Voriman 60 min

Voriman 60 min Voriman 60 min مرحبا بكم في صفحة
👇 تابعنا لتحصل على
✔ نصائح
✔ عروض حصرية
✔ تجارب عملائنا
📲 اطلب الآن

13/01/2026
14/12/2023

Mba okzay le story video fa mandany mega azafady

13/12/2023

🍒‼️ izy no Fifalina ilay vehivavy nisy nanondraka asidra. Andro alina no niseho ity tranga ity ka tsy fantatra ilay olona nanondraka asidra azy.
Ny reniny mananontena, kamboty ray izy, ny reniny tsy afaka miasa mafy intsony fa manana aretina fahasemporana .
Maro ny fitsabona mbola atao @ Fifalina. Tsy afaka mitraka izy, mbola mila fandidina ny tendany, ny vavany mbola mila zairina ihany koa. Ny reniny anefa mbola ananany hôpital vola 400000 ariary, ny karapanondro notazomin'ny tany @ hôpital .
Mba mangatak izay foy izahay entina hitsabona azy indray .
Mba iverenany toebatany talo indray mba miangavy tompoko izahay mba hifanampy aminay fitsabona izany.
Afaka manantona mivantana ihany koa ho an'izay hijery azy aty an-trano
Lot AB53B ampitatafik avaratetezana

Contact 0332310004/ na 0385787213/ na 0387731897

13/12/2023

Vonjeo izahay mpianatra mody hariva😭😭😭. Nandeha bus 🚌🚌 194 mitondra ny laharana 15 12 TBG hody 🏡🏡🏡 aty Andraomena izahay androany 12 décembre t@ 5 ora sy sasany hariva😪😪. Niainga teo @ terminus Mausolée izahay ary bus mandalo Ambodivona no niarahana😭😭😭, indrisy anefa fa dia noetiny niverina niakatra makaty Analamahitsy rehefa tonga tety Alarobia 😭😭😭ary tsy nesoriny mihitsy raha tsy efa tonga taty Analamahitsy teo @ 8 ora alina mahery teo. 😭😭😭😭Ny tena olana dia vola voafetra 💰💰💰no omen'ny Raiamandreny anay ka dia tsy nanana sarandalana hodina itsony izahay ka dia dia antongotra🏃‍♀️🏃‍♀️🏃‍♂️🏃‍♀️ no hodiana hamonjy ny tanananay🏡🏡🏡. Io @ sary ilay fiara🚌🚌 ary ny tena mapalahelo 😪😪😭dia mbola narahinireo mpamily vava ratsy izahay hoe 😭😭😭"fiara an'i Benitanan ity koa tsy matahotra aniza na iza"💪☠️☠️☠️💪. Raiso ny andraikitra ry mpitondra fanjakana 🙏🙏🙏fa mijaly izahay zanakareo😭😭😭. Zarazarao 👏👏👏

13/12/2023

Salama daholo.
Marary i " Andry zanak'imady " zay vadiko.
Mba Mangataka tolon-tanana azafady indrindra tompoko 🙏.
Marary tratrany hernie vadiko 😪 ka tsy maintsy natao opération urgence tato hôpital ambositra izy. Nefa zahay sahirana ka natao dokotera aloha ny opération Dia karapanondro-nay no natao antoka noho enti-manana tsy misy.
Ka mangataka zahay fanampina fa mbola misy fanafody ampividian'ny dokotera fanafody zahay.
Zay te hanome tolon-tanana mivantana Dia ato amin'ny bloc hôpital ambositra, porte numéro 03, lit numéro 01 ...
Ito numéro andefasana ny tolon-tanana : 0331710493

Misaotra indrindra tompoko 🙏.

13/12/2023

SOS : RAKOTOHARY Jean Pierre
Izy ilay voadonana n'y moto teo am Ambatofilokana Itaosy t@ 7h sasany hariva ny alin'ny Alatsinainy 04 décembre Téo, Ary ilay olona nandona azy dia nitsoaka, fantatra tamin izany fa rovitra ny tsinainy ka niparitaka tao ny malotony, tsy maintsy nandalo opération izy vokatr'izany.
lafo dia lafo tokoa ny fitsaboana ( radio, fanaody.....) Ka sahirana fianakaviana.
Nisy ny fihaonana teo aminay : Petit Pâté Mobile sy ny fianakaviana ka HANAO TOLONTANAN azy izahay @ alalan'ny VENTE na COMMANDE ho fanampiana azy ireo amin'ny fitsaboana.

Ko dia manasa antsika izay rehetra mahalala tanana na ihany ko hitondra ny anjara biriky amin'ny fanampiana ny mpiara-belona.
Aza adino ary ny mitsidika ny Page Petit Pâté Mobile na ihany koa hiantso ny laharana ny zanany :034 47 235 62. Rebecca Natambatra

Dia misaotra antsika sahady ny équipe ny pâte mobile sy sy ny fianakaviana.

13/12/2023

Noho ny tsy fahampian-tsakafo eo amin’izy ireto dia niteraka tsy fahasalamana teo amin’ity zaza ity izany ka tena marefo dia marefo izy ary torana mihintsy aza indraindray,ny enti-manana anefa tsy misy fa tena olona sahirana no sady mbola mitaiza kely ilay reniny Koa mangataka fanampiana sy tolotanana avy amintsika izy mianaka araka izany.

Raisina am-pitiavana daholo izay endrika fanampiana ataonareo tompoko. Na vary,menaka, sns…..

Raha misy afaka manome asa azy dia afaka mihaona mivantana

Misaotra indrindra tompoko

Marcelina Tahinjanahary anaran’ny Reniny
Lahiniriko jean Ginnot 8ans ilay zaza
Toerana misy azy ireo: Ankaditoho

🟡0380759356(Association Générale Culture)
🟠0324837789 (Livasoa)
🔴0337326505 (Association Générale Culture)
[email protected]

♥️ SAMBATRA NY MANOME NOHO NY MANDRAY ARY TSY MISY MANANA NY AMPY FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY ♥️

13/12/2023

Feno 11 taona omaly ny fara andro

Address

Rabat

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voriman 60 min posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category