Pâte à Rêve

Pâte à Rêve Votre référence en pâte vide prête à l'emploi pour " Mignardises "

22/01/2026

Miharahaba e , aleo aloha asiana Kely sary fa Sao hoe tsy mandray commande Ampahin'asanay tao anaty fahanginana 😅 300 p Mini choux 350 p Mini éclair 175 p Mini cornet 200 p Mini burger ( jaune / vert / rouge / neutre ) 250 p fond festonné 100 p fond lisse 50 p Mini Batbout
03204 75070
Mankasitraka tompoko ♥️
fans Pâte à Rêve

Manaja e ,Ireto sary mamy Kely ireto no entinay mamerina ny  arahaba tratran'ny taona 2026 Izahay  ekipan’i ♥️ Pâte à Rê...
09/01/2026

Manaja e ,Ireto sary mamy Kely ireto no entinay mamerina ny arahaba tratran'ny taona 2026
Izahay ekipan’i ♥️ Pâte à Rêve Dia maniry mba ho taona hitondra fahombiazana, fitahiana sy fahasalama ho antsika tsirairay avy , ity taona ity 💥

📱📱 03204 75070 appel ou WhatsApp
. Miverina ny fandraisanay commande manomboka ny Alatsinainy 13 janvier 2026
❤️❤️ Mankasitraka ♥️♥️

02/01/2026

Manaja e , asa voalohany taona
Misaotra ny Tompo Mbola nahatratra ny taona Vaovao 250 p de Mini éclair ( 450 ar la pièce ) 110 p de Mini croissant ( 550 ar la pièce) 110 p de Mini quiche lisse ( 500 ar la pièce) @ 220 p de Mini burger neutre ( 450 ar la pièce) 510 p de Mini choux ( 400 ar la pièce) 4 kg de pâte feuilletée simple ( 18 000 par kg )

Mankasitraka anareo hatrany
03204 75070

fans Pâte à Rêve P&H Events

Izahay éto Pâte à Rêve  Dia faly miharaba antsika tsirairay @ izao taona Vaovao izao Dia Mbola ho mamy hatrany ny fihara...
01/01/2026

Izahay éto Pâte à Rêve Dia faly miharaba antsika tsirairay @ izao taona Vaovao izao
Dia Mbola ho mamy hatrany ny fiharahana
Samy ho tahian'ny Tompo mandrakariva
❤️

31/12/2025

Miharahaba antsika tratran'ny Farany , mifarana éto ny fandraisanay commande
@ 05 janvier indray ny fotoana .. Mankasitraka 🙏

22/12/2025

Manaja e 😊
Tsy misy ambara fa na anaty boîte na anaty moule Dia azo sary avokoa
Mankasitraka anareo feno izahay
Mbola misy toerana vitsy vitsy ho an'izay Mila coque vide spécial cocktails.. Mankasitraka
03204 75070
fans

Nos coques vides en forme Mini
400 ar : mini pizza , fond de tarte ou quiche festonné
450 ar : mini éclair, pain panini , mini burger neutre , mini choux
500 ar : batbout, burger coloré, pain sandwich, pain hot dog , fond de tarte ou quiche lisse , donuts
550 ar : craquelin Neutre, Cygne , paris brest , mini wraps , mini pain bagel.
600 ar : croissant
900 ar : croustade mini
1100 ar : mini vol au vent
750 ar : mini cupcakes

Nos fonds lisse
500 ar : fond de tarte / quiche mini ( 3.5 cm )
700 ar : fond tarte / quiche pour cocktails ( 4.5 cm )
1200 ar : fond de tarte / quiche pour pause café ( 6 cm)
1700 ar : fond de tarte / quiche individuelle ( 8 cm )
2000 ar : fond de tarte / quiche individuelle ( 10 cm )

Nos Fonds festonnée
400 ar : forme rond ou forme ovale

Manaja antsika mpanaraka ny pejy .. Maro no efa mahafantatra fa tsy coque vide ihany no ataonay Fa ankehitriny no sarahi...
30/11/2025

Manaja antsika mpanaraka ny pejy ..
Maro no efa mahafantatra fa tsy coque vide ihany no ataonay
Fa ankehitriny no sarahina tanteraka Ilay pejy
Ka ho an'ireo manontany ny produit fini anay Dia io Ary ny pejy P&H Events
hisy tolotra mamy isika ato ato .. Mankasitraka anareo hatrany nanohana anay ❤️❤️

26/11/2025

Manaja e 👋👋
Ampahin'asa izay tratra sary .. miaraka jirama malala 😓😅 600 pièces de mini hamburger ( Neutres, Jaune , rouge , vert , Violet et Bleu ) 300 pièces de mini choux 300 pièces de mini éclair 250 pièces de fond ovale festonné 250 pièces de fond rond festonné 275 pièces de fond de tarte lisse / 8 cm 600 pièces de fond de tarte lisse / 6 cm
. 350 pièces de fond de tarte lisse / 4.5 cm 350 pièces de fond de tarte lisse/ 3.5 cm
Mankasitraka anareo hatrany mahatoky sy misafidy Anay,🥰🥰
Fandraisana commande 2/3 jours à l'avance arahina acompte en appuie
03204 75070
fans Pâte à Rêve

19/11/2025

Manaja e , ho antsika manana livraison pour jeudi 20 Novembre, mba miditra WhatsApp Kely ani azafady indrindra
Mankasitraka fans

15/11/2025

Manaja antsika e 😊
Ampahin'asa antonina latabatra 🤣🤣 500 pièces fond lisse 450 pièces fond ovale festonné 450 pièces fond rond festonné 150 pièces de hamburger neutre 100 pièces de hamburger noir 150 pièces mini cygne 150 pièces mini paris Brest 100 pièces mini craquelin 150 pièces mini éclair
Mankasitraka anareo hatrany manohana anay
Fandraisana commande 2/3 jours à l'avance arahina acompte
Mandefa manerana ny faritra rehetra
03204 75070

Izahay mikararaka ny commande ato Couleur ré Zao Ary lanjaina tsirairay na 1000 pièces aza ❤️Pâte à Rêve
06/11/2025

Izahay mikararaka ny commande ato
Couleur ré Zao
Ary lanjaina tsirairay na 1000 pièces aza ❤️
Pâte à Rêve

03/11/2025

. 275 p Craquelins 650 p Fond de tarte lisse 250 p Fond de tarte ovale 75 p Mini wraps
. 300 p éclair 300 pièces cygne 175 p de choux 365 p vol au vent 2 ème entrée 60 p Mini vol au vent carré 60 p Mini pain sandwich 200 p choux 2 ème entrée
Manaja Ampahin'asa moa izy ireto , faly Hatrany izahay Mandray anareo
2/3 mihaloha ny fandraisana ny commande
Mankasitraka anareo hatrany mahatoky Anay P&H Events Pâte à Rêve Mandefa manerana ny faritra
03204 75070 ♥️

Address

By Pass
Andoharanofotsy
101

Telephone

+261320475070

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pâte à Rêve posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category