๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—˜๐—Ÿ๐—” ๐—™๐—ฎ๐˜€๐˜-๐—ณ๐—ผ๐—ผ๐—ฑ & ๐—•๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐˜†

  • Home
  • Madagascar
  • Toamasina
  • ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—˜๐—Ÿ๐—” ๐—™๐—ฎ๐˜€๐˜-๐—ณ๐—ผ๐—ผ๐—ฑ & ๐—•๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐˜†

๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—˜๐—Ÿ๐—”
๐—™๐—ฎ๐˜€๐˜-๐—ณ๐—ผ๐—ผ๐—ฑ & ๐—•๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—˜๐—Ÿ๐—”
๐—™๐—ฎ๐˜€๐˜-๐—ณ๐—ผ๐—ผ๐—ฑ & ๐—•๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐˜†, Restaurant, 76 bis Angle Boulevard Augnagneur et Bd Pasteur, Toamasina.

๐Ÿฝ๏ธโœจ Peniela โ€” Fast-food & Bakery ! ๐Ÿ’ซ
Est un lieu de simplicitรฉ oรน la bonne cuisine rencontre la convivialitรฉ ๐Ÿค
๐Ÿ“Au cล“ur de la ville, un endroit pensรฉ pour accueillir: jeunes, familles, amis & collรจgues โค๏ธ๐Ÿ”ฅ

Ny fanombohana tsara rehetra dia miainga avy eo amin'Ilay Loharanon'izao rehetra izao.Ho taona tsara hatrety am-boalohan...
11/01/2026

Ny fanombohana tsara rehetra dia miainga avy eo amin'Ilay Loharanon'izao rehetra izao.

Ho taona tsara hatrety am-boalohany ka hatramin'ny farany ity taona anao ity.

๐Ÿ”ฅ CONCERT ร‰VANGร‰LIQUE LIVE โ€“ CHEZ CIBUS ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“… Samedi 24 Janvier
๐Ÿ•• ร€ partir de 18h
๐Ÿ“ Cibus
Une soirรฉe.
Une atmosphรจre.
Une prรฉsence.
Louange intense.
Adoration sans compromis.
Un moment rรฉel avec Dieu.
Si tu veux plus quโ€™un simple concert.
Si tu veux une rencontre.
Alors sois lร .

๐ŸŽถ Concert ร‰vangรฉlique โ€“ PAF 5.000Ar
๐Ÿฝ๏ธ Restauration sur place
๐Ÿ‘‰ Viens comme tu es.
๐Ÿ‘‰ Repartez diffรฉrent.

Tonga maro ianareo mifampiarahaba nahatratra taona vaovao aminay.Izahay tena eto foana tokoa.Vaovao ny taona, vaovao ny ...
05/01/2026

Tonga maro ianareo mifampiarahaba nahatratra taona vaovao aminay.
Izahay tena eto foana tokoa.
Vaovao ny taona, vaovao ny vina, vaovao ny tanjontsika amin'ity taona ity.
Mirary anao ho Salama sy ho ambinina amin'ny zavatra rehetra izahay.
Ho taona Zina ho anao anie ity taona ity.
Aza adino fa misokatra foana izahay, vonona hanome fahafaham-po ho anareo rehetra.

Joyeux Noรซl mes  fans & FollerwersMisokatra izahay androany :)
25/12/2025

Joyeux Noรซl mes fans & Follerwers
Misokatra izahay androany :)

๐Ÿ˜๐Ÿ˜Oui,on est mardi,mais on est ouvert jusquโ€™ร  18h30 aujourd'hui..Manzzzer une Soupe avec ce temps ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‹๐Ÿซฐ. ๐Ÿœ
16/12/2025

๐Ÿ˜๐Ÿ˜Oui,on est mardi,mais on est ouvert jusquโ€™ร  18h30 aujourd'hui..
Manzzzer une Soupe avec ce temps ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‹๐Ÿซฐ. ๐Ÿœ

๐Ÿซฐ๐ŸซฐZao An...Dimanche androany, dia manorana andro io.. Soupe Sans porc misy einh.. fa ho anao tr hanalazy kely alohan'ny ...
14/12/2025

๐Ÿซฐ๐ŸซฐZao An...Dimanche androany, dia manorana andro io.. Soupe Sans porc misy einh.. fa ho anao tr hanalazy kely alohan'ny andeha hiasa demain, tongava ehh .. Boisson Star sy jus naturel ihany no dispo ato aminay , ny ankoatran'izay afaka ho entinareo avy any ivelany ,ba mahazo tombony koa nareo amzay ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ˜๐ŸŽ„๐ŸŽ„Isika rehetra izay mahatsiaro sy  mahatadidy tsara an izany Gateau " Manne de Toamasina" izany indray ary ooo..., mat...
07/12/2025

๐Ÿ˜๐ŸŽ„๐ŸŽ„Isika rehetra izay mahatsiaro sy mahatadidy tsara an izany Gateau " Manne de Toamasina" izany indray ary ooo..., matsiro einh ๐ŸŽ„๐ŸŽ„Avy Noรซl einh Alefaso mialoha ny commande ary an ;) fa eto izahay hanome fahafam-po anareo ;*
Mp pour rรฉservation,afaka mandalo Cibus koa
Efa nataonay ireto ny prix , anao ny safidy :)

Bรปche classique ou traditionnel :
6 pax: 42000Ariary
8pax: 56 000Ariary
10 pax: 70000Ariary
12 pax: 84 000Ariary

Buche glacรฉe ou revisitรฉ :
6pax: 60 000Ariary
8pax: 80 000Ariary
10pax: 100 000Ariary
12pax : 120 000Ariary

Red Velvet: 12500Ariary par pax

Canaan Land Antananarivo

๐ŸคฉWhooooo, Dimanche ๐Ÿ˜ Perfect Day ๐ŸซฐHisakafoanana ato Cibus. Izay rehetra tsy mbola nandalo , fotoana izao ;)         Mba ...
23/11/2025

๐ŸคฉWhooooo, Dimanche ๐Ÿ˜ Perfect Day ๐ŸซฐHisakafoanana ato Cibus.
Izay rehetra tsy mbola nandalo , fotoana izao ;)



Mba antsoinareo ity laharana ity raga sendra tsy voavaly le mp an , an-dakozia manko zay matetika dia tsy hita hitako๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ˜Š 033 61 002 12

23/11/2025

Address

76 Bis Angle Boulevard Augnagneur Et Bd Pasteur
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:30 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 17:00 - 21:00
Sunday 07:00 - 20:00

Telephone

261330108183

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—˜๐—Ÿ๐—” ๐—™๐—ฎ๐˜€๐˜-๐—ณ๐—ผ๐—ผ๐—ฑ & ๐—•๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category