09/07/2023
Vaovao be 🤩🥳
hoantsika eto Fianarantsoa
Manomboka rampitso alatsinainy 10 jolay 2023
🥖Sandwich Viande Pause Gouter 🥖
⛔ Prix de lancement amin'ny vidiny 4000Ar fa tsy 5000Ar
Araraoty ary fa hisy an reto ny point de vente nay rehetra 😋
Afaka mandray commande ihany koa izahay ao amin MP 😁
A récupérer sur les points de ventes Pause Gouter
Pause Goûter, la qualité est notre priorité 😋