27/08/2020
Mitohy hatrany ny fandraisana ny commande, ary mankasitraka indrindra ireo izay efa nanome ny fahatokisany anay.
Tsidika kely ny @ livraison androany :
- biscuits au citron
- cookies au choco
- Tourte 12 pers
- Pizzas MM
- Pains hamburger boule MM
- Pains hamburger boule toast
- Pains hamburger baguette
- Pains au chocolat
Contact tsy miova : 034 70 470 73