Mioty Resto

Mioty Resto 100% Soupe Tamatave, Boissons

Manohana hatrany
25/06/2022

Manohana hatrany

Mankasitraka dia mirary soa hatrany ny Itasy Project
07/06/2022

Mankasitraka dia mirary soa hatrany ny Itasy Project

29/05/2022

Fiadanana ho an'ny Reny rehetra👑🎆🎉

Bonne fête à toute les maman

24/05/2022

Tonga n'y fotoana Ary eee,ndao hiaraka hiala voly isika,ndao hiaraka hijery n'y vokatra,izay vokatra niarahatsika niasa tamin'ireo maison de production efa matihanina.ireto Ary ny programme
Alahady 5 jona 2022 amin'ny 2ora sy amin'ny 4 Ora ao amin'ny EKAR Mahavelona
Ny Alatsinainy 6 jona kosa Dia ao amin'ny trano malalakin'ny Jean Paul ll no fotoana amin'ny 2ora sy amin'ny 4 Ora
Entano ny Namana sy ny Avana
Tohano ny zava bita avy aty amin'ny faritra misy antsika 📽️📽️🎞️🎞️🎞️

17/04/2022

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra tompoko

Ho P***a feno fandresena sy fahasoavana ho antsika rehetra!

Ho antsika tia paty gasy, mpanao gargotte,  mpivarotra composé,  lasopy, misao Hafa ihany ny paty gasyMioty Resto Ambato...
13/04/2022

Ho antsika tia paty gasy, mpanao gargotte, mpivarotra composé, lasopy, misao

Hafa ihany ny paty gasy

Mioty Resto Ambatombositra Soavinandriana
113 Service Avaratsena Soavinandriana
033 71 003 84
034 21 034

05/09/2021

Mioty Resto
Ambatombositra 150m miala amin tsena Soavinandriana

Misokatra ho anao 8h à 19h 30 miasa 6/7 Jours
Alarobia hatramin'ny Alatsinaina

(Tsy miasa Talata)

100 % Soupe Tamatave Eto Soavinandriana Itasy
03/09/2021

100 % Soupe Tamatave Eto Soavinandriana Itasy

Vonona hatrany hanolotra ny soa sy ny tsara
30/08/2021

Vonona hatrany hanolotra ny soa sy ny tsara

Miarahaba tompoko,  Aza adino fa misokatra tsika androany a! 8 H à 19H 30
29/08/2021

Miarahaba tompoko,

Aza adino fa misokatra tsika androany a!

8 H à 19H 30

28/08/2021

Efa ato zahay a, nareo sisa no andrasana

Address

Ambatombositra Soavinandriana Itasy
Itasy
118

Telephone

+261337100384

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mioty Resto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category