Barhone

Barhone Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Barhone, Beer Bar, .

08/10/2026

Izany aloha ny hafatra!!😇😇😇

03/10/2026

Live octoberfest 🔥🔥 🍺 🍺

01/10/2026

Ity ary ilay live tompoko!!
Misaotra antsika rehetra!!
Octoberfest!! 🔥 🔥 🔥
Promotion be!!😅🤣

Ho fahatsiarovana :- ny bandy akama  naterena nody fa tsy tafatsangana- ireo mpinana tsaky rehetra - mitady glacé foana ...
25/09/2026

Ho fahatsiarovana :
- ny bandy akama naterena nody fa tsy tafatsangana
- ireo mpinana tsaky rehetra
- mitady glacé foana n'a efa ririnina aza ny andro
- tsy maintsy mandainga aminy rafotsy fa milay ny fiarahana
- sipa zaka rehetra
Hoan'i fisotroana !!

Rehefa eny ankoditra daholo ny produit rehetra fa aleo misotro THB ihany oooo!!!! Zoma ny andro antsoy aho fa te hisotro...
24/09/2026

Rehefa eny ankoditra daholo ny produit rehetra fa aleo misotro THB ihany oooo!!!!
Zoma ny andro antsoy aho fa te hisotro🤪🤪🤪🤪

Mihomana ianao chérie hoavy aho eee!!! ❤️❤️Fa hoavy aminy labiera bdb!! 🍺 🍻 🍺
18/09/2026

Mihomana ianao chérie hoavy aho eee!!! ❤️❤️
Fa hoavy aminy labiera bdb!! 🍺 🍻 🍺

14/09/2026

Jeu de mot kely!!!! 😜😜😜

Efa eto vohemar!!! Eto aminy bord avec vent de la mer!!! Rdv nintsika niany!! Tongava maro avakooo!! 😇😇😇😇
11/09/2026

Efa eto vohemar!!!
Eto aminy bord avec vent de la mer!!!
Rdv nintsika niany!! Tongava maro avakooo!!
😇😇😇😇

Tafiaraka amin-dri VOAY aty!!!🤣🤣
08/09/2026

Tafiaraka amin-dri VOAY aty!!!🤣🤣

06/09/2026

Aleo asina tsinjaka THB kely!!
Black and White 🤣🤣🤣

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Barhone posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed restaurant?

Share