My Art's Delight

My Art's Delight Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My Art's Delight, Restaurant, Fianarantsoa.

🎂  Gâteau mariage  🎂   📆 01-12-2023   🤵👰  💒
03/12/2023

🎂 Gâteau mariage 🎂
📆 01-12-2023
🤵👰
💒

Izay vao natao ny commande gâteau fête des pères fa tiany hatambatra amin'ny anniversaire-n'ny zafikeliny dia mba fety i...
05/07/2023

Izay vao natao ny commande gâteau fête des pères fa tiany hatambatra amin'ny anniversaire-n'ny zafikeliny dia mba fety iray ihany hono
Ilay zaza amin'io tsy mahafantatra zavatra afa-tsy orange na voankazo na loko
🧡 🍊 🧡

Ireto ihany koa mbola izy tamin'izany fiandohana sy ny fianarana pâtisserie et cuisine izany    🥚 🧈 🍚 🧂 🥛 🍴 🔪 🍽️Pizza à ...
22/06/2023

Ireto ihany koa mbola izy tamin'izany fiandohana sy ny fianarana pâtisserie et cuisine izany

🥚 🧈 🍚 🧂 🥛 🍴 🔪 🍽️

Pizza à la pâte feuilletée 🥘🍕
Gâteau coeur au biscuit 🍰
Pâte à choux 🍩
Gâteau mille feuilles 🥧
Toast vide 🥯
Mine sao 🍝
Entré froide avec tomate farcie 🍱
PAO 🥟
Galette des Rois 👑🥮
Gâteau d'anniversaire avec nappage🎂
Gâteau bonne fête papa à la pâte à sucre 👔

Encore merci 😘😘😘
21/06/2023

Encore merci 😘😘😘

Merci ❤️❤️❤️
21/06/2023

Merci ❤️❤️❤️

Gâteau d'hier 🎂Gâteau fête des mères 🤱
05/06/2023

Gâteau d'hier 🎂
Gâteau fête des mères 🤱

Elaela izay👋Zava-baovao indray 😉
08/05/2023

Elaela izay👋
Zava-baovao indray 😉

Offre spéciale St ValentinGâteau à partir de 8000Ar pour un couple  ❤️❤️❤️
01/02/2023

Offre spéciale St Valentin
Gâteau à partir de 8000Ar pour un couple


❤️❤️❤️

Efa akaiky ity dia hiditra ny volana FebroaryVao miteny hoe volana febroary dia inona izany no ao antsainao voalohany? M...
30/01/2023

Efa akaiky ity dia hiditra ny volana Febroary
Vao miteny hoe volana febroary dia inona izany no ao antsainao voalohany?
Mety hoe anniversaire ve? 🎂🎉🎀 Mety hoe journée des écoles ve? 🍱🏫⚽ Mety hoe volana fohy indrindra ao anatin'ny taona ve?🍛🗓️🏃 Mety hoe andron'ny mpifankatia ve? 🍰💌🎁
Sns

Araraoty ary ity volana hiditra ity hanaovana soa sy hifampizarana fitiavana eo amin'ny manodidina anao

Efa manomboka ny fandraisana commande ho an'i St Valentin
Natao amin'ny vidiny mora indrindra izay commande rehetra amin'ity volana ity mba hazahoanao mifampizara fifaliana sy fitiavana amin'ny hafa

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261320448633

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My Art's Delight posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category