18/02/2026
👑LE ROI DU CHAR_SIU (Tsatsiu) EST DE RETOUR👑
🎎
Aza misalasala fa vonona ny handray ny commande nareo hatrany izahay ,☺️
🍗🥩🍗🥩🍗🥩🍗🥩🍗🥩🍗🥩🍗🥩
🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓🥓
💁Ireto ny tarifs:
👉TSA tsiou: 65.000ar/kg
👉Ny laqués kosa:
-Poulet laqué 50.000ar l'entier
-Canard laqué 70.000ar l'entier
-Entrecôte Boeuf laqué 60.000ar/kg
👉Ary ny fumés:
-Lard fumé 50.000ar/kg
-Saucisse fumée 40.000ar/kg
-Poitrine de porc fumée 55.000ar/kg
-Poulet fumé 50.000ar l'entier
-Kitoza Porc fumé 50.000ar/kg
-Kitoza boeuf Fumé 50.000ar/kg
☺️Anisany mampiavaka anay ny tsiro an ( spécial originale Cantonais), ary tena malemy🧑🌾
🔴Nb:
*Hoan'ireo tsy mihinana kisoa Dia ankotran'ny viande halal rehetra ao dia afaka manoratra Mp ianao raha manana commande manokana @ hena Zay mety aminao
*Raha ohatra kosa ka ianareo no miantoka ny ingrédients rehetra dia 20.000 AR par Kg ny main d'oeuvre mahandro azy
▪️Commande 48h à l'avance
▪️500g minimum
LIVRAISON POSSIBLE PARTOUT
☎️ 0349664456 / 0322490728 / 0340289216