Bararata RESTO

Bararata RESTO Ianao MITSIKY Sy MIRANA Eo Ampihinanana No TANJONA
Manasa Ary Hanjifa Eto RESTO
TONGAVA SOA

😋🤤Ilay FLAN tadiavinao rehefa mandalo aminay io👍
19/10/2024

😋🤤Ilay FLAN tadiavinao rehefa mandalo aminay io👍

💝Ataovy Tsapan'i NENY ny FITIAVANAO Azy 🎂♥️ Atolory azy ny M**o Mamy ahatsapany fa mamy ny miaina miarak@ Zanaka  manome...
25/05/2024

💝Ataovy Tsapan'i NENY ny FITIAVANAO Azy 🎂♥️
Atolory azy ny M**o Mamy ahatsapany fa mamy ny miaina miarak@ Zanaka manome fitiavana❤️
Mirary Soa an'i NENY😘

Eny...💪Faly Miarahaba anao izahay eto amin'nyBararata RESTO ry   izay RAIM-PIANAKAVIANA Mahafinaritra...✊👏  Nohon'ny fit...
18/04/2024

Eny...💪
Faly Miarahaba anao izahay eto amin'nyBararata RESTO ry izay RAIM-PIANAKAVIANA Mahafinaritra...✊👏
Nohon'ny fitiavanao Guitare 🎸
Dia niezaka ny vadinao nametraka fahatokisana taminay teto RestOo
Ka Io ny zava-Bita re Tompoko ♥️♥️♥️
Tohizo ny Fideranao an'ANDRIAMANITRA talenta nomeny anao🙏
❤️Misaotra an'i Madame 'rindra_nametraka fahatokisana anay.🔥

Mankasitraka anareo Mpanjifa re Tompoko🥰😘Enganie MBA hitondra HERY sy TANJAKA ary FAHASALAMANA anie Ireo SAKAFO izay nar...
16/04/2024

Mankasitraka anareo Mpanjifa re Tompoko🥰😘
Enganie MBA hitondra HERY sy TANJAKA ary FAHASALAMANA anie Ireo SAKAFO izay naroso anareo.
♥️♥️♥️Misaotra ♥️♥️♥️

(Hialanatsiny ho anareo Tompon'ny SARY raha izao vao afaka nametraka azy ity,nohon'ny fandaminana maro .
misaOtra @ FANJIFANA Ooo)🤝💕

Salama daholo😘😘😘  Asa hoe Iza no Efa nahita azy ity???Izy ity no antsoina hoe:  📢📢📢🔥"CHIPS BARARATA"🔥📢📢📢Izay niverina hi...
24/03/2024

Salama daholo😘😘😘
Asa hoe Iza no Efa nahita azy ity???

Izy ity no antsoina hoe:
📢📢📢🔥"CHIPS BARARATA"🔥📢📢📢
Izay niverina hita eo @
Ary mety ho hita eo @ Bararata RESTO atsy hoa atsy
K'anefa miankina amin'ny Fankafizantsika MPANJIFA ihany🤝
👉Iza ary no Efa nihinana...!?🥰
👉ary Iza no mba te ihinana..?
♥️DIA IZA AVY IREO Efa nihinana ka MBOLA te IHINANA ARY Eee...😍

😋Andao Hiaraka Hikarepoka Ooo!!!💯

🚨🚨TONGAVASOA🚨🚨
12/01/2024

🚨🚨TONGAVASOA🚨🚨

1 place -

Miarahaba Tompoko🙏Hoa anao ilay nanadino Finday📱Efa tsara Toerana Ilay Finday fa tsy very akOry🤝Ka manasa anao izahay hi...
12/01/2024

Miarahaba Tompoko🙏
Hoa anao ilay nanadino Finday📱
Efa tsara Toerana Ilay Finday fa tsy very akOry🤝
Ka manasa anao izahay hiverina andalo ka hanjifa indray ato amin'ny BARARATA RESTO 🪴
Ary mandray ny FINDAINAO rehefa Voky🥰
MisaOtra indrindra😍

Salama Tompoko 🥰.ALATSINAINY hatr@ andro SABOTSY Dia misokatra ho anareo ny Tsena BARARATA RESTO 🪴Tiana ho marihina ihan...
11/01/2024

Salama Tompoko 🥰.
ALATSINAINY hatr@ andro SABOTSY Dia misokatra ho anareo ny Tsena BARARATA RESTO 🪴

Tiana ho marihina ihany koa anefa fa misokatra ihany koa izahay rehefa ankatokin'ny fety ny andro ALAHADY mba ho fanomezana fahafahampO❤️ ho anareo mpanjifa tianay🤝❤️

23/12/2023
Ny Voky Tokoa No Maharaka Ny Namany🥰😍 NindraminTsika ny Sarin'i Mr Andrian Tsu💪✊   Mankasitraka 🙏Dia manasa antsika izay...
19/12/2023

Ny Voky Tokoa No Maharaka Ny Namany🥰😍
NindraminTsika ny Sarin'i Mr Andrian Tsu💪✊
Mankasitraka 🙏
Dia manasa antsika izay mbola ho avy ary izahay eto amin'ny Bararata RESTO

Address

Imerintsiatosika

Opening Hours

Monday 05:30 - 21:00
Tuesday 05:30 - 21:00
Wednesday 05:30 - 21:00
Thursday 05:30 - 21:00
Friday 05:30 - 21:00
Saturday 05:30 - 21:00

Telephone

+261387196280

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bararata RESTO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category