Riverside By Pass

Riverside By  Pass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Riverside By Pass, Restaurant, Amoronakona, Antananarivo.

10/01/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Aina Hasina, Elia Ranivoarisolo

28/11/2025
20/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Aina Hasina

Ny misy ny toerana hita avy eo aloha sy avy eny amin'ny tetezana mandeha Ambohimangakely ( Miala arrêt Lalamby manakaiky...
14/11/2025

Ny misy ny toerana hita avy eo aloha sy avy eny amin'ny tetezana mandeha Ambohimangakely ( Miala arrêt Lalamby manakaiky ny jovenna Double Amoronakona)

Somary mitsofoka 100 M fa" Premier Plan , vue panoramique , calme " Tsy dia fahita .

Mbola mitohy Hatrany " ny promotion " ka  manasa antsika Hatrany hitsidika ny toerana fa tena hafa ihany no mahita mivan...
14/11/2025

Mbola mitohy Hatrany " ny promotion " ka manasa antsika Hatrany hitsidika ny toerana fa tena hafa ihany no mahita mivantana efa maro ny afa- po nahita ny hakanto ny toerana sy nanjifa ny tolotra " Location Salle Riverside 5000ar / pers ".

Tsy voatery hoe izay manao Mariazy na fanorenana tokantrano ihany no raisainay sy mety amin'ny toeranay.

Misokatra ihany koa ny toerana ho an'ireo hanao Lanonam-pianakaviana na mpiara- miasa na fikambanana na sekoly amin' ny fandraisana ity taona vaovao ity.

Vonjivonjeo ny famandrian- toerana fa izay tonga aloha ihany no tompon'ny date Tompoko !!!

Mankasitraka

Sary avy any amin'ny client satisfait. Misaotra betsaka
12/10/2025

Sary avy any amin'ny client satisfait. Misaotra betsaka

Ny tafiditra ao anatin'ilay location 5000 ar miampy vilia 2 sy baffle sy table fa ordi sisa ho entinareo
10/10/2025

Ny tafiditra ao anatin'ilay location 5000 ar miampy vilia 2 sy baffle sy table fa ordi sisa ho entinareo

Salama tompoko noho ny fitsinjovana ny mpanjifa hatrany dia mbola mitohy ny promotion ato aminay Riverside By pass Amoro...
10/10/2025

Salama tompoko noho ny fitsinjovana ny mpanjifa hatrany dia mbola mitohy ny promotion ato aminay Riverside By pass Amoronakona Jovenna double manaraka ny Lalamby.
Ny Location salle dia natao ho zakan'ny be sy ny maro 5000 ar fotsiny kanefa tafiditra ao anatin'izany : vilia telo karazany, sotro, sotro rovitra sy sotro kely+ baffle sy table sono + lamban-databatra sy surnappe efa misy loko azo hisafidianana ihany ato aminay + couvre chaise+ fleur centre de table ( efa milamina daholo izany ny salle).
Ao anatin'izany afaka mampiasa lakozia fa misy condition kely ihany.
Ka manasa anao ary hitsidika ny toerana sy hanao famandrihana toerana dieny izao fa maromaro ihany no efa manontany date.
Maro no afa-po ka ianareo sisa no andrasana eh!!!
Faly Handray anareo ny Equipe Riverside ❤️❤️❤️

Address

Amoronakona
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Riverside By Pass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category