Mon Resto

Mon Resto Commande en ligne ou au 038 36 557 62

Restaurant Chinois exclusivement en ligne, nous préparons chaque jour des plats authentiques savoureux et fait maison avec des produits frais, tout est cuisiné à la commande et livré directement chez vous.

05/01/2026
Pas de temps de cuisiner?  Marre des pâtes au beurre Cliquez, Commandez au 038 36 557 62, Régalez -vous MON RESTO vous p...
28/05/2025

Pas de temps de cuisiner? Marre des pâtes au beurre
Cliquez, Commandez au 038 36 557 62, Régalez -vous
MON RESTO vous papilles vont dire « Xièxiè »

27/05/2025
Ao ve isika oIzahay Dia manolotra Pâte amin'ilay tsiro mahatamana foana,koa raha te hahandro Pate ho an'i NENY rahampits...
24/05/2025

Ao ve isika o
Izahay Dia manolotra Pâte amin'ilay tsiro mahatamana foana,koa raha te hahandro Pate ho an'i NENY rahampitso Dia azonay hanaterana Pâte amin'ilay efa nitiavananareo azy hatramin'izay ,pâte feno ,feno,Ary tena atody daholo n'y aminy koa aza misalasala aza fandrio an'io di ahaterinay rahampitso maraina,0383655762
Mirary soa e

24/05/2025

Manaja e
Kely sisa ,ora no hisaina dia fetin'i NENY fety manan-danja izany ho an'izany Mbola misy Neny .
Izahay Dia manolotra tolotra manokana ho an'i NENY
-Crevtte pané
- Wantan frite amle tena Ilay tsara
- Demi lune frite amin'ilay azo hifaninanana ny tsirony
- Mine Sao tsatsiou
- Mine Sao crevettes
- Mine Sao poulet .......
Koa aza misalasala Ary ataovy komandinao an-tarobia 0383655762
Haterinay fa asiana frais de livraison mirary rahampitso
Mankasitraka indrindra

Noho ny fahatongavan'ny fetin'i Neny Dia hanomana TSA tsiou sy cuisse  ,aille de poulet laqué amin'ny tsirony tena izy i...
19/05/2025

Noho ny fahatongavan'ny fetin'i Neny Dia hanomana TSA tsiou sy cuisse ,aille de poulet laqué amin'ny tsirony tena izy izahay,koa aza hadino ny mamandrika Dia ny izao.

Address

Ambondrona

Telephone

+261341132988

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mon Resto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mon Resto:

Share