavina sy ny namana ann 🥳🥰Aza mitady toerana hafa koa fa efa eto La table du ...
07/03/2026

Samediiiii🥳🎉

Fotoana fiarahana amin'ny fianakavina sy ny namana ann 🥳🥰

Aza mitady toerana hafa koa fa efa eto La table du Rova n'y fotoana annnn 🥰😘

Sady ataotsika gratuit daholyyyy livraison androany fa aza taraiky annn 🥰

☎️ 0386295820

Mercredi 🎊🥳🥰Fa promotion foana2 anie oaa eee☺️ N'y eo tsy lany n'y eo Tonga ihany 😌🤭Tout à 10000 ariary foana arany eee ...
04/03/2026

Mercredi 🎊🥳🥰

Fa promotion foana2 anie oaa eee☺️
N'y eo tsy lany n'y eo Tonga ihany 😌🤭

Tout à 10000 ariary foana arany eee 💖🥰

Livraison disponible foana annn🥰

☎️ : 0386295820

Tsara foana Tonga Dia miantso annn🥰💖

Bonjour Mars ❣️🥰Hitondra fahombiazana sy fitahiana ho atsika rehatra anie ity volana vaovao ity ❣️🥰Aza adino fa misokatr...
03/03/2026

Bonjour Mars ❣️🥰

Hitondra fahombiazana sy fitahiana ho atsika rehatra anie ity volana vaovao ity ❣️🥰

Aza adino fa misokatra foana izahay annn 🥳

Sary souvenir Kely arany 🥰❣️

☎️ 0386295820

Bonjourrr 🎊🥳🥳Aza adino fa misokatra foana izahay annn miaraka   mora beeee 🎊🥳Tout à 10000 ariary 🥳🎊Aza taraiky arany eee...
24/02/2026

Bonjourrr 🎊🥳🥳

Aza adino fa misokatra foana izahay annn miaraka mora beeee 🎊🥳

Tout à 10000 ariary 🥳🎊

Aza taraiky arany eeee 💗

☎️ 0386295820

Dimanche 🎊🥳❣️Fotoana fiarahana amin'ny fianakavina sy ny namana 🥳Amboaro programme Dia aty La table du Rova 😘Miandry ana...
22/02/2026

Dimanche 🎊🥳❣️

Fotoana fiarahana amin'ny fianakavina sy ny namana 🥳

Amboaro programme Dia aty La table du Rova 😘

Miandry anareo ato izahay annn 🥰❣️

☎️0386295820

Vendrediiiiii🥳🎊Vendredi jolie jolie 🎊🥳 ety La table du Rova ❣️🥳 Miaraka amin'ireo promotion maro be fa aza tara annnn ❣️...
20/02/2026

Vendrediiiiii🥳🎊

Vendredi jolie jolie 🎊🥳 ety La table du Rova ❣️🥳

Miaraka amin'ireo promotion maro be fa aza tara annnn ❣️🥰

Livraison disponible foana2 annnn 🥰❣️

Aza adino fa efa miandry anareo ato izahay annn 🥳🎊Nareo sisa no andrasana fa izahay efa vonona 🥰❣️Livraison mitohy hatra...
19/02/2026

Aza adino fa efa miandry anareo ato izahay annn 🥳🎊

Nareo sisa no andrasana fa izahay efa vonona 🥰❣️

Livraison mitohy hatrany miaraka atsika 🥰🎊

☎️0386295820

Salama tompoko ôoooo🎊🎊Noho n'y fandaminana Kely Dia manomboka après midi ny livraison atsika androany ☺️☺️Tsara foana al...
18/02/2026

Salama tompoko ôoooo🎊🎊

Noho n'y fandaminana Kely Dia manomboka après midi ny livraison atsika androany ☺️☺️

Tsara foana alefa aloha commande no Sady Tonga de miantsooo🥳

☎️0386295820

Promotion atsika mitohy foana 😊

Pizza GM a 13000 ariary 🥰

Address

Rova Tanana Ambony
Fianarantsoa

Telephone

+261347254575

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La table du Rova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category