Soanomendray Alavoly

Soanomendray Alavoly Soanomendray Alavoly
Restaurant - Chambres d’hôtes - Parc de loisirs - Piscine
À Mahatsinjo Sakay

🚨 J-1 FIFANINANANA LOMANO ! 🚨Rahampitso 22 May 2026📍Efa vonona ny piscine eto amin'ny Restaurant Soanomendray Alavoly 🏊‍...
21/05/2026

🚨 J-1 FIFANINANANA LOMANO ! 🚨
Rahampitso 22 May 2026

📍Efa vonona ny piscine eto amin'ny Restaurant Soanomendray Alavoly 🏊‍♂️✨ handray ny lalao.

⏰️Manomboka amin’ny 10 ora maraina.

💪 Maro ireo solontenan’ny sekoly handray anjara amin’ity fifaninana ity

👉 Miandry antsika mpanohana sisa!

🎯 Hetsika hanomezana lanja ny fanatanjahantena eto Ankadinondry Sakay 💙

🎟️ SARAM-PIDIRANA :
👶 Ankizy : 3 000 Ar
🧑 Olon-dehibe : 5 000 Ar

Aza adino !
Tongava maro manohana ireo mpifaninana 💪
Indrindra ianareo sekoly nandefa solontena, ary ho anareo olon-tsotra rehetra!

21/05/2026

Complexe Hôtel Restaurant Soanomendray Alavoly avec piscine 🏊‍♂️

📍Mahatsinjo Ankadinondry Sakay
A 130 km de Tana sur la RN1

☎️034 62 576 72

20/05/2026

Tianay be ianareo 🥰
Mbola be ny ho sisa!!!

Soanomendray Alavoly
Casm Madagascar

🌿 Bon week-end 🌿Misokatra Soanomendray Alavoly a‼️
16/05/2026

🌿 Bon week-end 🌿

Misokatra Soanomendray Alavoly a‼️

Bon vendredi‼️Misokatra ny Piscine ity week-end lavabe ity 🏊‍♀️🏊‍♂️🏊✅️Milomano🏊 , pizza 🍕,  karaoké 🎤,  cocktail 🍸 ☎️034...
15/05/2026

Bon vendredi‼️

Misokatra ny Piscine ity week-end lavabe ity 🏊‍♀️🏊‍♂️🏊
✅️Milomano🏊 , pizza 🍕, karaoké 🎤, cocktail 🍸

☎️034 62 576 72

‼️ Andao hiaraka hanao FOIRE aty Ankadinondry Sakay ‼️Handray anjara ao koa Soanomendray Alavoly Araho ny pejy ....
14/05/2026

‼️ Andao hiaraka hanao FOIRE aty Ankadinondry Sakay ‼️
Handray anjara ao koa Soanomendray Alavoly
Araho ny pejy ....



✨️Célébrons ensemble ce jour béni. Bonne fête de l'Ascension! 🕊️Andao oe hilalao kely androany? Aiza no toerana misy ana...
14/05/2026

✨️Célébrons ensemble ce jour béni. Bonne fête de l'Ascension! 🕊️

Andao oe hilalao kely androany?
Aiza no toerana misy anao❓️

Misokatra ho antsika Soanomendray Alavoly a.
😃 Week-end lavalava indray ‼️‼️‼️

☎️034 62 576 72

Fifaninana lomano 🏊‍♂️🏊‍♀️🏊📆 Mbola mitohy ny fisoratana anarana 📜 hatramin’ny 19 mai 2026.
13/05/2026

Fifaninana lomano 🏊‍♂️🏊‍♀️🏊

📆 Mbola mitohy ny fisoratana anarana 📜 hatramin’ny 19 mai 2026.

11/05/2026

Vita ilay aventures niarahana tamin'ny Casm Madagascar sy ireo mpakafia 2 roues 🏍🛵

✨️ Ambiances nocturne, camping ⛺️, feux de camp 🔥, sakafo malagasy, vary amin'anana, karaoké 🎤, piscine 🏊‍♀️, detox 🌿.

Milay ianareo e 💪👋

Andro hafa koa miaro ‼️

Andao hiaraka hifanotrona sy hifanoana e! Événement iray mandalo amintsika eto Ankadinondry Sakay ity.📆15 -17 mai 2026Ra...
08/05/2026

Andao hiaraka hifanotrona sy hifanoana e! Événement iray mandalo amintsika eto Ankadinondry Sakay ity.

📆15 -17 mai 2026

Rallye VHR de Madagascar 2026

🏁 Le Rallye VHR 2026 commence le vendredi 15 et Cart'in sera là à chaque arrêt !
📍 Rendez-vous les 15, 16 et 17 mai sur la route.
Et la soirée du 16 mai à Ampefy ? Elle s'annonce tout simplement mémorable. 🌙🔥
On vous y attend ! 🛒✨

🏁 Cart'In, partenaire du Rallye VHR Madagascar 2026

Address

Mahatsinjo Sakay
Sakay

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 21:00
Wednesday 11:00 - 21:00
Thursday 11:00 - 21:00
Friday 11:00 - 21:00
Saturday 11:00 - 21:00
Sunday 11:00 - 21:00

Telephone

+261346257672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soanomendray Alavoly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soanomendray Alavoly:

Share

Category