Super Break

Super Break « Votre pause pleine de saveurs » ✨

🚨🔥 🍕PIZZA GM = 20 000Ar Monja 🍕🔥🚨Tsy ho diso fanantenana ianao amin’ireto safidy ireto:👉 4 Fromages 🧀🍕👉 Jambon Poulet 🍗🍕...
08/05/2026

🚨🔥 🍕PIZZA GM = 20 000Ar Monja 🍕🔥🚨

Tsy ho diso fanantenana ianao amin’ireto safidy ireto:
👉 4 Fromages 🧀🍕
👉 Jambon Poulet 🍗🍕
👉 Forestière 🍄🍕

👉 Afaka mihinana sur place
👉 Afaka atao livraison 🚚

📍 Super Break Ambatobe Masinandriana
🕘 Misokatra: 9h – 20h

📩 Alefaso dieny izao ny commande: 034 39 534 69/038 11 772 69

✨ Super Break – votre pause pleine de saveurs ✨

🎂 Ankoatra ny fast food, manao mofomamy ihany koa izahay! 🍰Ireto ary ny sasantsasany amin’ireo réalisations vitanay tato...
21/04/2026

🎂 Ankoatra ny fast food, manao mofomamy ihany koa izahay! 🍰

Ireto ary ny sasantsasany amin’ireo réalisations vitanay tato ho ato.

Na mofomamy ho an’ny anniversaire, événement spécial, na commande personnalisée, vonona izahay hanome fahafahampo tanteraka ho anao.

📩 Alefaso ary ny commande-nao amin’ny MP
📞 Na antsoy mivantana: 038 11 772 69

Super Break — votre pause pleine de saveurs.

🎉 OFFRE SPÉCIALE SNACK 🎉50 pièces Nem na Sambos👉 28 000 Ar fa tsy  30 000 Ar🔥 Alefaso dieny izao ary ny commande-nao fa ...
03/04/2026

🎉 OFFRE SPÉCIALE SNACK 🎉

50 pièces Nem na Sambos
👉 28 000 Ar fa tsy 30 000 Ar

🔥 Alefaso dieny izao ary ny commande-nao fa voafetra ihany ny tolotra !

🌸 Mety tsara ho an'ny fetin'ny P***a
📅 Tolotra manankery anio hatramin'ny Alatsinainy P***a

📩 Commande en MP na antsoy :
📞 034 39 534 69 / 038 11 772 69

✨ Super Break Votre pause pleine de saveurs !
***a

🍕 PIZZA GOURMANDE 25 000 Ar monja! 😍Maniry hihinana pizza matsiro sy be fangarony ve ianao ?😋😍👉Ato amin’ny Super Break ,...
20/03/2026

🍕 PIZZA GOURMANDE 25 000 Ar monja! 😍

Maniry hihinana pizza matsiro sy be fangarony ve ianao ?😋😍

👉Ato amin’ny Super Break , misy karazany 3 azonao isafidianana :
✨ Pizza FROMAGE GOURMANDE🍕🧀
✨ Pizza VIANDE GOURMANDE🍕🍗
✨ Pizza SPÉCIAL SUPER BREAK 🍕🍤

🔥Aza miandry ela fa alefaso ary ny commande-nao e !
📩 Mp na antsoy mivantana :
034 39 534 69 / 038 11 772 69

💛Super Break – Votre pause pleine de saveurs 💛

🌟 Disponible indray ny OFFRE SPÉCIALE MERCREDI ! 🌟Amin’ny 15 000 Ar monja dia mahazo :🍟 Tacos + frites + jusna🍔 Burger +...
18/03/2026

🌟 Disponible indray ny OFFRE SPÉCIALE MERCREDI ! 🌟
Amin’ny 15 000 Ar monja dia mahazo :

🍟 Tacos + frites + jus
na
🍔 Burger + frites + jus

Aza tara ary fa fotoana tsara hankafizana sakafo matsiro amin’ny vidiny mirary izao 😍

📩 Alefaso ary ny commande-nao amin’ny MP
na antsoy mivantana :
📞 034 39 534 69
📞 038 11 772 69

"Super Break votre pause pleine de saveurs"

🔥 ZOMA MAHAFINARITRA  ATO AMIN’NY SUPER BREAK! 🍕Aza tara fa 20 000 Ar monja dia mahazo PIZZA GM be sy matsiro! 😋✨ Manana...
13/03/2026

🔥 ZOMA MAHAFINARITRA ATO AMIN’NY SUPER BREAK! 🍕

Aza tara fa 20 000 Ar monja dia mahazo PIZZA GM be sy matsiro! 😋

✨ Manana Safidy 3 :
🍕 4 FROMAGES
🍕 FORESTIÈRE
🍕 JAMBON POULET

👨‍👩‍👧‍👦 Tongava miaraka amin’ny namana, fianakaviana, olon-tiana na mpiara-miasa dia ankafizo ny fotoana miaraka amin’ny pizza matsiro!

🕘 Misokatra: 9h – 20h
🛵 Manao livraison hatrany
📩 Alefaso MP izao ny commande
📞 034 39 534 69 / 038 11 772 69
📍 Super Break – Votre pause pleine de saveurs🍕🔥.

🌟 Herinandro vaovao mahafinaritra ho antsika rehetra!Faly izahay mizara aminareo ireto mofomamy nataonay ireto 🎂Ankoatra...
09/03/2026

🌟 Herinandro vaovao mahafinaritra ho antsika rehetra!

Faly izahay mizara aminareo ireto mofomamy nataonay ireto 🎂

Ankoatra ny Fast-food, dia mandray commande mofomamy amin’ny fotoana rehetra ihany koa izahay.
🎉 • Première Communion
• Batisa
•Mariage sy Fety ary fotoana manokana

💛 Alefaso ary ny commande-nao, fa ho ataonay mamy kely, kanto ary miavaka ny mofomamy ho anareo.

📩 Commande amin’ny MP
📞 038 11 772 69

👍 Araho hatrany ny pejy ary zarao amin’ny namana mba hahafahan’izy ireo mankafy ihany koa.


🔥 ALAROBIA GOURMAND INDRAy OH! 🔥Tonga indray ny andro manokana ho an’ny gourmands 😋💥 15 000 Ar fotsiny dia mahazo misafi...
25/02/2026

🔥 ALAROBIA GOURMAND INDRAy OH! 🔥

Tonga indray ny andro manokana ho an’ny gourmands 😋

💥 15 000 Ar fotsiny dia mahazo misafidy ianao :

🌮 Tacos + Frite + Jus
na
🍔 Burger + Frite + Jus

Sady matsiro no mahafa-po, ary vidiny mirary ! 😍

⏰ Manankery mandritra ny Alarobia ihany.

📩 Alefaso haingana ary ny commande !
📞 Mp : 0343953469 / 0381177269

📍 Disponible sur place – à emporter – livraison

Super Break – Votre pause pleine de saveurs 🍕🔥








Un grand merci à nos nouveaux followers ! Herinjaka Rajaonera, Manolo RAKOTOMANANA, Stefy Rakotoarison, Lalatiana Ramasi...
25/02/2026

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Herinjaka Rajaonera, Manolo RAKOTOMANANA, Stefy Rakotoarison, Lalatiana Ramasinavalona, Sylvie Ramandimbiarisoa, Varotra Soa MK, Patti Sy Alphène, Ny Tsara Rehetra, Harena Andriamihaja, Riantsoa Balsame, Iarinla Rakotoarimanga

Address

IV
Ambatobe

Opening Hours

Monday 10:00 - 20:00
Tuesday 10:00 - 20:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 20:00

Telephone

+261341313564

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Super Break posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share