Punky

Punky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Punky, Fast food restaurant, Face auximad, Toamasina.

Coucou ito ary ilay noresahanay taminareo omaly eee😋❤️Bon plan kely ❤️Manao location place 💢Misy karaoké💢Tsakitsaky💢Misy...
16/03/2023

Coucou ito ary ilay noresahanay taminareo omaly eee😋❤️
Bon plan kely ❤️
Manao location place 💢
Misy karaoké💢
Tsakitsaky💢
Misy boisson maro 💢
Afaka angalangalàna aina koa😋
Zahay iany le manao Burher iny fa sur commande 1jrs avant ftsn le izy 😁 fa afaka hoaninareo sur place sady maka maka rivotra ❤️
Mandray commande laqué koa zahay ann ❤️
Prix abordable pour location❤️

Bonsoir 😋Ela ela tsy heno P***y annn 🥺Hiverina tsy ho ela eto zahay miaraka am zava baovao be ho anareo ❤️😋Harao tsy tap...
15/03/2023

Bonsoir 😋
Ela ela tsy heno P***y annn 🥺
Hiverina tsy ho ela eto zahay miaraka am zava baovao be ho anareo ❤️😋
Harao tsy tapaka ny pejy 💢

Pack de 25.000ar ❤️Izy rehetra no 25.000ar❤️😋Alefaso ny commande ❤️Dimanche livrena🥰
23/02/2023

Pack de 25.000ar ❤️
Izy rehetra no 25.000ar❤️😋
Alefaso ny commande ❤️
Dimanche livrena🥰

Bonjour ❤️Amin'ny semaine ambony tsika hanao promotion kely 😁Aona mety aminareo vee😁😁Sady hamoaka plat vaovao tsika amin...
20/02/2023

Bonjour ❤️
Amin'ny semaine ambony tsika hanao promotion kely 😁
Aona mety aminareo vee😁😁
Sady hamoaka plat vaovao tsika amin'io 😘
Bisous daholo dia mila mihomana tsara amin'ny cyclone ho avy ann❤️🥺

Iza no hanaterana❤️😋Cliente  satisfaite❤️
17/02/2023

Iza no hanaterana

❤️😋

Cliente satisfaite

❤️

Zany ary ny pack Valentin 😁😋❤️Ataontsika valentin foana isanan'andro fa alefaso ny commande 😋Ataovy 1jrs avant ❤️😘
14/02/2023

Zany ary ny pack Valentin 😁😋❤️
Ataontsika valentin foana isanan'andro fa alefaso ny commande 😋
Ataovy 1jrs avant ❤️😘

Onion rings😋
14/02/2023

Onion rings😋

Burger sans porc 💢😋Mahazo daholo ato aminay❤️😁
14/02/2023

Burger sans porc 💢😋
Mahazo daholo ato aminay❤️😁

Burger porc ❤️😋Fromage be 😁😁
14/02/2023

Burger porc ❤️😋
Fromage be 😁😁

Bonsoir 😋Alefaso ny commande hanaovana st valentin rampitso eee🤤45.000ar izy rehetra ❤️
13/02/2023

Bonsoir 😋
Alefaso ny commande hanaovana st valentin rampitso eee🤤
45.000ar izy rehetra ❤️

6.000ar❤️
13/02/2023

6.000ar❤️

Sandwich PUNKY❤️17.000ar
13/02/2023

Sandwich PUNKY❤️
17.000ar

Address

Face Auximad
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Punky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share