F&B Food

F&B Food 🍴Restaurant Toamasina 501
🫰Ouvert du lundi au dimanche sauf (mardi )
⏰️ 09h à 21h
❗️MARDI ( répos hebdomadaire)

‼️‼️‼️ MISOKATRA IZAHAY ANNN‼️‼️‼️  ✅️PIZZA PM 🍕ET MINE-SAO 🍜🥢 AMIN’NY VIDINY 6000AR SY 8000AR  FOTSINY EEEE 😲  🔴 LIEU :...
25/02/2026

‼️‼️‼️ MISOKATRA IZAHAY ANNN‼️‼️‼️

✅️PIZZA PM 🍕ET MINE-SAO 🍜🥢 AMIN’NY VIDINY 6000AR SY 8000AR FOTSINY EEEE 😲

🔴 LIEU : TANAMBAO5 LALAMBAVAO AKAIKINY LAVAGE

✅️MARO IANAREO NO NAHAZO CREDIT TAMINAY, FA TAO IANY KOA IREO TSY NAHAZO KA IALANA TSINY 🙏‼️IZAHAY ATO AMIN’NY F&B Food ...
13/02/2026

✅️MARO IANAREO NO NAHAZO CREDIT TAMINAY, FA TAO IANY KOA IREO TSY NAHAZO KA IALANA TSINY 🙏

‼️IZAHAY ATO AMIN’NY F&B Food DIA HIEZAKA HITRAKA NA TEO AZA NY FAHARAVANA SY FAHAPOTEHINA NAHAZO ANAY TSIRAY2.

➡️NY AZO AMBARA DIA : MAHEREZA DAHOLO TOMPOKO 🙏

💥MISOKATRA IZAHAY MANOMBOKA ANDROANY 💥

⚠️NY PRIX AN ENTANA TSY MIOVA FA MISY HILATSAKA AZA HO FITSINJOVANA ANTSIKA MPIARABELONA

10/02/2026

Manana finoana fa sy herimpo fa mahery isika 💪

10/02/2026

Mankahery antsika vahoaka ny Toamasina izahay . Mafy izy ty fa courage antsika jiaby

💥 Tolory Pizza de  tolory fitiavana ny olona tena tianao 🥰  💫Aza misala fa tsotra nefa tsara ary mamy no atolotro ny F&B...
09/02/2026

💥 Tolory Pizza de tolory fitiavana ny olona tena tianao 🥰

💫Aza misala fa tsotra nefa tsara ary mamy no atolotro ny F&B Food ho anareo ❣️mandritra ny 14 février 2026
❗️TANDREMO FA INDRAY ISAN- TAONA IANY NO MISY 14 FÉVRIER A 😊
🔴Toerana : Tanambao5 lalambaovao centine akaikiny lavage
☎️ Contact : 034 48 952 70

09/02/2026

Fa ra mba asina journée ho an Célibataire ko ee?🤔
Aza mandry fa izahay dia mitsinjo anareo tsy ampy lahy , tsy ampy vavy 🤣

😍 OTRANY METY A , ✔️ ✅️Tongava ato am F&B Food fa sady afaka mampiasa baguette 🥢 no minana am tanana 🤲😊 🔴 Lieu: Tanambao...
01/02/2026

😍 OTRANY METY A , ✔️

✅️Tongava ato am F&B Food fa sady afaka mampiasa baguette 🥢 no minana am tanana 🤲😊
🔴 Lieu: Tanambao5 lalambaovao centine akaikiny Auto lavage
☎️ Tél: 034 48 952 70 - 032 13 200 44

💥LAHADY ARIVA ARIVA MIARAKA AMIN’NY F&B Food 😋. NAREO KO NGA MANANA ZAZA MITSIKY2 OTRIZAO REHEFA IKALY 🤩?🔴Lieu : Tanamba...
01/02/2026

💥LAHADY ARIVA ARIVA MIARAKA AMIN’NY F&B Food 😋.
NAREO KO NGA MANANA ZAZA MITSIKY2 OTRIZAO REHEFA IKALY 🤩?
🔴Lieu : Tanambao5 lalambaovao centine akaikiny Auto lavage
☎️Tel : 034 48 952 70 - 032 13 200 44

✨️AZA ADINO FA MBOLA JANVIER RAPITSO EEEE. AZA MANDRY2 MIARAKA AM PIZZA F&B Food  FA VO MIKIPY KELY ENAO DE TSY MAHARAKA...
30/01/2026

✨️AZA ADINO FA MBOLA JANVIER RAPITSO EEEE. AZA MANDRY2 MIARAKA AM PIZZA F&B Food FA VO MIKIPY KELY ENAO DE TSY MAHARAKA GALETY 😅
🫰 De karakory ? 😉 ANATERANA sa Tonga de OAVY?
🔴Tanambao5 lalambaovao akaikiny Auto lavage
☎️034 48 952 70 032 13 200 44

30/01/2026

MANINO NDRAIKA KARA FILM Balthazar ?
Tsy aleonareo minana Pizza F&B Food toy izay Galety 😜

Address

Tanambao V
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F&B Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category