24/10/2024
Salama daholo❤
Récupéré soa aman-tsara page-ntsika!
Misaotra anareo izay tsy nisaraka taminay hatrizay fa tonga mivantana taty antrano nandritra ny fotoana lava2 ireny🙏
Miverina manomboka rahampitso ny fandraisana commande ato .
Ny laharana vaovao ahafahana manao commande manomboka rahampitso dia ny
034.05.197.00
Tsy miova ny conditions ntsika, 24h en avance foana. Et tous les vendredis pour les menus spéciaux (khimo spécial, birhani srilankais, ...)
On vous attends à partir de demain😘