18/07/2026
🔥’NDAO HILALAO !!!
⚽️ Faradoboka ! Tonga ny FINALE, hifampikatroka ny samy henjana !
‼️Ataontsika mipoaka be koa ny loka, KFC FIANAKAMS no zaraina.
⚠️Vakio tsara ny fepetra :
✅ Abonneo ny page raha tsy mbola (vao tsy abonné dia tsy mety identifiena ianao, dia tsy hitanao akory raha ianao no voasarika),
✅ Soraty ny anaran'ny ekipa alainao : ESPAGNE na ARGENTINE ('zay ihany, vao misy score na anarana ekipa anankiroa dia tsy mety),
✅ Zarao ny lalao,
✅ Olona anankiray = commentaire.
😁 Alefa ary dia izay telo tsara vintana mahita ny valiny marina sy vaosarika dia mahazo an’ireo !
⏳Tapitra ny alahady amin'ny 8 ora alina ny lalao.