Restaurant Varongy

Restaurant Varongy - Restauration
- Fast food (tacos, pizza, panini, hamburger)

Mangatsitsika sy manorana ilay andro,Ito ny anay tena mba tinay rehefa toy izao ny andro.HummmMatsiro be amin'izao andro...
25/01/2023

Mangatsitsika sy manorana ilay andro,
Ito ny anay tena mba tinay rehefa toy izao ny andro.

Hummm
Matsiro be amin'izao andro izao.

Alahady matsiro ๐Ÿ‘ŒNdao indray ary e, misokatra izahay ny Alahady.Ety Ambohimanarina hatrany.Mirary tontolo andro mahafina...
15/01/2023

Alahady matsiro ๐Ÿ‘Œ

Ndao indray ary e, misokatra izahay ny Alahady.
Ety Ambohimanarina hatrany.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo izahay e

Iza no mitovy aminay Tia couscous?๐Ÿฝ๏ธ๐Ÿ—Couscous poulet merguez ๐Ÿ—๐Ÿฝ๏ธ๐Ÿ“Restaurant Varongy Ambohimanarina
13/01/2023

Iza no mitovy aminay Tia couscous?

๐Ÿฝ๏ธ๐Ÿ—Couscous poulet merguez ๐Ÿ—๐Ÿฝ๏ธ

๐Ÿ“Restaurant Varongy Ambohimanarina

Salama daholo indray isika rehetra, efa ela izay tsy nihaonana izay ๐Ÿ˜Š.Tonga indray ary izahay miaraka amin'ny tolotra va...
13/01/2023

Salama daholo indray isika rehetra, efa ela izay tsy nihaonana izay ๐Ÿ˜Š.
Tonga indray ary izahay miaraka amin'ny tolotra vaovao sy toerana vaovao (Ambohimanarina) amin'ity taona vaovao ity ๐Ÿ˜Š.
Araho hatrany ary ny pejy โค๏ธ

13/01/2023
Salama daholo e,๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰Faly izahay milaza aminareo fa misokatra manomboka androany 20/10/2022 ny Fast food Varongy.๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ€Aseho m...
20/10/2022

Salama daholo e,

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰Faly izahay milaza aminareo fa misokatra manomboka androany 20/10/2022 ny Fast food Varongy.๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰

๐ŸŽ€Aseho manaraka eto ihany ny lien ahafahanareo mahita ilay toerana iray vaovao ๐Ÿ˜‰.๐ŸŽ€

๐ŸŽ‰Salama daholo isika ato ๐ŸŽ‰ ๐ŸŽ€๐ŸŽ๐ŸŽ‰Ito indray ny tolotra ho an'ny rahampitso ary e๐ŸŽ€๐ŸŽ๐ŸŽ‰๐Ÿ’Maro ianareo tamin'ny eriny no nisitrak...
13/10/2022

๐ŸŽ‰Salama daholo isika ato ๐ŸŽ‰

๐ŸŽ€๐ŸŽ๐ŸŽ‰Ito indray ny tolotra ho an'ny rahampitso ary e๐ŸŽ€๐ŸŽ๐ŸŽ‰

๐Ÿ’Maro ianareo tamin'ny eriny no nisitraka ilay tolotra vendredi joli iny, ka ity indray aza ny tolotra ho an'ny rahampitso zoma .๐Ÿ’

๐ŸซดRaha mividy plat iray ianareo Dia mahazo na milk-shake iray na glace iray.

Anareo ny safidy ๐Ÿ˜‰

๐ŸซดHo an'ireo izay maniry hamandrika toerana aza misalasala mihantso ny laharana 0346323637/0343710576

Mankasitraka

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:30 - 21:00
Tuesday 10:30 - 21:00
Wednesday 10:30 - 21:00
Thursday 10:30 - 21:00
Friday 10:30 - 21:00
Sunday 10:30 - 21:00

Telephone

+261346323637

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Varongy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share