Moussakiki Djamany Page

Moussakiki Djamany Page “Kuch Kuch, Hota Hia!” 🍡🫕
Tsiro tsy hay hadinoina ✨
Sakafo matsiro sy feno hafaliana ho anao isan’andro ❤️🙏🏽
📱 Contact: 0325607960

🔥🇲🇬 MAJUNGA HAVY EIN AMBIANCES ! 🪘☀️ Festival Masova 3ème Édition       Vonona ve ianareo? 😍 Tsy fety tsotra fa ambiance...
17/05/2026

🔥🇲🇬 MAJUNGA HAVY EIN AMBIANCES !
🪘☀️ Festival Masova 3ème Édition

Vonona ve ianareo? 😍 Tsy fety tsotra fa ambiance goavana be no miandry! 🎉🔥
📅 Programme :

👉 29 Mai – CARNAVAL 🥳 (14:30)
🏊 Pool Party miaraka amin’i Basta Lion
👑 Miss Masova

👉 30 Mai – Grand Bal 💃🕺
🔥 Din Rotsaka & Jhonnito
👉 31 Mai – Spectacle géant 🎤🔥
Annicette • Jhonnito • Naïma • Luc Barbo • Mtre Ruffin • Dah Vie • Hoby Clo M/ga…

🥊 Morengy
🏆 Concours Wadraha
✅Course pousse-pousse
⚠️ Tagueo ilay namana hiaraka aminao fa tsy azo tara ity e! 😍🔥

13/05/2026

✨ Atolotra ampitiavana ho antsika rehetra ❤️

🎤 Artiste : Maitre Rufin Kilalaky
🕺 Choreography by : Golden Soldats
🎶 Music : Modart Gas Studio
▶️ Lien YouTube :https://youtu.be/uvmP2EuNS40?si=7vReP8J6wmZSMEvs

🔥 Aza adino ny manao partage sy manohana raha tianao ilay vibe 😍

Salama jiaby havako ❤️Andro lehibe anio satria feno 10 taona sahady ilay anarana hoe Moussakiki Djamany 🎉🥳Ary efa 16 tao...
11/05/2026

Salama jiaby havako ❤️

Andro lehibe anio satria feno 10 taona sahady ilay anarana hoe Moussakiki Djamany 🎉🥳
Ary efa 16 taona kosa no nisokafan’ny fivarotana sakafo tantanan’i Mr PDG Mamisoa 🙏🏽✨

Mankasitraka antsika rehetra nanohana sy niaraka taminay hatramin’izay ❤️
Ianareo no hery sy antony mampandroso anay isan’andro 💪🏽🔥

Mbola lavitra ny lalana, fa miaraka aminareo dia mbola hitohy ny tantara ✨🇲🇬

🙏🏽❤❤✨🎖
11/05/2026

🙏🏽❤❤✨🎖

🙏🏽❤❤🔥
10/05/2026

🙏🏽❤❤🔥

✨ Mafinaritra ny fiarahana teto 😌🎙️
Félicitations Coach Kader 👏🔥
Mirary soa sy fandrosoana hatrany ho anao 💯🙏
Moussakiki Djamany Page ✅
🇲🇬

🏅 Félicitations Navin 🎉Voasokajy ho isan’ireo nahazo ny Mari-boninahitry ny Kanto, Soratra ary Kolontsaina izy, tamin’ny...
30/04/2026

🏅 Félicitations Navin 🎉
Voasokajy ho isan’ireo nahazo ny Mari-boninahitry ny Kanto, Soratra ary Kolontsaina izy, tamin’ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Dihy omaly 🥰

Mirary soa sy fandrosoana hatrany avy aty am Moussakiki Djamany Mahajanga 🙏✨
🎖️

18/04/2026

Mangataka réaction ♥️🥹🫶🏻
👉🏽 Lolody Off
Ry havana sy namana, andao hifanohana 🙏🏻
Tsindrio kely ny ❤️ hanohanana azy amin’ity challenge ity 🫶🏻🔥

WawaSalegy 🎤🔥DG Moussakik Djamany        ✨   ❤Antsika jiaby mila maharaka Rythmé🏃🏻🚶🏻
12/04/2026

WawaSalegy 🎤🔥
DG Moussakik Djamany
✨ ❤
Antsika jiaby mila maharaka Rythmé🏃🏻🚶🏻

06/04/2026

🎬🔥 Efa nibôka ny Maboton’ny Majunga 2 !
Izay notontosain’ny Groupe Pôpôlo Baraza zanatany miaraka amin’i Bakary Makoa Mena

👉 Version zanatany mampihomehy be 😂🔥 sady tena Malagasy🇲🇬 !
👀 Aza tara fa jereo dieny izao 😏
💸 Vidiny: 3000Ar monja
➡️ Manjifa dieny izao tompoko 🙌

🎥 Ao amin’ny vidéo ny fanazavana
➡️ Supporto, jereo ary partageo 🙌
🔥

Joyeuses Pâques jiaby 🐣✨Mirary fety feno hafaliana, fitiavana ary fahasalamana ho anao sy ny fianakavianao 🙏🤍Enga anie h...
05/04/2026

Joyeuses Pâques jiaby 🐣✨
Mirary fety feno hafaliana, fitiavana ary fahasalamana ho anao sy ny fianakavianao 🙏🤍
Enga anie hitondra fiadanana sy fitahiana vaovao eo amin’ny fiainanao ity andro manokana ity 🌸💫

Address

Jirama Mboboka
Majunga

Telephone

+261325607960

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moussakiki Djamany Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Moussakiki Djamany Page:

Share