Chez Saly

Chez Saly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Saly, Restaurant, Ambatofotsy.

Izahay ato amin'ny Chez Saly moa dia manao "bûche de noel" fa tsy izay fotsiny, raha misy "anniversaire" na "bapteme" di...
01/12/2023

Izahay ato amin'ny Chez Saly moa dia manao "bûche de noel" fa tsy izay fotsiny, raha misy "anniversaire" na "bapteme" dia manao koa izahay

salama o!Efa manakaiky izao ny fety dia betsaka nareo izay mitady mofomamy, izahay ato amin'ny Chez Saly dia mandray ny ...
01/12/2023

salama o!
Efa manakaiky izao ny fety dia betsaka nareo izay mitady mofomamy, izahay ato amin'ny Chez Saly dia mandray ny komandinare

Salama o!Ho anareo izay mbola tsy mahafantatra, izay dia pamboly frezy koa. Avy eny antsah, tonga dia avadikay desera ts...
22/11/2023

Salama o!
Ho anareo izay mbola tsy mahafantatra, izay dia pamboly frezy koa. Avy eny antsah, tonga dia avadikay desera tsara hoanareo.Sady mbola amin'lay "fresh" tsara ozy ny vazah😁

20/11/2023

Aza adino fa ato ko ny Mine Sao an! izay mirary dia mirary tokoa. Izay ko moa dia mihezaka ny manao izay mba hazakan'ny olona rehetra ny vidin'ny sakafo ato aminay

20/11/2023

Na dia nahatsiro aza ilay Langouste dia mbola ny Entrecôte ihany no nandresy tamin' weekend farany teo. Mbola vao hitady adversera vaovao ndray amin'ny weekend manaraka? Raha manana spapa moa nareo dia Alefaso eo amin'ny commentair!

Maro nareo izay efa mahafantatra, fa zaraina hoanareo izay mbola tsy mahalala, fa Izahay ato amin'ny Chez Saly dia manan...
20/11/2023

Maro nareo izay efa mahafantatra, fa zaraina hoanareo izay mbola tsy mahalala, fa Izahay ato amin'ny Chez Saly dia manana service traiteur. ko aza misalasala miantso anay raha lina amin'izany ianao.

Mahatoky izay fa nahafinaritra ny weekend! izahay moa dia misokatra foana hoanareo, ka aza misalala fa mandroso
20/11/2023

Mahatoky izay fa nahafinaritra ny weekend! izahay moa dia misokatra foana hoanareo, ka aza misalala fa mandroso

17/11/2023

Tonga indray ny Langouste Chez Saly! Sautée au beurre na grillée, amin'ny vidiny 25.000Ar fotsiny. Aza miandry ela tsony fa tonga dia alefaso ny komandinao

Ireto indray ny sakafon'tsika amin'ity weekend ity. Mariako eto mo fa misy ireo plats izay misy foana dia misy koa ireo ...
17/11/2023

Ireto indray ny sakafon'tsika amin'ity weekend ity. Mariako eto mo fa misy ireo plats izay misy foana dia misy koa ireo mandalo. Arao atrany ny pejinay mba hafantaranao ireo vaovao rehetra

17/11/2023
Izahay moa dia ny hanome fahafampo anareo hatrany ny tanjonay. Matetika mo nareo taraiky eny amin'ny lalana, na ko oe te...
17/11/2023

Izahay moa dia ny hanome fahafampo anareo hatrany ny tanjonay. Matetika mo nareo taraiky eny amin'ny lalana, na ko oe tena efa nona be mihitsy. Dia faly izay milaza aminao fa hafaka tonga dia vonona ny sakafonao vao tonga ato aminay enao, Alefanao anay ny komandinao no sady tonga dia alohanao amin'ny halalan'ny Mvola. Avy hatrany dia omana😁

salama o!Zaraina amin'tsika eto matetika ireo karazana sakafo ataonay, Ireto telo ireto moa dia anisany ireo tianareo in...
17/11/2023

salama o!
Zaraina amin'tsika eto matetika ireo karazana sakafo ataonay, Ireto telo ireto moa dia anisany ireo tianareo indrindra.

Address

Ambatofotsy

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 21:00
Sunday 09:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Saly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category