Sogany

Sogany sakafo gasy tsotra

SOGANY dia vary amin'anana vita amin'ny ananambo sy patsa mena AFANGARO@ VARY SOSOA BE RANO EFA MASAKATsy mila karakarai...
03/11/2021

SOGANY dia vary amin'anana vita amin'ny ananambo sy patsa mena
AFANGARO@ VARY SOSOA BE RANO EFA MASAKA
Tsy mila karakaraina fa tonga dia afangaro @ vary sosoa efa masaka
Sakafo tena mitondra hery satria betsaka vitamina , calcium, protéines ary potassium
miady @ tsy fanjarian-tsakafo
METY HO ANAO SAHIRANA MITADY LAOKA SY MAIKA LAVA
-tsy mila mividy menaka-anana-saosy isan-karazany-charbon sns sady tsy mandany fotoana.
sachet 01 mavita sakafon' olona 10
VIDINY 5 000 AR

ho anao hotely-gargoty-épicerie-sns te haniry ny hiara hiasa atsoy ny numéro
TEL +261 34 63 920 61- 32 63 131 16
MANAO LIVRAISON
SOGANY VITA MALAGASY
TOHANO NY VITA GASY

SOGANY dia vary amin'anana vita amin'ny ananambo sy patsa mena ary patsa beAFANGARO@ VARY SOSOA EFA MASAKATsy mila karak...
30/07/2021

SOGANY dia vary amin'anana vita amin'ny ananambo sy patsa mena ary patsa be

AFANGARO@ VARY SOSOA EFA MASAKA

Tsy mila karakaraina fa tonga dia afangaro @ vary sosoa efa masaka

Sakafo tena mitondra hery satria misy vitamina A sy C, calcium, protéines ary potassium
Manala makafoka

METY HO ANAO SAHIRANA MITADY LAOKA SY MAIKA LAVA

PACK 01 mavita sakafon' olona 6.
VIDINY 5 000 AR
bonus sakay pilokely

ho anao hotely-gargoty-épicerie-sns te haniry ny hiara hiasa atsoy ny numéro

TEL +261 34 63 920 61- 32 63 131 16

MANAO LIVRAISON

SOGANY VITA MALAGASY
TOHANO NY VITA GASY

18/02/2021

Ouverture bientôt

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:30
Saturday 07:30 - 18:30

Telephone

+261346392061

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sogany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sogany:

Share

Category