Poisson D'avril

Poisson D'avril VENTE DE POISSON
(Produits de la mer et d'eau douce)

Arrivage Dray tsika 馃悪馃悷馃悷8000 ar daholo ny kg EO @ photo Pika camp Docker ny tanambao 2 n'y toerana ahitana anay
04/06/2021

Arrivage Dray tsika 馃悪馃悷
馃悷8000 ar daholo ny kg
EO @ photo Pika camp Docker ny tanambao 2 n'y toerana ahitana anay

29/05/2021

Bjr daholo
馃悪馃悪 Arrivage HORITA/POULPE androany afaka mandray commande izahay 馃悪馃悪馃悪(14h)
11000kg
Toerana : akaikiny Photo Pika tanambao 2

Arrivage Dray tsika 馃悷Pti cab么 :8000ar馃悹3 dents :8000ar馃悷Thon rouge 8000ar 馃悹 Lili 8000 ar 馃悷Lang么rana 12000ar
26/05/2021

Arrivage Dray tsika
馃悷Pti cab么 :8000ar
馃悹3 dents :8000ar
馃悷Thon rouge 8000ar
馃悹 Lili 8000 ar
馃悷Lang么rana 12000ar

Akory aby eeeSary avy any aminy mpanjifa afapo indray ary o 馃槉Mazoto ary o Dia manasa atsika mba handalo,Adresse tsy miov...
19/05/2021

Akory aby eee
Sary avy any aminy mpanjifa afapo indray ary o 馃槉
Mazoto ary o
Dia manasa atsika mba handalo,
Adresse tsy miova, eo akaiky PhotoPika Tanambao2
馃槉

Ireto Dray n'y arrivage tsika馃悷P锚che caval 8000 ar 馃悑Pti cab么 8000 ar 馃悹Thon rouge 8000 ar 馃悹 Cab么 12000 ar 馃悺Barracuda 10000...
18/05/2021

Ireto Dray n'y arrivage tsika
馃悷P锚che caval 8000 ar
馃悑Pti cab么 8000 ar
馃悹Thon rouge 8000 ar
馃悹 Cab么 12000 ar
馃悺Barracuda 10000 ar
馃悷Perroquet 8000 ar

Sary iray avy any amina mpanjifa ary no ho zaraintsika anio.(Ummmm io ary ilay nolazaiko, grill茅-na de lafiana 馃 kely 馃い馃い...
15/05/2021

Sary iray avy any amina mpanjifa ary no ho zaraintsika anio.
(Ummmm io ary ilay nolazaiko, grill茅-na de lafiana 馃 kely 馃い馃い馃い)

Salama tompoko Eny o, misy  Rouget iany koa ato aminay.Aminy izao weekend Zao, mety atonotona tsara de lafiana salade de...
15/05/2021

Salama tompoko
Eny o, misy Rouget iany koa ato aminay.
Aminy izao weekend Zao, mety atonotona tsara de lafiana salade de 馃崑 kely
Mummmmm, mafilotra ery
Adresse tsy miova, eo akaikiny PhotoPika Tanambao2 馃槈

Akory eAminy 馃憠ASABOTSY , misy 馃悷TILAPIA ooo14.000ar/Kg amin'ilay mbola manitra tsara 馃槈Adresse tsy miova, eo akaikiny Phot...
12/05/2021

Akory e
Aminy
馃憠ASABOTSY , misy 馃悷TILAPIA ooo
14.000ar/Kg amin'ilay mbola manitra tsara 馃槈
Adresse tsy miova, eo akaikiny PhotoPika Tanambao2

Akory aby e, Recette kely 1 afahafa maka tsirony tsara aryBaracuda atao frity no atolotra ho antsika anio.馃憠Ny zavatra il...
11/05/2021

Akory aby e, Recette kely 1 afahafa maka tsirony tsara ary
Baracuda atao frity no atolotra ho antsika anio.

馃憠Ny zavatra ilaina :
trondro 5
Tongolo: 3
Tongolo gasy: 1
Sakamalao:1
Sira: 1 sotrokely
Poivre:
Menaka: 1/4
Voasary makirana:4

Afangaro amin'ny trondro ireo rehetra ireo ary avela hilona ora vitsy(1-2ora)
Afanana ny menaka,
Rehefa mafana tsara dia arotsaka ny trondro,ary avela ho mena fify vao esorina
NB:(ny trondro raha mbola miraikitra am lapoaly dia mbola tsy masaka izy zay) aza hadino ny voasary makirana,miaraka am lasary kiseny
(Kiseny=concombre)
Misaotra an'i Toky Traiteur Tamatave isika nanome ny recette 馃槉
MAZOTO ARY OOO

Salama okarazany hafa indray 馃憠 Perroquet 8.000ar /Kg馃憠 Fia malandy 12.000ar /KgEo akaikiny PhotoPIKA Tanambao2 no ahitana...
10/05/2021

Salama o
karazany hafa indray

馃憠 Perroquet 8.000ar /Kg
馃憠 Fia malandy 12.000ar /Kg

Eo akaikiny PhotoPIKA Tanambao2 no ahitana anay 馃槈

Salama topoko otonga soa eto aminy ny page.ireto avy ary no vokatra izay efa azotsika jifahina sahady.Thon bonita 8.000a...
09/05/2021

Salama topoko o
tonga soa eto aminy ny page.
ireto avy ary no vokatra izay efa azotsika jifahina sahady.

Thon bonita 8.000ar/kg
P锚che cavale 8.000ar/kg
Akaranga 8.000ar/kg
ary ny BARAKODA 10.000AR/KG
馃槈
Adresse: Eo akaikiny PHOTOPIKA Tanambao2

Address

Rue Arcool
Toamasina
501

Telephone

+261327848694

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poisson D'avril posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category