20/10/2025
🥥 Tropical du Goût – Tsiro manaitra, manaitaitra, ary mampiova toe-po!
Vao manokatra dia mahatsapa fahafinaretana avy amin’ny tsironay ianao 😋
👉 Soupe mafana tsara 1 000ar
👉 composée 1000ar
👉Misao 1000ar
👉 Sambo, Neim, Donate 200ar
👉 Jus naturel madio sy manala hetaheta 500ar
👉 Soso maraina 1000 ar miaraka @ kambak
Ary tsy adino iany koa ianareo izay pamily Bajaj sy ianareo izay tsy afaka mody atrano misakafo fa ato aminay misy Plat du jour izay @ vidiny 2000ar monja rehefa atoandro sy ariva
👉 Vary sy kabaka 2000ar
Gote pianatra maro samby afa Sns..............
📍 Tongava mitsidika anay ato @ TROPICAL DU GOÛT MAJUNGA
✨ Tsiro tsy hay hadinoina, toe-po miova ho tsara hatrany!
Ny prix tsika de efa natao mirary tena mirary be mintsy 🤗
Ba fatatrao moa fa mapiavaka atsika iany koa de afaka micommode spécial izay tinao oanina, afaka manao sur commande hoanao izahay, na ina na ina tinao oanina 🤤!
🛖 Ny ahitanao anay Tropical du Goût 15mètre mila eo @ Bara Neny, eo @ rond-point tsararano voalohany eo, akaikiny École Tafita soa eo zahay. Apitany tetezana makany atsararano iny eo misy anay !
Manasa anao apitiavana izahay ba ho tonga itsidika anay ato Tropical du Goût Majunga
Ary bola mamerina fisaorana feno ianareo panjifa izay efa afapo nanjifa tato aminay 🤗
Contact:
☎️ 032 29 126 05
☎️ 034 79 734 53
🛖 Aza merina trano bongo zalah fa trano bongo ane ka misy tantely e!!!