BLACK & WHITE

BLACK & WHITE Bar/Restaurant

Bonjour daholo oh!Ny Resto Bar "Black&White"Gare Routière à 10 mètre gauche du Cotisse Transport dia faly mandray anareo...
11/07/2023

Bonjour daholo oh!Ny Resto Bar "Black&White"Gare Routière à 10 mètre gauche du Cotisse Transport dia faly mandray anareo zay vonona hanalazy sy hifety miaraka sy fianakaviana!Ny vidinjavatra dia natao mora ho zakan'ny rehetra!Mivoha manomboka amin'ny 8ora maraina atr@ 10ora sy 30 minitra alina!Ka mitongava maro tompoko fa mandray anareo ampitsikitsikiana izahay ato Bar Black&White😊
Mirary tontolo andro sy herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra

Ny "Resto Grille Bar Black&White" dia mirary fety finaritra ho anareo ray rehetra tsy ankanavakaKoa ho anareo izay vonon...
17/06/2023

Ny "Resto Grille Bar Black&White" dia mirary fety finaritra ho anareo ray rehetra tsy ankanavaka
Koa ho anareo izay vonon hnao fety sy hanao firavoravoana sy iala sasatra dia vonona handray anareo ampitsikiana izahay ato aminy Resto Black&White
Ny toerana dia eto akaiky Cotisse Gare Routière
Misokatra manomboka Lundi atraminy Samedi(08h à 23h)
Ka mitongava maro havako aby fa ny vidinjavatra dia natao mora sahaza ny be sy ny maro
Bonne fête à tous les papas🍾🍻

Bonjour daholo👋Izahay Resto Black&White tompoko dia nifindra eo  Routière en face Cotisse Transport😉Ka mitongava maro mi...
27/03/2023

Bonjour daholo👋
Izahay Resto Black&White tompoko dia nifindra eo Routière en face Cotisse Transport😉
Ka mitongava maro mitsidika sy mamangy fa misokatra manomboka androany izahay tompoko ary misokatra isanandro manomboka amin´ny 8ora maraina atr@ 11ora alina😊
Ny tsiron-tsakafo tsy miova fa ny vidiny no nampidinina😋
"Ny Resto Black&White,ny fahafamponao no laharampamehanay""
Tel:0326729246

Miammm😋😋😋On a tout de votre choixResto Black&White en face maison de RetraiteChez nous,notre priorité c´est votre satisf...
16/03/2023

Miammm😋😋😋
On a tout de votre choix
Resto Black&White en face maison de Retraite
Chez nous,notre priorité c´est votre satisfaction😊😁😇

Bonsoir à tous!Arabaina daholy ianareo vehivavy rehetra nahatratra izao fety irasimpirenena ho anareo izaoAza adino ary ...
08/03/2023

Bonsoir à tous!
Arabaina daholy ianareo vehivavy rehetra nahatratra izao fety irasimpirenena ho anareo izao
Aza adino ary ny rendez-vous antsika rehefa aveo ny fety izay iarahana amin i FABIE ao amin Black&White Rond Point Maison de Retraite(Analankininina Hopitaly Be)
Efa vonona izahay handray anareo ampitsikitsikiana ka mitongava maro havako aby ee
Entrée gratuite😊
Securité assuré💪

Bonjour à tous!Mb ho fanomezandanja sy voninahitra ny fety iraisampirenena ho an'ny vehivavy;ny Resto Bar Black&White di...
06/03/2023

Bonjour à tous!Mb ho fanomezandanja sy voninahitra ny fety iraisampirenena ho an'ny vehivavy;ny Resto Bar Black&White dia faly manasa antsika rehetra amin'ny Cabaret Speciale Pour Les Femmes izay iarahana aminn'i "FABIE".Ny ambiance dia manomboka amin'ny 7ora ariva ka atramin'ny maraina!!!Ka mitongava maro ianareo vehivavy ary ianareo lehilahy koa miaraha mifaly sy manohana ny vadinareo!!!Ny toerana dia eo ampitan'ny maison de retraite(Rue Labourdounais) Analankininina Hopitaly Be
Securité Assurée👍
Entrée Gratuite☺
Consommation Obligatoire🍻

03/03/2023

Ca commence🔥🔥🔥
On attend que vous les amis☺☺☺
Venez nombreux🍻🍻🍻
Entrée gratuite😅😅😅
Rdv au Black & White en face Maison de Retraite(Analankininina hopitaly be)

Bonsoir daholo eee😘😘😘Aza adino ny rendez-vous ntsika rampitso ariva amin'ny Cabaret izay iarahana amin'ny mpanakanto "TA...
02/03/2023

Bonsoir daholo eee😘😘😘
Aza adino ny rendez-vous ntsika rampitso ariva amin'ny Cabaret izay iarahana amin'ny mpanakanto "TATHAS" ao amin'ny Resto Bar Black&White izay manomboka amin'ny 7 ora ariva(19h) tsy diso eo ampitan'ny Maison de Retraite(Rond Point Analankininina Hopitaly Be)!!!
Vidindraha natao mora sy zakan'ny be sy ny maro!!!Ny toerana dia tsara sy amoronarabe!!!Ka mitongava maro fa mitsena anareo ampitsikitsikiana izahay havako ohh!!!
Securité assurée👍
Entrée gratuite☺
Mirary taona feno fitsikina sy fanambikana ho antsika rehetra😘

Miarahaba ny olondrehetra mbola nahatratra izao volana martsa izao ka mba iravoravoana amin'izany dia faly izahay manolo...
01/03/2023

Miarahaba ny olondrehetra mbola nahatratra izao volana martsa izao ka mba iravoravoana amin'izany dia faly izahay manolotra cabaret mafana sy mangotraka izay iarahana amin'i "Mpanakanto Tathas L'Homme Noir"au grand complet
Ny ambiance dia hanomboka amin'ny 7 ora tsy diso atramin'ny maraina!
Entrée gratuit na koa hoe libre
Vidindraha natao mora ho zakan'ny be sy ny maro!!!Securité assurée
Ny toerana dia eo ampitan'ny Maison de Retraite Analankininina Hopitaly Be!!!
Ka mitongava maro ohhh😘

24/02/2023

L'ambiance continue🔥🔥🔥
N'oubliez pas notre rendez-vous tous les week-end!
Lieu:Analankininina Rond Point Hopitaly Be en Face Maison de Retraite Boulevard Labourdonnais
On sera heureux de vous accueillir😊
Bon week-end à tous

Bjr a tous je remercie à tous ce qui est déjà venue nous rendre visite,et je remercie à tous ce qui like cette page ce q...
24/02/2023

Bjr a tous je remercie à tous ce qui est déjà venue nous rendre visite,et je remercie à tous ce qui like cette page ce qui nous suis,pour vous qui nes pas encor venu venez nombreux on vas vous surprendre avec nos services et nos spécialités,Black & White est la pour vous satisfaire de vos besoin et de loisir pour prendre du bon temps on ouvre du lundi au samedi,vous allez être satisfait de notre accueil on attends que vous les amies.comme cette plat de cette salade aux fruit de mer seulement a 20mil ariary bn journée à vous

Address

En Face Maison De Retraite TAMATAVE
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 08:00 - 22:00

Telephone

+261326729246

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BLACK & WHITE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BLACK & WHITE:

Share