14/01/2026
😃 Akory aby e!
🎉 Nel's Food ve afaka anaovana fety fiarabana tratrin'ny taona?
👉ENY
👉 Nel’s Food dia vonona handray anao!
🍽️ Maro ny sakafo azo isafidianana:
🍕 Pizza, 🌮 Tacos, 🥪 Panini, 🍲 Soupe
🍛 Plats de résistance
🥗 Entrées
🍱 Sakafo isankarazany araka ny safidinao
🚫Sakafo tsy misy Kisoa
🚗 Parking azo antoka sy malalaka
✨ Toerana milamina, sakafo matsiro, ary fandraisana tsara ho an’ny fety miaraka amin’ny fianakaviana, namana na mpiara-miasa.
📍https://maps.app.goo.gl/Yucx2sJWHMq3LQ4h9
📞 Réservation : 033 81 777 07
Tongava aby ara moa!😅