29/07/2025
🚨 FIOFANANA ASA TENA BIZINA HO ANAO ! 🍹👩🍳
➡️ Misafidiana : asa maharitra na fidiram-bola fanampiny avy amin’ny fahaiza-manao vaovao !
📍 Toerana : Valpinson (REPERE AO AMIN'NY MP)
📅 Daty : Zoma 15 na Asabotsy 16 Aogositra 2025
🕥 Ora : 10 ora sy sasany – 4 ora hariva
🎯 SARAM-PIOFANANA : 79.000 Ar
✅ Tafiditra ao anatin’izany ny ingredients rehetra + tsakitsaky
(Raha atao misaraka ny fiofanana : 120.000 Ar 🥵)
🔐 Fisoratana anarana amin'ny hafatra manokana
💰 Acompte 30.000 Ar (esorina amin'ny saram-piofanana
🎓 Inona no ho azonao ?
➡️ Fahaiza-manao azo ampiharina avy hatrany !
➡️ Tsy mila diplaoma, afaka manomboka mivarotra na manangana bizina !
🥤 Ho ianarantsika :
🍹 Cocktails : Mojito, Planteur, Sunrise, Pinky Lady, Choco Gourmand
🧋 Jus & yaourt amin’ny pipette :
Fandanjana siramamy & voankazo
Fomba fitahirizana
Fanaovana devis
📌 Toerana voafetra : 10 monja !
📲 Fisoratana anarana amin’ny hafatra manokana na antsoy : 032 45 147 41
❤️ Manomboka asa manokana miaraka amin'ny fahaiza-manao iray andro monja !
💼 FORMEZ-VOUS EN 1 JOUR ET CRÉEZ VOTRE PETIT BUSINESS ! 🍹💰
➡️ Une opportunité pour débuter une activité rentable, même sans diplôme !
📍 Lieu : Valpinson (adresse par message privé)
📅 Date au choix : Vendredi 15 ou Samedi 16 août 2025
🕥 Horaire : 10h30 à 16h00
💸 Tarif : 79.000 Ar
✅ Ingrédients et collations inclus
(Formations séparées : 120.000 Ar)
🔐 Réservation obligatoire en MP
💰 Acompte de 30.000 Ar (déduit du tarif)
🎯 Pourquoi participer ?
✔️ Pour lancer une petite entreprise locale
✔️ Pour avoir une activité à domicile ou un revenu complémentaire
✔️ Accessible à tous, même sans expérience !
🍹 Contenu de la formation :
Réalisation de cocktails : Mojito, Planteur, Sunrise, Pinky Lady, Choco Gourmand
Jus & yaourt en pipette :
▫️ Dosage précis
▫️ Conservation
▫️ Élaboration de devis
📌 Seulement 10 places disponibles !
📲 Inscriptions via message privé ou au 032 45 147 41
❤️ Investis une journée pour créer ton propre avenir !